TGV
21. ikotoleta
(
28/04/2008 12:23)
Jeankely:
Ya tena mipika ka :-D :-D :-D :-D Ngah hay intsony fa tafaray ny mipika maromaro. :-D :-D :-D
TGV=tafaray ny mipika maromaro 8-) :/ :-D :-P :^) :{
22. Jeankely
(
28/04/2008 12:26)
Fa aiza no tena hanangana ireto tanora vonon'i Frantsa e ?
Misy tanora vonona avy eo indray mbola hentanina. Tsy mifanohitra ve izany resaka izany. Ny vonona angaha mbola taritina fa tsy avy dia lasa ?

23. Koditra
(
28/04/2008 17:36)
ikotoleta:
Ze anarana aza de angalaran-tahaka de tsy menatra akory
Ny anaran'lah alo letsy ovaina fa teny vazah nge io anaran'lah io no mody nambômbôarina fotsiny e, aza mangalatahaka fa endasin'ny vazah ataony tsaky eo. =)) =)) =)) =))
24. ikotoleta
(
28/04/2008 20:54)
Koditra:
Ny anaran'lah alo letsy ovaina fa teny vazah nge io anaran'lah io no mody nambômbôarina fotsiny e, aza mangalatahaka fa endasin'ny vazah ataony tsaky eo. =)) =)) =)) =))
Aza miteniteny fona lety fa elà lohan-kisoa
ity ny porofo: http://namana.serasera.org/iza:ikotoleta
25. Jeankely
(
28/04/2008 23:54)
Izaho aloha tsy mila mombamomba olona. Hevitra no hifanjevoana ento fa aza terena hifampijery mombamomba ny olona. Ny sasany aza ireny no adika eto satria izay no eritretiny mety nefa mifanohitra @ fepetra.
Ny Malagasy rehetra na izaho miteny na iza saika mangalatahaka fa tsy mahatsapa tena. Voalohany ny fitafy ohatra. Hatramin'izao dia hita ary samy mahafantatra hoe fitafy Sinoa ity, fitafy Karana sns na efa manao akanjo-mbazaha aza ireo. Ny an'ny Malagasy akanjo vaza asiana lamba landy.
Ny fianarana hianaranao rehetra avy ivelany fa tsy mifamadika hoe ny anao Malagasy no hianarana eran-tany.
Tsy olana ny maka tahaka fa saingy mila manaja ilay zavatra nalaina tahaka na ampiasana. Rehefa miteny TGV dia tsy resaka SARETY no hanimbana ny zavatr'olona na mihazakazaka mitady fanampiana etsy sy aroa mba hiangan'ny TGV.

26. Koditra
(
29/04/2008 15:58)
ikotoleta:
Aza miteniteny fona lety fa elà lohan-kisoa
Ka naninona raha tonga d nataonlah anarana gasy be oe ikotolita avy atrany fa nilaozana mbola naka styl frantsay ikotoleta =)) =)) =)) =)) =))
Mba jereo alo letsy ny ataonlah vao mikritika olona fa samy nangalatahaka iany nareo mtsam a, nen lery aza mba TGV no nalaina tahaka fa nenlah inona ? kisoa =)) =)) =)) =))