MAHAIZA MIFANINANA AMINY VAHINY

21. endrika01 ( 17/05/2008 06:54)
Tena be humour mintsy anié i niryna zany é,f\'ita wa fa marina daholo izany. Ny fanjakana na handeha hatr@lohany aza eo amin\'ny fanaraha-maso sy ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka,dia ho rano an-damosin\'ny gisa fotsiny zany;satria nahoana? Ka lay vahoaka tsy mahazo zay lazaina,maro be ireo voafonja tsy mahalala akory ny sazy zay miandry azy,ny onitra mbola haloa,ny sasany aza moa dia mihinana eny am-ponja aman-taonany maro nefa tsy manatsiny, tsy mba nisy niaro na mba nety nilaza zay mba fiarovan-tenany kely zay mba fantany.Saingy tsy nahatohitra an lay we Ny Marina mitavozavoza,tsy maharesy ny lainga tsara lahatra! Mifaninana,oviana vao hahay hiara-hiasa?Oviana vao hahay hifanina hoamin\'ny tsara?Zah tsy milaza akory fa ny 100%ny malagasy no tsy mahay mifaninana hoamin\'ny tsara ,fa raha misy dia ny 8%fotsiny no mendrika. Akory atao,fiainana izany,misy aza anié ray aman-dreny sasatsasany mahateny mihintsy @zanany we mba fetsifetsy,nareo tony tena zaza tsy mba nateraka ho fetsy mintsy,eo dia efa miatomboka lay fifaninanana. Ka moa ve mba fantatr\'ilay zaza ny dikan\'ny teny voatonona,sa atao pily vava be fotsiny,dia lay zaza manao senegaly mahazo baiko,dia hifarana aiza lay teny mba fetsifetsy refa lasa zatovo lay zaza fahiny:-w:-w:-w
22. endrika01 ( 17/05/2008 06:55)
Tena be humour mintsy anié i niryna zany é,f'ita wa fa marina daholo izany.

Ny fanjakana na handeha hatr@lohany aza eo amin'ny fanaraha-maso sy ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka,dia ho rano an-damosin'ny gisa fotsiny zany;satria nahoana?

Ka lay vahoaka tsy mahazo zay lazaina,maro be ireo voafonja tsy mahalala akory ny sazy zay miandry azy,ny onitra mbola haloa,ny sasany aza moa dia mihinana eny am-ponja aman-taonany maro nefa tsy manatsiny,

tsy mba nisy niaro na mba nety nilaza zay mba fiarovan-tenany kely zay mba fantany.Saingy tsy nahatohitra an lay we Ny Marina mitavozavoza,tsy maharesy ny lainga tsara lahatra!
Mifaninana,oviana vao hahay hiara-hiasa?Oviana vao hahay hifanina hoamin'ny tsara?Zah tsy milaza akory fa ny 100%ny malagasy no tsy mahay mifaninana hoamin'ny tsara ,fa raha misy dia ny 8%fotsiny no mendrika.

Akory atao,fiainana izany,misy aza anié ray aman-dreny sasatsasany mahateny mihintsy @zanany we mba fetsifetsy,nareo tony tena zaza tsy mba nateraka ho fetsy mintsy,eo dia efa miatomboka lay fifaninanana.
Ka moa ve mba fantatr'ilay zaza ny dikan'ny teny voatonona,sa atao pily vava be fotsiny,dia lay zaza manao senegaly mahazo baiko,dia hifarana aiza lay teny mba fetsifetsy refa lasa zatovo lay zaza fahiny:-w:-w:-w
23. endrika01 ( 17/05/2008 06:56)

24. endrika01 ( 17/05/2008 07:24)
Ialana tsiny ilay fiverimberenana eo ambony é,reseau angamba mahatonga an\'io :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6032