fantatrareo ve????

1. hery601 ( 29/04/2008 12:42)
moa ve mba fantatrareo fa ny mihomehy dia mampitombo n andro iainana ka noho izany aza matahotra ny mihomehy ho any efa mpanao azy dia tohizo fa hoany reo zay be fiavonavonana sy kizitina lava dia mba miova amin'ny zay.

dia ty misy blague ray na roa na mihoatra miala tsiny fa amin'ny teny frantsay satria za manko tsy de mahay mandaka azy amin'ny teny MALAGASY:
- quel est la différence entre l'école et les poils??? :lol: :lol: :lol: :lol:
- comment on dit mini-jupe en japonais???? :lol: :lol: :lol: :lol:
-comment on dit 69 en polonais??? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
- que dit un chat quand il vois une chatte??? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

PS: mametraha valiny maro de valiako rehefa avy eo; na rahampitso ny valiny.
novalian'i tiarah ny 30/04/2008 07:25
2. tiarah ( 30/04/2008 07:25)
hihihhi,ary mbô afeno ty nify fa mapme be!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5393