Mitoraka @ kapa
23. Belami
(
02/05/2008 15:56)
kiadi:
akam>tsy mandainga ve io zokinao be tantara io? :-D :-D
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) aza manapatsinay letsy ry kiadi aaaa
25. yonikafopl
(
02/05/2008 17:52)
kiadi, tssssssss za aza mba mitantara ny ditrako fahiny kou, za njay tsy mandainga zany :evil:
27. bida
(
08/05/2008 23:32)
yonikafopl:
kiadi, tssssssss za aza mba mitantara ny ditrako fahiny kou, za njay tsy mandainga zany :evil:
Ra Kiadi nge manala azy e =)) =)) =))
29. endrika01
(
14/05/2008 15:11)
Tany am-pianarana iany no tena tsy laitra lay nivakinn,fa zay 1kilasy miray loha daholo,mody manipy ao am-bava nefa atao am-paosy na ambany kazié,kay loza fa samy nanadino ny azy tao daholo.Tonga ny apitso maraina,teo ny tale sy lay madame T4 zay t@zany.Samy nipetraka avy,jerena misy sotro lehibe maromaro sy jôgy misy rano,kaï kaï kaï,samy misotro ery aloha tsisy elana pà,tena fay fay fay,bandikely 1niray dabilio tamiko rery no tsy tratr\'ilay ranona nivakinn,ny azy karepohany nefa izy sady tsy mihinana filaofana,de mbola angatahiny ny anjarako:D:D:D ny tsindrona indray,t@zah 5taona handray 6 teo,nihinana pibasy sy paiso marikivy hoanina @vovontsira kay narary be,tena ren\'ny aiko lay tsindrona,hoatrany we lasa nihodina tany afara ny tongotro!No saiky tsy tafakatra ny tohatra fa tena kirampy bè,nivonto be aza t@zay,tena fay,tany @18taona tany ndray,dia misy ordonance omeny dokotera,de we mitsindrona 3jours,niaraka t@Mam 1jrs,ny 2em jrs de nalefa taxi sy nandrasan le 2cv reny eo @vavahady ny dispensaire tsis rad,de tsy maintsy tombohana zay vao makao @mpanindrona,de vao voatomboka de mody miondrika mamatotra kiraro dia mitsoaka mivoaka!=))t@zany ny varavarana hidirana hafa,ny hivoahana tao hafa,nefa zay manao sens unique be,tsy fantatry papanay sy mamanay zany hatrizay ka hatr@zao.:-D:-D:-D