fanontaniana
21. fijo
(
30/04/2008 20:39)
eto dia samy manana ny fomba fahitany zavatra iray sahady ianareo.
le "forme" angamba no tsy itovizanareo eto raha azoko tsara.
le "forme" angamba no tsy itovizanareo eto raha azoko tsara.
23. fijo
(
01/05/2008 21:32)
ka le fond anie toa mitovy ihany e,izay no anontanianko hoe sao dia ilay forme,mety pilvava io mety asa be mety fanazavana be tsy haiko .
29. fijo
(
01/05/2008 21:54)
ka raha tsianjery ohatra hoe:"raha misy manome zavatra hoanao kinga miteny hoe misaotra tompoko รด"
nefa avy eo ianao misy manome rano tokoa ompna no ataonao,izay le pli vava
nefa avy eo ianao misy manome rano tokoa ompna no ataonao,izay le pli vava
30. cutie
(
01/05/2008 21:57)
ka ahona moa no ahafantarana eto we ampiharina @ fiainana le pli vava :-D :-D :-D :-D
31. fijo
(
01/05/2008 21:59)
iny anjaran'ny tsirairay.
fa raha midradradradra hoe :"ny kristianina dia fitiavana"nefa vao misy maneho hevitra dia hoe mpisandoka sy vendrana ,foana no avaly,mety mahalasa saina ihany le fitiavana"
fa raha midradradradra hoe :"ny kristianina dia fitiavana"nefa vao misy maneho hevitra dia hoe mpisandoka sy vendrana ,foana no avaly,mety mahalasa saina ihany le fitiavana"
37. fijo
(
02/05/2008 20:36)
ehhhhhhhh,ny aty masonadro efa tsy tazana,ny any hazavana vao misandratra