in no tsy tianareo

1. diamondra27 ( 13/05/2008 08:43)
afaka mba manontany ve za we inon ny zavatra tsy tian'ny vehivavy ataon'ny lehilahy aminy, na geste na fiteny , na zavatra hafa samia milaza daholo?

Za tsy miteny hoe ataon'ny lelah aminareo manokana fa am vevavy fa ze te hilaza ny azy de tsy voarara akory

atomboko @ ze efa reko le izy :
le manao toetsaimbavy 'reny zao tena tsy tsara
2. xxx ( 13/05/2008 08:51)
diamondra27:

atomboko @ ze efa reko le izy :
le manao toetsaimbavy 'reny zao tena tsy tsara
ze efa reko? k maninona ra atomboka ny @ nao?t afatatra ny an'hafa nefa ts t hilaza ny anao akory!


:^) :^) :^) :^)
3. diamondra27 ( 13/05/2008 08:57)
xxx: mba vakio tsara aloha le dinika ra xxx vao mamaly a!
dinika no atao fa tsy fanontaniana valiana fanontaniana, misaotra mandray anjara
4. kiadi ( 13/05/2008 09:05)
resi-bevavy moa le iz de tsisy hidirako :-D :-D :-D
5. Aino ( 13/05/2008 09:17)
andraso aloha dinihina tsara hoe inn fa tsy mahay aho. :roll:
6. diamondra27 ( 13/05/2008 09:33)
kiadi: jereo fotsiny zany aloha e!
fa in kosa no mba tsy tianareo lelah aminay vevavy aza e!
7. kiadi ( 13/05/2008 09:35)
ny masonao :wink:
8. kiadi ( 13/05/2008 09:40)
vazivazy io fa io masonao io no tena tiko an! :wink: :-D :-D
:-$ :-$ aza halaza @ bainabe zah an! :-D :-D :-D
9. fahamarinana ( 13/05/2008 10:51)
:arrow: :-D :-D kiadi,hay misy bainabe ao? (l)
10. ainaheri ( 13/05/2008 11:03)
kiadi> iza lty zany, lol
Fahamarinana>> za kou tara train t@ iny :-D :-D :-D
11. diamondra27 ( 13/05/2008 11:22)
kiadi: le mi pimaso v zany e! :wink:

fahamarinana: aza asaian sira fa la mourue wa sa omena voasary ala miaraka am sira sy sakay ndry :-D :-D :-D

ainaheri: za mbo gaga we iza koa zany
12. Aino ( 13/05/2008 11:29)
lasa resan-dahy izy ity.
13. kiadi ( 13/05/2008 15:54)
ainaheri>haleo tsy tenenina fa ^sô bedy eo zah ko :wink:
14. dadabe ( 13/05/2008 16:57)
:°) :°)
15. kiadi ( 13/05/2008 17:30)
:-D :-D :-D :-D :-D
tratra zah le!! fona lesy fa vazivazy io an! =)) =)) =))
16. belakely ( 13/05/2008 22:32)
izao akia no mba hevitro a! raha vao ny lelah no mampiesona be, de mitandrema fa ao raha.... : ^:^
17. aloalo ( 14/05/2008 12:30)
ny tsy tiako dia ny maka décision @ toerako.
18. endrika01 ( 14/05/2008 14:00)
Ny tsy tiako de lay lhl mikasin-tanana vevavy le tsara fanahy be reny.
19. kiadi ( 14/05/2008 14:54)
ary le manafosafo anao ry endrika? :-D :-D :-D
20. diamondra27 ( 14/05/2008 14:56)
belakely: ka otran'ny ahoana zany mampiesona akia

aloalo: ye , tokony mba miera kosa satria zay no mahampivady e

endrika01: ty kosa akia tena tsy rariny fa lache b hono reny mikasi-tanana reny a! zany we tsy manana ny maha izy zy dia ny heriny no ampihariny fa tena mijaly tokoa aloha ny vevavy voakasi-tanana e
====> toro-marika ho an'izay tratran'io :
raha any france no misy anao dia misy ireny fikambanana ireny tokony hatonina , izy hanampy anao @ demarche rehetra sy manampy anao
Association des femmes battues no anarany na mety misy hafa ihany koa

raha eto dago indray zany de tsy haiko we ahoana, asa na misy an'io na tsia fa aleo ny namana dago no hilaza azy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1197