Bebe Razanatompo ela velona 118 taona

21. endrika01 ( 25/05/2008 11:43)
xxx:

bla bla koa izany lazain'i endrika izany nefa ny chiffres aza tsy misy mifanitsy

dia lazao fa bla bla ary kou,andraso ndray ary zah hi-bizna de hody de,
hiantso mpanao Gazety dia asiako manao interview ny zanaky ny rahalahiny Dadabenay,
mino aho fa eo ho eo amin'ny 108 na110 eo izy zao.MBola resiny na ny tanora aza manao dian-tongotra BEMAH /Antsirabe,hi hi hi,kôzy
zany fa zah ve lazain'ny xxx fa mi-blagy e,tsisy bla bla zay lazaiko fa tena mitombona,ary raha sendra aza angamba tamin'izany niatso mpanao
Gazety ny Raitampo tamin-dry ry Mama de mety ho nasiana nitady ny kopy hatrany @ fivondronana sy ny Fokontany sy ny Police ,sy ny Fitsarana miaramila, satria izy dia nanao miaramila.

Ny vola be mety ho lany t@ deplacement rehetra!
Zao izy mandry am-piadanana fa izaho indray ny mamoha ny
takelaka efa nivadika!

zao aza i xxx,tsy mino ka vao maika fa t@zany!Izy raha 40 taona vao nandeha nanambady,tsy mbola antitra hoatrany zatovo ankehitriny fa
tovolahy mirijarija!Raha mba izaho koa no feno 140 taona hoatr'azy vao maty de antsoiko i xxx,hanao interview!hi hi hi.Miaraka amin'ny Boky volamena.

Zao aza ve ny rivotra fohana maloto avokoa ka na ny aina hateza aza ve ihisy!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-P
22. xxx ( 25/05/2008 16:17)
Ataovy mifanitsy aloha ilay chiffres fa ia ro fahanan-droky lalitra eto ia

Aako tsa te ho tonga 140 ans izany fa aia matahatsa , tsary hanadihady an-droky @ izany a

Rehefa mba misy ohatr'izany dia mba manaova enquéte matotra fa lasa lazain'ny olona mampiresaka fotsiny, vao dadabenareo aza le izy fa tsy arrière-grand père vy dia efa very sahady ny informations nefa mamanareo aza zany mbola eo

Marina fa tsa misy taxi brousse eny Bemaha fa ny mpanao gaezty mi spons foana rehefa resaka matotra e
23. endrika01 ( 28/05/2008 09:37)

Tsa nisy mpanao gazety tany fa nataatsa Dahalo aby kou!kôzy e,
fa zao kosa refa havaozina ny fasanany De ho Hasiako soratra ngôda be eo we

'ANDRIAMANANAZATO" zany we nandalo ny fahazato taona ,hi hi hi
Anjaso klou zah hiezaka tsara tsy hatahotra hikasika lay fasana,tena kôzy e,de atsoiko daholo zay xxx retra ato @namana hoavy any!

:-D :-D :-D
24. xxx ( 29/05/2008 07:12)
Tairo ny enquête fa izaho miantoka mpanao gazety ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2991