TGV

1. natiora ( 27/04/2008 13:49)
Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e!
novalian'i Jeankely ny 29/04/2008 17:18
2. ainaheri ( 27/04/2008 14:38)
Hvtr mety zany ry natiora
3. natiora ( 27/04/2008 14:59)
ndao ary hatao e
4. ainaheri ( 27/04/2008 15:18)
za vonona lesy mba anomezana hery an'lery kou aa
5. natiora ( 27/04/2008 15:25)
ainaheri:

za vonona lesy mba anomezana hery an'lery kou aa


ka inona no hevitra ary e!

6. Jeankely ( 27/04/2008 16:20)
Tairo faingana ary aza ela. Izay no andrasana.
7. ainaheri ( 27/04/2008 16:20)
aleo alou anangona namana ra misy fa tsy vitatsika mitsami fotsiny klé
8. natiora ( 27/04/2008 17:00)
Jeankely:

Tairo faingana ary aza ela. Izay no andrasana.



ka mbola mila namana maromaro isika hanangana azy
9. natiora ( 27/04/2008 17:02)
ainaheri:

aleo alou anangona namana ra misy fa tsy vitatsika mitsami fotsiny klé


mba asio fanentanana @ireo akama sasany ary e

10. Jeankely ( 27/04/2008 17:36)
Tsy mahatratra 2012 nareo raha izany.
11. badboy ( 27/04/2008 18:58)
natiora:

Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e!


Efa nangataka alalana avy any @ TGV ve aloha????
12. ainaheri ( 27/04/2008 19:58)
ié marina kou io kozin'i badboy io
13. kiadi ( 27/04/2008 21:49)
zah vô avy nitaingina tgv teo! :-D :-D :-D
14. ikotoleta ( 27/04/2008 23:37)
natiora:

Misy Tanora Malagasy Vonona eto France, raha tsy misy dia andao hanangana e!

memezan'ny vaza fotsiny ny TGV an'elisany
15. Jeankely ( 27/04/2008 23:58)
Ka le sahalan'ikotoleta tsy memezan'ny vaza indrindra no andrasana. Mila ireo mahatsindry vaza sahala anao ny Malagasy. :-D :-D :-D
16. ikotoleta ( 28/04/2008 00:28)
Raraiko in lesy ze malagasin'là TGV tsy afaka 20km/h any
Ze anarana aza de angalaran-tahaka de tsy menatra akory :-D :-D :-D
17. Jeankely ( 28/04/2008 03:47)
Izy aloha dia alatahaka daholo kosa ny rehtra e. Na ianao aza mino aho fa tsy afaka miteny hoe tena manana "personality" sa lainga ny ahy ?
Ny tena manahirana dia maka tahaka na avadika teny Malagasy ny zavatra notenenin'ny favy ivelany avy eo tsy mahatafavoaka dia ilay zavatra nalaina tahaka na ilay fitenenana nampiasana indray no lasa lazain'ny olona tsy alehany. Nefa ilay mampiasa azy no tsy mahatanteraka ilay zavatra.
Nosoratako etsy ambany hoe alaina tenin'i Henry Ford ary avadika teny Malagasy dia lasa malaza amin'iny tenin'olona iny avy eo raha mibolisatra dia ilay tenin'olona no simba ary lazain'ny sasany fa teniteny fahatany ilay teny.
Raha araka ny fantatro aloha dia samy memezan'ny vaza ihany angamba sa ikotoleta ihany no ekeny fa mitovy laharana na avo nohon'ny vaza
18. ikotoleta ( 28/04/2008 06:30)
nen là no te ho mpangalatahaka daholo any ko ny olona no lazaina fa tsy manana "personality". Fa elà ve mipika e?
19. Jeankely ( 28/04/2008 07:33)
Ya tena mipika ka :-D :-D :-D :-D Ngah hay intsony fa tafaray ny mipika maromaro. :-D :-D :-D
20. kiadi ( 28/04/2008 07:47)
ka lafo be ange le mitaingina TGV aty andafindranomasina eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758