mba aona tokoa re e?

1. dziana ( 13/05/2008 07:56)
Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e? :-$ :-$ :-$
Za pouce kaloungany e!
novalian'i dziana ny 14/05/2008 10:42
2. nini2008 ( 13/05/2008 08:35)
de tsy haiko aloh fa za tsy mahatanty
3. kiadi ( 13/05/2008 08:43)
possible zany!!mivôka alina de tonga maraina de dôdô toute la journé de tsy miteny! :wink: :wink:
4. Aino ( 13/05/2008 09:24)
kiadi ka raha tsy izany indray fa hoe mifoha iny tontolo andro iny fa tsy miteny fotsiny.


dziana andramo hoe de rehefa veo ambarao ahy hoe manao ahoana?!
ny tsy nitenenako mihintsy izao de le nande avion nakany dago hirery de tsy misy resahina de tsy nisokatra mihintsy ny vava.
5. kiadi ( 13/05/2008 09:35)
zah ko tô efa tratran'izany le!! sendra nadeh airfrance de vôzah no betsaka tao de tsy niteny mintsy mandrapahatonga taty!
6. Koditra ( 13/05/2008 09:47)
Ny sûr alo d tsy maintsy homaimbo ny vava fa tsy mahazo aeration mitsy. Andramo d porofoy. :lol: :lol: :lol:
7. kiadi ( 13/05/2008 09:51)
:-D :-D :-D
8. ainaheri ( 13/05/2008 11:30)
Tena koditra marina ra tsy miteny 1 andro ny oul aa, tondé manao maska le oul iresahany,ny akohokely angamba mety miakarapoka torana klé :-D :-D :-D :-D
9. Koditra ( 13/05/2008 13:02)
Koditra:
Ny sûr alo d tsy maintsy homaimbo ny vava fa tsy mahazo aeration mitsy. Andramo d porofoy.

Tohiny : Refa tsy hiteny iany dia mahaiza manararaotra rehefa mmémé, adanadanao faran zé misokatra ny vava ho azon'ny rivotra tsara. :lol: :lol: :lol:
10. hery ( 13/05/2008 13:21)
ka zay.

Tsy hoe rehefa tsy miteny dia mikombona ny vava :-)

Misy mahavita an'io tsy miteny io kah. Le moines ireny na bouddhiste io na katolika.. rehefa @ fotoana sasany
11. ainaheri ( 13/05/2008 13:56)
Ny moines sy ny bouddhiste alou ekeko fa tsy miteny fa mingonongonona fotsiny hihihi,fa le katolika ndray no tsy mbola itako klé lol


koditra:
Refa tsy hiteny iany dia mahaiza manararaotra rehefa mmémé, adanadanao faran zé misokatra ny vava ho azon'ny rivotra tsara.


D aona ndray ra idiran'ny lalitra? :roll: :-D :-D :-D :-D
12. dziana ( 13/05/2008 14:19)
efa oe za klou pouce ry aino a! tena tsy vitako zany de zay no nahatonga saina ahy oe de aona toko mo zany !?
Sady le izy nge tsy oe mi-dodo fa tena miasa na tsy haiko e!saingy tsy mahazo miteny miitsy!
:-$ :-$ :?: :?:
13. Koditra ( 13/05/2008 15:27)
ainahery : Iny ndray no tsy tao atsaiko, tsy maintsy oe mailomailo ko zany @ lalitra sy moka klé.
14. Veloo ( 13/05/2008 20:00)
D aona ndray ra idiran'ny lalitra?

tonga dia fantatrin'ny olona rehetra satria manondidina eo daholo ny lalitra rehetra :-D :-D :-D :-D :-D


Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e?

ko tsy tonga ve dia lasa adala kle hihihihihi

15. Belami ( 13/05/2008 20:36)
dziana:

Raha tsy mahazo miteny miitsy re 1 andro manontolo de otran'ny aoana ny fiainana e? :-$ :-$ :-$
Za pouce kaloungany e!



possible le izy ka, za zao t@ week end teo, 2 jours tsy nivoaka tato atrano, tsy nihaona taminiza taminiza, tsy niresaka taminolona fa zany hoe za aloha mihirahira e, surtout rehefa manao douche iny :oops:
16. dziana ( 14/05/2008 10:42)
ka enao nge zany mbola mihira ihany e! sady mety miteny irery kou ngamba e! nieritreritra le hoe fa de naninn lotra re e? :roll: :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1246