Tena hainao marina ve Andriamanitra

21. fijo ( 09/05/2008 21:29)
ekeko anie le hoe ratsy ny fikarakarana ny ankizy e,fa amiko,avela izy aloha ahatsapa,sy ahita,de izy ihany no handray ny fanapahankeviny avy eo
22. rakaroka ( 09/05/2008 22:43)
Dia andraso aza fa tantaraiko ny niainako 'nareo:
Mbo nentiko aza izy roalahy zanako hianatra sekoly alahady. Lava be amin-drizareo ilay fotoana no tsy hainy ireo teny gasy amin'ny "liturgie. Dia "andao hody amin'izay tsy misy farana vao 15 mn nanombohana. Ary tsy izy roalahy ihany no monaina ireto ankizy. fa sesefana bonbon na ambasana tsy hietsiketsika: tezaina hanana patience hiaritra ilay fotoana hatramin'ny farany.
Tension ho ahy ihany izany raha ny marina ary tsy possible ny hananako "concentration" amin'ilay fivavahana.
23. rakaroka ( 09/05/2008 23:01)
Nisy boky fitaizana novakiako nilaza fa ny lahikely dia tokony mi-exploite ny "energie" hananany izy pour son équilibre et épanouissement aoriana!Dia raha fejaina izy dia hiha-motraka.
Nisy réfléxion lalina tonga tato amiko synthèsen'ny misy hoe sao mitaiza ny ankizy contre nature aho. Déjà "énérgie" be ho ahy ny mangeza an-drizareo mandra-piravan'ny fotoana..ary mila mi-bouge rizareo.Rizareo manao "kung-fu ohatra sady misy "culture,respect,dicipline en même temps: tsapako bénéfique kokoa.. Dia ny lafiny spirituel ;rehefa mifoha izahay dia miaraka manao prière du nouvel âge/: izany hoe Faly fa nahazo andro vao, dia misaotra an'Atra mpandahatra noho izany, dia miatrika izany, ary apetraka tsara fa tompon'andraikitra amin'ny fandavorariana ny tontolo andro ny tsi1./1.sns. Dia misy programme voalahatra iarahana amina karazana "cercle isan-karazany à titre d'initiation. Dia alohan'ny andehanana amin'ireny toerana ireny dia resahiko azy mirahalahy ny tokony ho fantany mikasika azy ireny.
24. rakaroka ( 09/05/2008 23:09)
Ny "blem". Faha "Chirac ohatra "conscient" izy hoe tokony ampanaovina sport kokoa ny ankizy.
Ny famalin'ny olona matetika dia ohatra tsy any am-piangonana no hanaovany ozao rattrapagen'ny tahaka izany, anefa ny zava-misy marina raha zohiny ny programme "semaine" dia saiky efa eo ambony seza ny majeur partien'ny fianan-drizareo.. Donk, Tsy te hanakaoly azy plus aho. Izany akory tsy hoe baranahiny rizareo fa misy "activité mitaiza à plusieurs diciplines.Interessant kokoa raha handany ny fotoana ihany!
25. xxx ( 10/05/2008 14:02)
Tena hainao marina ve Andriamanitra

ie :wink:
26. fijo ( 14/05/2008 21:53)
le fitarainana hoe lava aloha dia misy tokoa.fa rehefa mitaraina dia entiko mody,ary tsy alefako ny alafady manaraka,de lery indray no mitaky hoe "te ahita les malgaches"
izay aloha dia efa tsara amiko.de mihova tsikelikely eo io
27. cutie ( 15/05/2008 00:59)
http://www.dailymotion.com/related/7824893/video/x34sbd_rombaho-miangaly_music
28. fijo ( 16/05/2008 22:15)
ndry ngaha no nandefa an'io tao??
29. cutie ( 19/05/2008 22:59)
fa ahona :-D
30. fijo ( 21/05/2008 20:39)
sao de ndry le masombahiny ko
31. cutie ( 22/05/2008 17:06)
non
sady za tsy mahay mampiditra video ao :-D
32. fijo ( 22/05/2008 21:19)
ka samy be kintana ko,za ve nahalala
33. cutie ( 23/05/2008 21:56)
zany ve
tsy nahalala an'zany dray za e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416