Tena hainao marina ve Andriamanitra

1. majesty ( 06/05/2008 16:48)
Nahita an'ilay loha-hevitra nentin'i Badboy tatsy aloha tatsy dia nanokatra an'ity loha-hevitra ity:

Amin'ny fotoana ahafahanao manazava ny maha Atra an'Atra dia tsy Atra intsony izy izay; ny antony dia izao:

Ny olombelona = voafetra (limité)
Andriamanitra = tsy voafetra (illimité)

Dia ho an'ny mpahay math,raha ny limité no hanakatra ny illimité inona no mety ho vokany?
Fa @ fiainana Kristiana dia ilay "illimité" ihany no afaka manambara @ "limité" izay zavatra tokony ho takany.

Ahoana ny hevitrareo?
Misaotra sahady :D
novalian'i cutie ny 23/05/2008 21:56
2. ikaretsaka ( 06/05/2008 16:55)
amiko manokana...

aoka aloha hazava ny hoe mahay an'Andriamanitra sy ny miresaka momba an'Andriamanitra

ny olona rehetra na iza na iza dia afaka miresaka momban'andriamanitra aby ary samy manana ny fijeriny!

ianao afaka miresaka zavatra Illimite na limite aza (practical example.. connection internet)

Fa mahatsara kokoa ny resaka momba azy koa anefa ny fananana fahaizana momba azy sy ny manodidina azy!
3. rakaroka ( 06/05/2008 17:06)
Nilaza ianao fa nanamafy ny voalazan'i Fijo hoe avelao hanana fahafahana hifidy ny zaza. Ny "blem" dia ny saham-pifidianany ao amin'ny rindrin'efatry ny fiangonana anie ka efa voafetra fijery ara-pirehan'ilay fiangonana.Donk
tsy malalaka araka ny fiheverana ny fahalalan'ireo ankizy an'Atra fa araka ny fiheveran'ny saham-pivelarana nisiany!
Heuuu...somary mitanila raha milaza hoe tsy "fidétermine" Atra ho an'ny hafa anefa manaraka tsara ny fahalalan'ny "Théologue" ny ihany.
Ny maro eran-tany koa tsinn dia samy manana ny tsy latsak'izany koa amin'ny fihvrany an'Atrany. Ary MARINA loatra ilay fanamarihan'i Badboy hoe "Heverin'ny maaaaaaro" fa azy irery tokoa (tsy ikambanany amin'ny hafa)
ilay Andriamanitra. Vokany : sahala amin'ny zanak'ikala hafa ny "angamba rahalahy any ho any.
4. ikaretsaka ( 06/05/2008 17:25)
izay!
5. rijadolly ( 06/05/2008 17:58)
majesty:
Amin'ny fotoana ahafahanao manazava ny maha Atra an'Atra dia tsy Atra intsony izy izay; ny antony dia izao:

Ny olombelona = voafetra (limité)
Andriamanitra = tsy voafetra (illimité)

Dia ho an'ny mpahay math,raha ny limité no hanakatra ny illimité inona no mety ho vokany?
Fa @ fiainana Kristiana dia ilay "illimité" ihany no afaka manambara @ "limité" izay zavatra tokony ho takany.

Ny hevitro
Ny hevitro ao ambadika ao dia tsy fantatro hoe mamaritra an'Andriamanitra ve sa tsy:"fantatro ny Andriamanitra inoako dia Ilay Nahary izao tontolo izao"
Singa ray io fa tsy mametr'Azy,izay singa tsy misy mpanana mihintsy
6. ikaretsaka ( 06/05/2008 18:06)
izay kao iray..
fa izaho tokoa... na tsy fantatro ankoatran'ny eto ve i Majesty sy i RD de satria aho tsy mahafya anareo 2lahy mivantana dia tsy afaka miresaka anareo sy aminareo?
7. rijadolly ( 06/05/2008 18:18)
Zay mantsy
8. fijo ( 06/05/2008 20:02)
ny zaza anie ry rakaraoka tsy ao ampiangonana ihany no ahitany sy ahatsapany finoan ae.mahatsap asy mahita koa izy ety ivelany.de malalak aizy hino na tsy hino avy eo
9. rakaroka ( 06/05/2008 20:42)
Raha ny marina sehatra efa nolalovako na fahakely na faha mpampianatra sekoly alahady sns...ilay fiangonana: Fantatro tsara hoe :"comment çà fonctionne" ny fomba fampitana ny soratra masina mahatonga ilay fijery
extra-ordinaire tokoa. Aleo aloha hitovy amin'ny be sy ny maro vao
hisafidy ny tiany.
Hoy ianao tsy any am-piangonana ihany! Ny mpianatra sekoly alahady nampianariko izay tena LIANA zavatra marobe ny ankizy fa tsy maharaka izany ny ray aman-dreny sy ny fiangonana dia mbola giazany ao koa ny ankizy, ary ny vahaolana tamin'izany no noproposé-ko fa efa maty paika lany amin'ny luturgie sy ny programme mahazatra ny fotoana izay tsapa tsy ampy rahateo
10. ikaretsaka ( 06/05/2008 20:45)
ka izay.. raha vao misy io ihany ihany sy fotsiny fotsiny io ho'a de efa tsy izy izay
11. fijo ( 06/05/2008 20:47)
za dia mpianatra sekoly alahady fony zaza,ary tena voalohany foana tamin'io."hoy mamanay izay hoe;rah atoy ny fahaizanao sekoly alahady ny fahiazanao fianarana dia tsara"
saingy za tsy voageja tao,fa 13 taona dia hafaka.
12. rakaroka ( 06/05/2008 21:23)
Tsy mitovy angamba ny tsi1/1: Ny tanjona tsy haha clientelisme na tsia
ny ankizy aoriana ho mpiangona fa ny hanomezana azy maximum d'initiation n'izay tokony ho fantany dieny kely. Ka raha dèjà tsy manam-potoana ny hanoro izany akory anie ny niara-niangona tamiko maaaaaaro je vois mal hoe holaniako amin' ilay fampianarana sekoly alahady sady tsy azony no tsy azoko. Dia mettez ianao à ma place. Des années no navarina tao.Tsy hanjehy ny andro ho lava :roll: :roll: EKEKO TANTERAKA FA TOKONY MISY CHAMPS IKOLOANA NY ANKIZY fa tsy eken'ny eritreritro izay nisy izay satria karazana sesika boletra izany lé izy: ce n'est pas pedago amiko. Fa aminao mety tsy maninona.Amporisihiko aza hoe alefako satria efa nanjo ahy koa ny laina hoe tsy tonga intsony ny mpianatra sekoly alahady!
13. majesty ( 07/05/2008 08:19)
Tsy azo odian-tsy hita manko fa ny mahatonga ny mpahay siansa sasany tsy hino an'Atra dia miainga avy amin'io famaritana io hoe "Iza moa Atra ,tahaka ny ahoana izy,iza no namorona azy sns" ka rehefa tsy ahitany valiny ilay izy @ maha limité azy dia lazainy fa tsy mitombona sy fandanian'andro sns fotsiny.

Rakaroka: efa tao @ sekoly alahady enao teo aloha ary tsy azo lavina ihany koa fa anisan'ny mety namolavola anao hanana izao fomba fijery izao ny tao sa tsy zay?

Mitombona tsara avokoa ireo lazainareo rehetra eo ambony ireo,fa matetika mpahazo ny Mpino dia ilay fitompoan-teny fantatra ho mahalala an'Atra
14. Fody ( 07/05/2008 08:34)


Raha resaka Andriamanitra aloha dia tsy mitombina mihitsy ilay teny hoe: "HAY".
Ny hoe "HAY" dia natokana ho an'ny "objet". Ny mathematique no hay, ny physique, sns...

Ny mahay an'Andriamanitra izany dia tsy misy, ny "mahalala azy" kosa dia maro. Ny fahalala an'Andriamanitra dia avy amin'ny Fifandraisana aminy. Tsy misy afatsy amin'ny Fifandraisana amin'Andriamanitra no hahafahana mahalala azy.

Misaotra!
15. rijadolly ( 07/05/2008 15:16)
Fody:
Raha resaka Andriamanitra aloha dia tsy mitombina mihitsy ilay teny hoe: "HAY".
Ny hoe "HAY" dia natokana ho an'ny "objet". Ny mathematique no hay, ny physique, sns...

Ny mahay an'Andriamanitra izany dia tsy misy, ny "mahalala azy" kosa dia maro. Ny fahalala an'Andriamanitra dia avy amin'ny Fifandraisana aminy. Tsy misy afatsy amin'ny Fifandraisana amin'Andriamanitra no hahafahana mahalala azy.
Miombon-kevitra amin' Fody koa amin'zay heviny izay
MISAOTRA E!:-* :-*
16. ikaretsaka ( 07/05/2008 17:01)
rakaroka:

Tsy mitovy angamba ny tsi1/1: Ny tanjona tsy haha clientelisme na tsia
ny ankizy aoriana ho mpiangona fa ny hanomezana azy maximum d'initiation n'izay tokony ho fantany dieny kely.
Ka raha dèjà tsy manam-potoana ny hanoro izany akory anie ny niara-niangona tamiko maaaaaaro je vois mal hoe holaniako amin' ilay fampianarana sekoly alahady sady tsy azony no tsy azoko. . . . EKEKO TANTERAKA FA TOKONY MISY CHAMPS IKOLOANA NY ANKIZY fa tsy eken'ny eritreritro izay nisy izay satria karazana sesika boletra izany lé izy: ce n'est pas pedago amiko. Fa aminao mety tsy maninona.Amporisihiko aza hoe alefako satria efa nanjo ahy koa ny laina hoe tsy tonga intsony ny mpianatra sekoly alahady!



17. rakaroka ( 07/05/2008 21:57)

Rakaroka: efa tao @ sekoly alahady enao teo aloha ary tsy azo lavina ihany koa fa anisan'ny mety namolavola anao hanana izao fomba fijery izao ny tao sa tsy zay?


Eny ary maninteraka jery kiana avy hatrany ilay izy. Tena mora BBbe ny miteny hoe "mazotoa Rakaroka, aza kivy ohatra, fa rehefa tojo izany tonga hampianatra ianao, dia tsy misy tonga ny mpianatra, dia ahoana?....'zaho aloha tsy mpampianatra sekoly alahady taty an-dafy fa "animatrice" manome punch" ireo mpianatra, dia maro aza no amin'ny orako vao tonga ireo mpianatra.
Fony nampianatra sekoly alahady tany Dago aho dia nangataka ny asesiko isan-taona ireo ambaratonga samihafa. Dia saiky nanaraka ahy avokoa ny mpianatro à 99%.'ndriiiiiiy na tany na taty maro ny mpianatra nitaraina tamiko
ireo karazana fahasahiranany. Izay no MAHAVAKY FO ahy hoe :"mal encadré" ny ankizy!"

18. majesty ( 08/05/2008 13:49)
Rakaroka: dia rehefa hitanao ary hoe tsy mandeh mintsy ilay fampianarana sekoly alahady dia mba nanana solution ve ianao sa hoe aleo miala fa lany andro,satria manko mety misy namanao mpampianatra sekoly alahady any dia mila an'izay vaha olana avy any aminao izay,hafa kokoa ilay efa tao no manome soso-kevitra noho ilay mitazam-potsiny dia manakiana avy eo.

19. ikaretsaka ( 08/05/2008 14:37)
betsakakao anefa no tsy mety resy doika indrindra ireo olona le mihanona @ fijery 'Ihany' sy ny "io de ampy"
rehefa @ io resaka io! aleony mitazona ilay programa fahiny fa raha approche hafa no atoronao ireo mpianatra sekoly alahady,katesizy, religion...
dia ianao indray no anintsanany!
20. rakaroka ( 08/05/2008 19:56)
majesty:

Rakaroka: dia rehefa hitanao ary hoe tsy mandeh mintsy ilay fampianarana sekoly alahady dia mba nanana solution ve ianao sa hoe aleo miala fa lany andro,satria manko mety misy namanao mpampianatra sekoly alahady any dia mila an'izay vaha olana avy any aminao izay,hafa kokoa ilay efa tao no manome soso-kevitra noho ilay mitazam-potsiny dia manakiana avy eo.




Majesty> Marina loatra ny fijerinao. Ary nanolotra soson-kevitra tokoa aho. Ary tsy soson-kevitra peta-toko mihitsy fa voalalina tsara. Nisy fiofanana mpampianatra sekoly alahady teto, nisy ésprit synthèsen'ny fitsimbinana ny ankizy fa tsy voahaja ilay izy. Nisy koa synthèse des expériences tetsy sy teroa niarahako tamina namana éducatrice isan-karazany, na boky le top de top amina fitaizana ankizy fa ny no-accordén'ireo mpitarika dia 15 mn ihany ny anjarako 30 mn teo ny sekoly alahady dia programmén-drizareo ny ankoatr'izay.. Amin'ny telo dia efa tonga any ampiangonana ary mirava any amin'ny fito matetika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.124