Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
41. niryna
(
13/05/2008 17:58)
rebeccaF:
Ny tsy fahaizana manavaka ny lalana natiorany amin'ny tranga miseho no mahatonga ny olona mihevitra fa tsy mamaly vavaka Andriamanitra, na koa hihevitra fa ny zavatra rehetra dia avy amin'Andriamanitra daholo.
ny zavatr miseho amintsika dia misy antony avokoa fa izany akory tsy azo hilazana fa tsy mamaly vavaky izy,
ao anatin'ny sarotra indrindra isika matetika no tena mitady azy ,ary ao tokoa izy no manome fanantenana izay tena mino sy manankina ny fiainany aminy
42. niryna
(
13/05/2008 18:00)
Veloo:
ikaretsaka [ Valio ] 12-05-2008 16:14:22
Lohateny : Re : Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
zina> raha tena sincere ka fantaNY fa tsy mahasoa anao ilay zavatra angatahinao ka tsy azonao dia ahoana?
aleo ity valiko, dia tsy azonao ka inn ndray? mifaly amin'izay hanana aloha. Ndray2 anie isika tena sincere @ vavaka fa chaque chose a son temps @ famaliana azy :roll:
=D> =D>
manandrama anie tsy mangataka fa midera azy fotsiny ry ika e
43. ikaretsaka
(
14/05/2008 15:26)
ary raha tena hoe tsy nomeny mihitsy na mandra pahafaty aza nefa ianao koa sincere be nangataka azy ary nanatena io chaque chose a son temps io,...
asa.. atao hoe katrami nivavaka mba hanankarena ohatra de rtsy nety nanankarena mihitsy
asa.. atao hoe katrami nivavaka mba hanankarena ohatra de rtsy nety nanankarena mihitsy
44. niryna
(
14/05/2008 17:57)
ikaretsaka:dia io ilay hoe tsy ny sitrapontsika fa ny azy ,matoa tsy nomeny dia misy antony
ary raha tena hoe tsy nomeny mihitsy na mandra pahafaty aza nefa ianao koa sincere be nangataka azy ary nanatena io chaque chose a son temps io,...
dia izay ihany koa ilay fiteny hoe katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra ,mandeha amin'izay ny pli-vava hi,hi
asa.. atao hoe katrami nivavaka mba hanankarena ohatra de rtsy nety nanankarena mihitsy
45. cutie
(
15/05/2008 00:57)
http://www.dailymotion.com/related/7825098/video/x4npq5_mamiko-loatra-telohonorefy-famonjen_music
46. cutie
(
15/05/2008 01:27)
http://www.dailymotion.com/related/5262169/video/x2urx7_v-h-f-groupe-bodo-valimbavaka
48. ikaretsaka
(
21/05/2008 14:04)
Veloo:
ikaretsaka [ Valio ] 12-05-2008 16:14:22
Lohateny : Re : Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
zina> raha tena sincere ka fantaNY fa tsy mahasoa anao ilay zavatra angatahinao ka tsy azonao dia ahoana?
aleo ity valiko, dia tsy azonao ka inn ndray? mifaly amin'izay hanana aloha. Ndray2 anie isika tena sincere @ vavaka fa chaque chose a son temps @ famaliana azy :roll:
dia hiteny ve ianao aminízay heo tsy namaly vavaka andriamanitra
49. niryna
(
24/05/2008 03:10)
ikaretsaka:
Veloo:
ikaretsaka [ Valio ] 12-05-2008 16:14:22
Lohateny : Re : Tsy mamaly vavaka Atra : antony ?
zina> raha tena sincere ka fantaNY fa tsy mahasoa anao ilay zavatra angatahinao ka tsy azonao dia ahoana?
aleo ity valiko, dia tsy azonao ka inn ndray? mifaly amin'izay hanana aloha. Ndray2 anie isika tena sincere @ vavaka fa chaque chose a son temps @ famaliana azy :roll:
dia hiteny ve ianao aminíº¡y heo tsy namaly vavaka andriamanitra
----------------------------------------
toy ny ondry mahalala ny tompony io ka mahafantatra ilay hivavahana koa ilay olona,tsy izay hangatahintsika dia omeny antsika avokoa ary raha mino isika dia efa nomeny sahady izay nangatahantsika
:roll:
50. ikaretsaka
(
24/05/2008 03:27)
ka raha io voalazan'i niryna io anie ange izany dia mifanohitra hatr@ voalohany e!
tsy tokony hitady ny antony isika raha tena mino fa tonga dia mino fotsiny hoe tsy mahasoa izay matoa tsy nomenye moa mahasoa matoa nomeny!
fa olona tsy mino no manao an'io mitady antony io!
ianao ihany dia mi contradict ny tenanao

51. manidina
(
29/05/2008 15:23)
refa nahazo ny anareo de misaora,refa voavaly, fa aleo hampitaiko aminareo ity teny ity fa nandalo tamiko,teny tssy mampino nefa navoakan'ny vavan'ny relijiozy anakiray izay nahasosotra ahy:hoy izy fomba ahoana no hivavahako ho anao fa miankina amin'A/tra iany io ,fa iza moa aho de iza ny tompo?reha A/tra tsy nihaino sy tsy namaly ny fangatahan'i jesoa kristy,aiza @'izany no misy ahy???
de hoy izah taminy fa ahoana no asahianao milaza an'izany? de hoy izy namaly hoe :ny soratra masina no milaza an'izany! nangtaka ny tompo mba hesorin'A/tra aminy ny kapoaka fa tsy neken'Atra!!! nangataka ny tompo mba ho iray ihany anie izy rehetra...nefa aiza????????????? ny secte ty mihamitombo!! ny fanenjehana ny samy kristianina ty tsy mijanona sns..

52. niryna
(
31/05/2008 00:47)
ikaretsaka:
ka raha io voalazan'i niryna io anie ange izany dia mifanohitra hatr@ voalohany e!
tsy tokony hitady ny antony isika raha tena mino fa tonga dia mino fotsiny hoe tsy mahasoa izay matoa tsy nomenye moa mahasoa matoa nomeny!
fa olona tsy mino no manao an'io mitady antony io!
ianao ihany dia mi contradict ny tenanao
izay hevitra na eritreretina fa mifanohitra tsy maninona ka,zonao ny miteny,ary zonao ihany koa ny mihaino ny tenin'Atra na hanohitra azy foana.
Tsy izay rehetra angatahintsika dia omeny antsika avokoa,izay fantany fa mahasoa antsika ihany.Ny antony iray koa dia ny ondry mahalala ny tompony ary ny tompony koa mahalala ny ondriny,koa raha hiantsoantso azy aho kanefa tsy mino azy ho zanak'Atra,tsy mino Azy ho ATra ,tsy mino Azy ho mpanelanelana ahy atmin'ATra ,na koa mivavabavaka aho fa tsy tena manao vavaka toram-po,miantsoantso izay tiako antsoina fa tsy miantso ny anaran'i kristy na indray maraina akory aza dia tsy ho fantany mihitsy aho ,ary tsy ho tonga ao amiko mihitsy koa ny fanahiny satria ny fanahiny mahafantatra ny mpino Azy (fa tsy hinohino zavatra hafa dia hiantso azy dia h
53. niryna
(
31/05/2008 00:52)
ikaretsaka:dia mangataha ny fanahy masina hanazava azy aminao.
ka raha io voalazan'i niryna io anie ange izany dia mifanohitra hatr@ voalohany e!
tsy tokony hitady ny antony isika raha tena mino fa tonga dia mino fotsiny hoe tsy mahasoa izay matoa tsy nomenye moa mahasoa matoa nomeny!
fa olona tsy mino no manao an'io mitady antony io!
ianao ihany dia mi contradict ny tenanao
izay hevitra na eritreretinao fa mifanohitra tsy maninona ka,zonao ny miteny,ary zonao ihany koa ny mihaino ny tenin'Atra na hanohitra azy foana.
Tsy mamaly vavaka izy satria tsy Azy aho ary Izy tsy tompoko .......
Tsy izay rehetra angatahintsika dia omeny antsika avokoa,izay fantany fa mahasoa antsika ihany.
Ny antony iray koa dia ny ondry mahalala ny tompony ary ny tompony koa mahalala ny ondriny,koa raha hiantsoantso Azy aho kanefa tsy mino Azy ho Zanak'Atra,tsy mino Azy ho ATra ,tsy mino Azy ho Mpanelanelana ahy amin'ATra ,na koa mivavabavaka aho fa tsy tena manao vavaka toram-po,miantsoantso izay tiako antsoina fa tsy miantso ny anaran'i kristy na indray maraina akory aza dia tsy ho fantaNy mihitsy aho ,ary tsy ho tonga ao amiko mihitsy koa ny fanahiNy satria ny fanahiNy mahafantatra ny mpino Azy (fa tsy hinohino zavatra hafa dia hiantso azy dia hoe hanantena aho fa hamaly ahy Izy )
:wink:
54. niryna
(
31/05/2008 01:21)
manidina:koa maninona no tsy novaliana hoe iza tokoa moa hianao? ny tenin'Atra no efa nanambara tamintsika fa raha misy eroa na telo no mangata-javatra iray amin'ny anaran'i kristy dia eo am-povoany izy.Manana anjara eo amin'ny fanampiana olona avokoa ny tsirairay avy ka na iza mangataka fivavahana sy hivavahana ka mino an'i kristy dia efa tonga any aminy sahady ny vavaka.
refa nahazo ny anareo de misaora,refa voavaly, fa aleo hampitaiko aminareo ity teny ity fa nandalo tamiko,teny tssy mampino nefa navoakan'ny vavan'ny relijiozy anakiray izay nahasosotra ahy:hoy izy fomba ahoana no hivavahako ho anao fa miankina amin'A/tra iany io ,fa iza moa aho de iza ny tompo?
fa iza no niteny fa tsy namaly ny vavak'i kristy ATra?
reha A/tra tsy nihaino sy tsy namaly ny fangatahan'i jesoa kristy,aiza @'izany no misy ahy???
Zavatra efa lahatra avokoa no nahatonga an'Atra ho tonga nofo ary efa voasoratra ao anaty TT daholo izany. Hoy ny Tompo hoe raha sitrakao dia esory amiko ity kapoaka mangidy ity kanefa aoka tsy ny sitrapoko no ho tanteraka fa ny anao....aiza re ika izay e,mahatadidi-pli vava hi,hi,
de hoy izah taminy fa ahoana no asahianao milaza an'izany? de hoy izy namaly hoe :ny soratra masina no milaza an'izany! nangtaka ny tompo mba hesorin'A/tra aminy ny kapoaka fa tsy neken'Atra!!!
raha tsy nisy ny ran'i kristy ,tsy nisy ny famonjena ary nasehon'Atra antsika ny fitiavany antsika Fa toy izao no notiavan'ATra izao tontolo izao,nomeny ny Zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay Jaona 3:16
ny kristiana rehetra dia tokony ho iray ao amin'ny Tompo tokoa marina izany ka rehefa tsy mety mino an'i kristy ho Zanak'ATra izy,tsy mino Azy ho Atra,tsy mino Azy ho Tompo ny tompo,Mpanjakan'ny mpanjaka,ary tsy mino Azy fa any amiNy Irery no misy ny lalana ,ny fiainana ary ny fahamarinana ,akory atao,na ny kristiana izay mino aza dia samy mila mitandrina fa efa tonga miriorio toy ny liona masina mirenireny sy mitady izay harapany Satana satria efa fantany fa kely sisa ny fanjakany.
nangataka ny tompo mba ho iray ihany anie izy rehetra...nefa aiza????????????? ny secte ty mihamitombo!! ny fanenjehana ny samy kristianina ty tsy mijanona sns..
miambina ,miambina isika amin'ny ahoana?
ny famakiana ny tenin'ATra,ny fametrahana izany teny izany ao am-po sy ao am-bava ,ny fampiharana izany amin'ny fiainana,ny fizarana izany amin'ny hafa ,ny fijoroana vavolombelona ny hoe ahoana no nahatonga anao nino an'i kristy,ny fiaianana izay vaovao ,ny lasa efa lasa ,fiainambaovao indray no ho diavina,tsy tsaroany intsony ny heloka rehetra izay nangatahina famelan-keloka taminy ,ary dia mino an'izany tokoa . marobe e
Ary na iza na iza rehefa navelany ny helony dia tsy misy na iray aza afaka manameloka an'iny olona iny intsony na inona heloka vitana na inona
:roll: ataovy foana ny fanandramana