in no tsy tianareo
21. sytl
(
15/05/2008 15:22)
ny ahy lé lélà mbola mikôty sipa eo imason'ny vadiny reny!tena tss!tsis ilàvana azy!,ny mahatonga ahy hiteny zany mantsy naheno oul niresaka aho ndray andro zay hoé;"ny vadiny ery bevoka,ny zanany 1°miaraka @ vadiny eo,izy mamo manadala vevavy eran'trano,tena tss!lélà tsis fotony!,raha vadiko zany alou d'efa darofako t@ kibay nasaiko nitady association des hommes battus ndray!
22. rapala
(
15/05/2008 18:10)
raha vadiko zany alou d'efa darofako t@ kibay nasaiko nitady association des hommes battus ndray!
sytl, indry koa mampimé,, lasa violence indray ange raha izany e :-D :-D :-D :-D
my ahy indray tsy tiako ilay lhl manao toertram-behivavy ilay mahay mihatsaravelatsihy be ireny
23. endrika01
(
16/05/2008 10:23)
Ny lhl tsy tiko koa,dia lay mba miseho matanjan-tsaina be ireny,de tsy mizara lay olana mikiky fa kobonina irery ao,de refa anotanina de mody mba ca va,ca va,nefa efa ho fatin\'ny zvt afenina ,mikiky andro aman\'alina,kôzy é tena tssss
24. sytl
(
16/05/2008 11:30)
Ny lhl tsy tiko koa,dia lay mba miseho matanjan-tsaina be ireny,de tsy mizara lay olana mikiky fa kobonina irery ao,de refa anotanina de mody mba ca va,ca va,nefa efa ho fatin'ny zvt afenina ,mikiky andro aman'alina,kôzy é tena tssssmba manatanja-tsaina kous iz zany,tsy aleo ary ve zany toy izay lé lélà lé mitati-bolana be hoé: mama à!mama!tsy mampirin-trano mits i bozy!,de in kou lé rabôfy fa hanao intervention hoé:tsy mampirin-trano mits ono ndry? :-D :evil:
25. diamondra27
(
16/05/2008 15:13)
sytl: fa tsy afaka miray ve ny lelah na bevohoka aza rafotsy e? Sa matahotra ry zalh sao de potsitra ao le bb
rapala : hiiii, mampime tokoa akia a
endrika01: 'reny ndray akia tena mandreraka fa tena tsy miteny mihintsy hoe ry zalah a! de tsy hay mitsy ze anampiana azy sy manjo azy
otran'ny we matahotra hono zareo reny raha milaza am vadiny ny manjo azy e , de zay no tsy itantarany ny fahoriany , pour ne pas s'inquieter sa femme
rapala : hiiii, mampime tokoa akia a
endrika01: 'reny ndray akia tena mandreraka fa tena tsy miteny mihintsy hoe ry zalah a! de tsy hay mitsy ze anampiana azy sy manjo azy
otran'ny we matahotra hono zareo reny raha milaza am vadiny ny manjo azy e , de zay no tsy itantarany ny fahoriany , pour ne pas s'inquieter sa femme
26. sytl
(
16/05/2008 16:15)
fa tsy afaka miray ve ny lelah na bevohoka aza rafotsy e? Sa matahotra ry zalh sao de potsitra ao le bbde asa alou fa met hoé matahotra ngamba!!na mety hoé ny vodin-jaza no mety hivoaka alou de atahorana sao ... :roll: :-D