Izy mianaka (Tarika Rémi)

1. kakofonik ( 08/05/2008 11:48)
Mba mangataka io hiran'i Rémi io ry zareo a! Mahafinaritra izay ny tonony sady mpiseho an-davanandro (mba tsy itenenako hoe niseho tamiko)...
Misaotra mialoha e!
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 11:35
2. hery ( 08/05/2008 12:07)
Rehefa hita dia mba ampidiro ato
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=83
3. ikalamako ( 08/05/2008 13:03)
rahariva adikako eo fa ao anaty archive-ko ao ilay izy fa haiko tsianjery io taloha fa mila sopapa aho zao.
4. ikalamako ( 08/05/2008 18:39)
tokony ho efa ao izy izay fa eo ampiandrasana ny "fankatoavan'ny mpandrindra" e !
Midirà ao amin'io "Jereo eto" izany rehefa kelikely koh 8)
5. pissoa ( 08/05/2008 19:09)
Asio feony hoe r'Ikalamako fa very be za a :-D :-D :-D :-D :-D
6. ikalamako ( 08/05/2008 19:33)
pissoa : io ary le efa nahiako :roll:
Be hoa ny ho very eto. Tsy hitan'ny radar-ndrizareo mihitsy itony.
Antsoy hoe simp sy lap handinihako azy :-D :-D :-D :-D
7. hery ( 09/05/2008 04:52)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=5260
8. lazounet ( 09/05/2008 07:50)
Merci Ikalamako. Zah mpihirahira an'io talou juste hanadalàko an'ilay nenitoanay izay. Izy mantsy nanafatrafatra mihitsy hoe :"tandremo àry mitondra vazaha avy any an-dafy any" (raciste ihany ny gasy)...Hay snou no azo =)) =)) =))
9. xxx ( 09/05/2008 07:56)
Tonon-kira:

..."Ialahy ve mivatik’atidoha
Tsy mahalala ny soa izay vitanay"...

Ny fahatadidiavako azy dia hoe:
..."ialahy ve mivadik'atidoha
Tsy mahalala an'i SOA, izay efa hitanay"

Fa mety diso aho an!
Lazounet.
10. ikalamako ( 09/05/2008 11:09)
ka mila sopaper-na ny mihitsy le hira hanamarinana azy fa efa ela loatra :-) (avis ho an'izay manana azy mba hampiditra azy eto o :lol: indrindra ireny vadin-tsinoa ireny :-D :-D :-D )
11. lazounet ( 09/05/2008 11:35)
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1385