Mitoraka @ kapa

1. Belami ( 30/04/2008 20:57)
Iza aminareo no karazan'olona le nanahirana be reny t@ mbola kely ka raha sendra narary dia tsy mety mihinana fanafody fa enjehina, misy aza vao mahita le olona manantona hanome fanafody de mitoraka kapa mihitsy!

le kapa @ tongotra zany a!!! :-D :-D :roll: :roll:
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 15:11
2. kiadi ( 30/04/2008 21:00)
tsisy hidirako satria zah zaza enjy! :-D :-D
3. sakaizakely ( 30/04/2008 21:06)
za ndray tsy mba nandositra zany fa teneniko we za tsy tia a ! sady manao tezitsa be mangarika :evil: indrindra le nivakinn isankerinandro. tam volou forser-na fa nandoavako teo antongony isaky ny terena de fay neninay tsy nanome intsony. De za rery taminay mianadahy avy no tsy mba nihinana nivakinn zany hatram zay :-D :-D :-D :-D
4. melody ( 30/04/2008 21:17)
tsisy hidirako satria zah zaza enjy!
marina ve izany lainga be izany ry kiadi?

ny anay indray ilay enjehina @ kofafa fa mitsôka mandositra indrindra ehefa homena ireny atao hoe 'tseroka' ireny
5. tess ( 30/04/2008 21:17)
belami: ny kouzine-ko refa tezitra ndray de mitoraka am pantoufla :-D
6. Belami ( 30/04/2008 21:23)
tess : malelilemy nge raha pantoula e
7. kiadi ( 30/04/2008 21:35)
zah wa zaza enjy
8. melody ( 30/04/2008 21:36)
:-P :°) ;-) :-o 8-) =))
9. ratonga ( 30/04/2008 21:42)
sakaizakely fetsifetsy ratsy :-D :-D :-D
10. ainaheri ( 01/05/2008 05:39)
Ny ahy ndray ariko ,t@ sekoly katolika reny misy fizarana nivakinn,tsy laitra fa manao g d main wa,mody alefa ambava nefa any anaty paosy ny niafarany, @ io efa tambazana mofo baolina sy ronono ray vera an,fa tsy lasa iany! Ttratra ny farany d nambesan'le papianatra mitsy klé,tsy maitsy atao ambony lela, d aseo,ary savaina tsara refa voatelina,mangoritsina ra vo mieritreritra an'le izy lol
11. akamatiana ( 01/05/2008 07:01)
za kou tsy mitsoka zany fa mitomany be fotsiny we tsy inana , refa forcer-na de mody alaiko le izy de ariko aveo , de le endrasana njay de aloako :)
12. kiadi ( 01/05/2008 08:58)
zaza diditsa doly reto
13. Belami ( 01/05/2008 09:16)
akamatiana:

za kou tsy mitsoka zany fa mitomany be fotsiny we tsy inana , refa forcer-na de mody alaiko le izy de ariko aveo , de le endrasana njay de aloako :)



io no tena fanaony ankizy raha tsy hoe hendry be ohatran'i kiadi
=)) =)) =)) =)) =))
14. Veloo ( 01/05/2008 13:16)
kiadi [ Valio ] 01-05-2008 10:58:27
Lohateny : Re : Mitoraka @ kapa
zaza diditsa doly reto


sur mihtsy aho za fa raha ho-tsodromina i kiadi mandositra otrany inona
:-D :-D :-D

Melody tena gravy be io kle
ny anay indray ilay enjehina @ kofafa fa mitsôka mandositra indrindra ehefa homena ireny atao hoe 'tseroka' ireny

:-D :-D :-D
15. milaibe ( 01/05/2008 13:16)
zà ndray mody mandany fotoana tany @ wc refa tonga ny fizarana nivakinina,fa tsisy fika fa mbola miandry eo ihany ny anjarako
16. melody ( 01/05/2008 16:24)
io no tena fanaony ankizy raha tsy hoe hendry be ohatran'i kiadi

raha kiadi no hendry be dia izaho izany no anjely :-D :-D
17. yonikafopl ( 01/05/2008 18:40)
nena ndray de tena nampme mintsy fa tena tantara be hihihihih
Za tam mbola kely de tena zaza mparary tenda, de isaky ny marary tenda de mande am dokotera de mitsindrona, de dadanay fona no mitondra ana tamzany, vao miditra ny hopitaly hitsindrona zahay de mitabataba mitomany za, de avy eo lazaiko we za ho any am toilette,de any za de tsy hita fa any antrano ,tonga avy any dadanay de voakapoka am fehikibo. De otranzany fona, farany indray andro zay,fa efa fantatry ny dokotera ny ditrako,de tonga de misy infirmier 2 mitazona ana fa dakadakako de vazavazaiko we ipipizako eo nareo fa avelao za hihihihihih( Loza mintsy ny ditrako), menatr'olona mintsy le dadanay tamzany . De nony efa mba lehibebe za de za ndray no mangataka am le Dr we tazomy mafy be wa za fa so de tapaka eo ny fanjaitra :-D :-D :-D .
Fa amzao za lehibe zao za ihany no manindrona ana fa tsy omeko tsindromin'oll zany ny dodosiko hihiihih, mbola matahotra za ra oll no manindrona ana.
18. ainaheri ( 02/05/2008 04:47)
yonika> aleo oul 1 iany manindrona ra @ zao ka :-D :-D :-D
19. mmmhh ( 02/05/2008 07:27)
zà ndray tam mbolakely reefa mande dokotera de mitomany be, nefa ndraindray tsy ho tsindromina akory ne e, de efa hanao ordonnance de mody manontany ny dokotera, tsindromina sa omena fanafody? de misafidy ny homena fanafody fôna, nefa mbola voatsindrona ihany ndraindray, fa reefa hinana fanafody ka mandà, de tenenin'i mamanay fôna hoe, sa ho tenenintsika i dokotera fa solona tsindrona ity fanafody ty fa mihinana haingana,
Fa zao ndray zà refa marary ka be lôtra ny fanafody tokony hohaniko de aleoko mangataka soloina tsindrona zé mety atao tsindrona,@ zao aleoko lavitra mitsindrona toy izay mihinana fanafody.
20. kiadi ( 02/05/2008 10:21)
tena zaza enjy mintsy kay zah mihoitra anaraeo an! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1827