fofona faha-kely
21. sakaizakely
(
16/05/2008 14:50)
( ) de ze tsy faly mibotsona! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ka iza ary no tena mibotsina indrindra eto zao ry kiadi ?
ianao zany no tena tsy faly voalohany kou :-D :-D :-D :-D
23. endrika01
(
16/05/2008 15:08)
sakaizakely:mmmh,ny ahy ndray lay fofona ratsak\'azo sy ravin-kazo dorana atao zezika na dorana fotsiny!Hatsiarovako lay any aminay ,mifangaro fofona mimoza sy kininina! Betsaka fa reo no tiko ny fofony,:-P
souvenir olfactif no tiako lazaina inona ry zareo no fofona mampatsiaro anareo taloha na mamohafoha fahatsiarovana taloha tam fahazazana ? ny ahy tsaroako ilay fofona kitapo sandrify tsy mety hadinoko foana ny fofona kahié sy boky vaovao koa tiako, dia faly ery rehefa tonga ny fidirana fa vaovao daholo ny fitaovana ny ankizy any ivelany rehefa anontaniana dia fofona sokolà no tena associer-ndreo am fahatsiarovana fahazazana ary ankafizindry zareo tokoa izay sakafo misy sokola rehetra misy lanjany lehibe eo am fitadidiana sy am taranja ianarana hono ny fofona raha arak\'ito boky ito http://www.amazon.fr/Lalphabet-cinq-sens-R%C3%A9gine-Z%C3%A9kri-Hurstel/dp/2221104269Après une durée d\'un an, on conserve 90 % de sa mémoire olfactive et 40 à 50 % de celle du goût, du toucher et du mouvement. la conservation de la mémoire visuelle n\'est que de 2 à 3 %, le souvenir auditif de 4 à 5 %Dia izany hono no mahatonga ny fahatsiarovana ho mavesandanja kokoa raha mampiasa ny mémoire olfactive. Dia izany koa no mahatonga ny taranja sasany mora tadidy kokoa. Tokony ny alphabet sensoriel hoy ilay mpanoratra no ampiasaina hampianarana ny ankizy hianatra abidia, satria maro an\'isa ireo mpianatra mbola tsy mahay mampiasa abidia ka tsy tafita lavitra am fianarana. Ny taranja rehetra mantsy dia miantso ny jery sy ny haino ihany ka izany no mahasarotra ny fianarana ho an\'ny ankizy sasany Ny fahaizana abidia no fototra am fahaizana mianatra ka tokony amboarina tsara
25. kiadi
(
16/05/2008 15:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/D_PUNC_1.GIF[/IMG]
27. kiadi
(
16/05/2008 15:52)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/h_hit_3.gif[/IMG]
28. menalamba
(
16/05/2008 19:29)
Ny ahy ilay fofona vôngory hendasina iny no tena ahatsiarovako ny fahazazako .Angamba aho teo @ 5 taona t@ izany no nanomboka tena nahatsiaro saina.Dia hitako foana ilay mpitaiza ahy t@ izany raha vao mahare fofona sahala @ vôngory mendy aho,atody endasina ohatra mitovitovy @ fofony.Tiako loatra mantsy io mpitaiza ana io fa manaiky ny sitrapoko rehetra t@ izany... :D :D
29. tslem
(
16/05/2008 20:29)
Ny ahy ndray ny fofona lamba tergal sy flanel raha mba afako mintsy :P faly ery zah tam zany hanjairan'ny mamanay na bebeanay tablier sy peignoir.
30. tlay
(
16/05/2008 20:43)
dadanay talo maibo from be fona de teneniko oe andana dada misasa maimbo, dia atraminizao vao maheno fofona from za dia zay mba tsaroko, tena izy io sao delazainareo fa sangy enadry an! :-D :-D :-D
31. karinah
(
16/05/2008 22:48)
:-D :-D :-D :-D aza mba miteny2 faona kosa e! tssss :-w :roll:
ny fofona atsiarovako ny fahazazana ny fofona fako dorana, satry zay mandoro fako tam kely de mihirahira manodidina le fako mirehatra! Fa ny tena tsy afaka an-tsaiko ny fofona bozaka, mpilalao be t@ bozaka mantsy zay, nataonay dol ny kilalao retraretra, kitranotrano, rafanenjika, raosy jamba, mpivaro-barotra, manao foot miaraka @ ankizy lah konkoa! mmmhhhh, inay aho mbola kely, tsy nisaina afa-tsy kilalao dia goûter de dessin animé! :-D :-D :lol: :wink:
ny fofona atsiarovako ny fahazazana ny fofona fako dorana, satry zay mandoro fako tam kely de mihirahira manodidina le fako mirehatra! Fa ny tena tsy afaka an-tsaiko ny fofona bozaka, mpilalao be t@ bozaka mantsy zay, nataonay dol ny kilalao retraretra, kitranotrano, rafanenjika, raosy jamba, mpivaro-barotra, manao foot miaraka @ ankizy lah konkoa! mmmhhhh, inay aho mbola kely, tsy nisaina afa-tsy kilalao dia goûter de dessin animé! :-D :-D :lol: :wink:
32. ainaheri
(
17/05/2008 04:42)
Ny ahy le fofona kitapo hoditra vao² iny tsy hary mety adinoko,fofo-tsakafon-dry masera kou lol
33. niryna
(
18/05/2008 20:39)
ny ahy ilay fofona kitapo vorotsihy sy ilay fofona hazo rehefa sokafana ny porte plume iny no tiako,angaha tsy mikiky dabilio intsony ny ankizy? tsy misy anana tondrahana intsony ve? ary ilay tondrain'ny ankizy goavy ny mpampianatra ?
34. Nickovy
(
24/05/2008 17:32)
Ny tena tadidiko de ilay fofona ravitseva hikosehana fianarana isaky ny zoma hariva. Mpianatry ny EPP tamin'izany