Christian sy ny fahalalahana, tsara fa misy maharatsy azy

21. Jeankely ( 20/05/2008 23:40)
Tsy ny fanantenana sy hafaliana mahita izany no resahiko aloha fa ilay saina mivily. Ny kristianina amiko tsy mety amin'ny olona mikatona na tery saina amin'izao fotoana izao. Mibosesika miditra ampiangonana nefa ny saina tery dia lasa anarany fotsiny ilay izy ary mety manimba ilay fivavahana indray aza. Io no tena tiako hiaviana. Ny lehilahy mikavina sns dia tsy ny vazaha daholo no namorona azy akory fa fomba amin'ny tany hafa saingy rehefa vazaha no manao azy dia heverina fa tsara ary arhana be fahatany fa tsy hay izay dikany. Dia mbola mifanjevo ihany koa. Ny akanjo tapaka mampiseho foatra ohatra dia efa nataon'ny Indian hatr'izay ary hainy ny misaina azy saingy rehefa taritin'ny vazaha dia ilay mahafinaritra fotsiny no hita ary ilay fisainana ny handray an'iny no mipetraka voalohany. Ny tena anefa ao ampiangonana. Mivahavaha izany. Mety mikorotana ny filazako azy fa farany dia lasa hisian'ny mpangalatra, makorel, mpamosavy, mpiantsara ivelantsihy sns ilay fiangonana satria tsy hay ny tena izy. Manimba ilay fiangonana indray izany ilay fahalalahana. Ka izay no mahatonga ny sasany avy dia hoe tsy tokony hampiseho faritra minitikitika saina. :-D :-D :-D :-D
22. patrick2002 ( 21/05/2008 02:32)
fa ny mosqué ve tsy misy ,mpangalatra na makorelina ,na olona mijangajanga ,na mpisoloky mivavaka eh! jereo fotsiny ny famille royal an'i Arabie saoudite fa manafatra makorelina avy any suede ,sy philippine ary thailande mihintsy mba ho lalaoviny any, nefa rehefa avy eo mivavaka 5 isan'andro .
23. Jeankely ( 21/05/2008 06:19)
Jeankely tsy Silamo na manandratra ny Silamo ho filamatra. Raha tsy nianaranao ny SWOT (Strength. Weakness,Opportunity, Threat) dia mianara tsara. Manao izany ny rehetra hanatsarana zavatra fa tsy hanimbana zavatra. Mivadiha any ambadika raha hifadona ihany fa ato sehatra fivavahana ka tsy tia hamely mafy an' patrick2002 donto aho.
24. patrick2002 ( 21/05/2008 13:53)
Misaotra anao tsy namely mafy aloha ,fa mba fanontaniana ny ahy ,i jeannekely izany any @ tany silamo any manao chadar, sa bourka ,dia mba misy lehilahy miovaova vehivavy ve any :?: :idea:
25. ikaretsaka ( 21/05/2008 14:02)
ny saina no mitondra anío ra jean kely amiko an..
raha hanao bourka izy nefa veta be.. vao mainka olana..nohon'ny manao kaviníla nefa tsy maninona
26. cutie ( 21/05/2008 14:04)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 21-05-2008 00:34:52
Lohateny : Re : Christian sy ny fahalalahana, tsara fa misy maharatsy a
rehefa avy nahit aka,falifaly sy mirana ery mody sy manantena sao mba hety hisy fihaonana

mety ka :-D
27. Jeankely ( 21/05/2008 14:45)
Fa iza no miteny hoe maninona ilay mikavin'ila ee?
Ny manaraka fahatany tsy mahalala ny dikan'ny zavatra ary tsy tompon'ny tenany no resahiko. Milaza aho hoe olona ampy fahalalana ary fahalalahana tsy ny rehetra no afaka miaina amin'izany. Izay no tiako ambara.
28. cutie ( 21/05/2008 15:16)
Ny manaraka fahatany tsy mahalala ny dikan'ny zavatra ary tsy tompon'ny tenany no resahiko.

mila fananarana raha zany
29. naughtyboy ( 21/05/2008 16:19)
ny famaliny veloo no manakaiky ny hevitro ny fijery ny zv rehetra de mila fandeferana,sy fahalalantsaina(liberal )nefa kosa ny fanajana ny tena sy hafa (conservative)tsy azo arina na sehatra fiarahamonina io na fivavahana na in..
30. patrick2002 ( 21/05/2008 18:28)
ka i jeankely izany tompon'ny tenany amin'io mitsara tsara olona io sa tompoin'ny tenany :roll: :?: :idea:
31. fijo ( 21/05/2008 20:19)
patrika an,le hoe manafatra makorel aavy any sueda ny ao arabia.

aleo aloha hazava fa amin'ny silamo,dia i mahomet mihintsy no nilaza,fa soa avy amin'i allah ny fitaovampananahana,ka fahadisoana ny tsy maka tsirony sy mampiasa azy.
izy tenany aza moa dia tena tsy niafina fa nilalao vehivavy maro.ary nilaza fa tsara io.
32. patrick2002 ( 22/05/2008 01:04)
ary hiova silamo izaho raha izany kty :-D :-D :-D
33. Jeankely ( 22/05/2008 05:17)
Aza manao resaka tsisy fototra ka hiovaova amin'ny resaka filalaovana fitaovampananahana. Veloma ra-pa200dododondrrrr.... :-D :-D :-D :-P :-P :-P
34. cutie ( 22/05/2008 16:32)
fijo :-D :-D :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 22/05/2008 20:40)
fijo:

patrika an,le hoe manafatra makorel aavy any sueda ny ao arabia.

aleo aloha hazava fa amin'ny silamo,dia i mahomet mihintsy no nilaza,fa soa avy amin'i allah ny fitaovampananahana,ka fahadisoana ny tsy maka tsirony sy mampiasa azy.
izy tenany aza moa dia tena tsy niafina fa nilalao vehivavy maro.ary nilaza fa tsara io.

marina..
(Surah Al Baqarah 2:187).


36. fijo ( 22/05/2008 21:08)
za koa naika niditra silamo ihany mba haka io fy io,saingy le hitsingolingolika no tsy voako;za koa malefaka fihetsika ,ka toa tsy mety amiko le izy
37. cutie ( 23/05/2008 00:29)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
38. patrick2002 ( 24/05/2008 00:20)
ary ra jeankely va tsy hivadika silamo amin'izay tsy mahita vehivavy manao pataloha mifinjifinjy intsony an'ny @ mosqué ,na lehilahy manao kavin'ila :lol: :?:
39. Jeankely ( 24/05/2008 02:15)
Ny anao dondrona ao Canada jerena. patrick200dondrona. :-D :-D :-D
40. patrick2002 ( 26/05/2008 15:28)
fijo:

za koa naika niditra silamo ihany mba haka io fy io,saingy le hitsingolingolika no tsy voako;za koa malefaka fihetsika ,ka toa tsy mety amiko le izy



Ny ahy indray ilay mihoroka fofotongotr'olona rehefa mitsingoloka iny no tsy zakako
:-D :-D aleoko ihany mijery vehivavy manao mini-jupe any am-piangonana kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079