Fanahy Masina iza?
21. fijo
(
09/05/2008 21:23)
ia ny hevitry ny hoe Trinité mihitsy no mbola tsy hain'ingahy. Ny Trinité Masina dia fiombonan'ny Ray - Zanaka - Fanahy Masina. Ny Ray tsy Zanaka, ny Zanaka tsy Fanahy Masina, ary ny Fanahy Masina tsy ny Ray. Tokana olona telo izy ireo. Iray ihany, fa tsy midika akory hoe ny Ray ihany no zanaka sy Fanahy Masina.
raha io no jerena izany dia tsy andriamanitra indray jesoa.nefa misy mpino mino fa izy ihany no andriamanitra.?
aleo aloha hazava ,fa raha za manokana (za tsy mpino),dia io "fiombonana" io koa no handraisako azy.amiko jesoa tsy andriamanitra izany.
saingy maro ny mpino no mihevitra fa ny atao hoe "telo izay iray"dia midika fa jesoa dia sady andriamanitra no olona no fanahy.

22. niryna
(
09/05/2008 22:48)
fijo:
aleo aloha hazava ,fa raha za manokana (za tsy mpino),dia io "fiombonana" io koa no handraisako azy.amiko jesoa tsy andriamanitra izany.
saingy maro ny mpino no mihevitra fa ny atao hoe "telo izay iray"dia midika fa jesoa dia sady andriamanitra no olona no fanahy.
1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.
3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona.
5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. 2[Na: tsy nahasakana azy].
11 Tonga tany amin'ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy.
12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
13 dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra.
14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. Jaona 1
23. xxx
(
10/05/2008 13:40)
aleo aloha hazava ,fa raha za manokana (za tsy mpino),dia io "fiombonana" io koa no handraisako azy.amiko jesoa tsy andriamanitra izany.
za alou mpino fa za tsy mino we i jesoa Atra ihany :-D :-D :-D :-D :-D
28. ikaretsaka
(
10/05/2008 16:15)
mazava beny antony: satria noferanao ny sainao tsy hahazo azy!
ho'zy ari malala izay hoe tsy misy bemarenina nohon'ny olona mina tsy mihaino!
:wink:
ho'zy ari malala izay hoe tsy misy bemarenina nohon'ny olona mina tsy mihaino!
:wink:
29. xxx
(
10/05/2008 16:26)
terenao hihaino nga za :-D :-D :-D :-D
efa haiko ny inoako :wink: fa za tsy mila tsimpona :-D
efa haiko ny inoako :wink: fa za tsy mila tsimpona :-D
30. jonah
(
13/05/2008 07:34)
Raha ny hevitro dia tsy mila iadiana hevitra be zany resaka izany, fa tsy misy tena sahy milaza fa mahay izany, ny FINOANAO no mitondra ny zavatra reahetra fa tsy ny fahaizanao na ny fahalalanao ny antony .Tsy manadainga akory NY TOMPO raha nilaza ny resaka FANAHY MASINA IZY = tsy isika no hahatakatra ny saina lalin'ANDRIAMANITRA.
Mahereza ary tano mafy ny FINOANANAO
Mahereza ary tano mafy ny FINOANANAO