biz'oroka azony AINAHERY

41. ainaheri ( 28/04/2008 14:18)
Maninona no miantso tody datoa aaahahaha!!hs be elà zany aa ary le resaka fanampiana any dago fona no averin'elà an,mba fantatr'elà kou ny toetran'elà nandakan'ny admin an'elà???

eny lesy boribory ny tany ary tiko elà ihaona amiko na zao d ny zao aza fa za kou lesy mazaka ny revy miainga retra² aa,kozy ané zany ee! Hazaiko otran'reny mihaza lambo reny elà fa mahaiza miana lesy a
42. rurik ( 28/04/2008 14:23)
kiadi:

zah devoly fa zah nanomé biznoroka an'i ainahery :-D :-D :-D :-D :-D :* :* :*
zay!! misy blem ve io? sa lazaina pelaka ko zah fa nanomé biz akama? =)) =)) =))


za mbola tsy naoome fa hanome aho izao , tsy hitako izay olana

:?: :?: :?: :?: :?:
43. ainaheri ( 28/04/2008 14:28)
D manin elà no marary kibo nefa tsy mikasika an'elà ary ee ,aza mapmé lesy bandy aa Mody nianakendry ngahy cazal t@ le dinika voafafa we"zalesy efa niova toetra aa"...kay lery namorona ps hafa amoahany ny toetrany klé,aleo ilamina baininy a,virtoaly tsika zao d reveo manja fotsiny,f'aza misahitika @ zvtr tsisy dikany
44. faralah ( 28/04/2008 14:29)
MORAMORA LESY VAVA SAO DELAHAH NO VOAZA EO AN! SA HOATA TSIKA MITSY RA REVINELAH
45. ainaheri ( 28/04/2008 14:43)
za wa tsy mifendro an'zay azon'io lohakelin'elà io zany,ary refa miona amiko elà d averiko ambava doli ny zvtr nosoratako !! Sao everin'elà mataotra an'elà za klé kiiiiiiiiiiiiiiiiiii
Mbola tsy teraka lesy zany ra mbola bandy maivantsina otr'zao no mitady an'zany amiko aa!!
Tairo ndray le soratra manodiava lesy fa otrany milay ny mamaky azy,resaka bizoroka no resahana kou manodiava a manodiava,zay ané lazaiko an'elà omaly fa ny any ambany no misaina ee
46. ratonga ( 28/04/2008 15:07)
ol'ty ry vieforce élah ko vé manonofy klé, sarim-bavy iny vé dé ho sahy hiaona amilah fa élah marina:-D :-D :-D
47. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:46)
glacholet aourtamsachet cartepostale bizooroka.. ze te hividy bizoroka mandoa vola aty ooooooo! bizoroka prepayeeee! :-D :-D :-D

ra-arrived: andaho hi design bizoroka
:-D :-D :-D
48. ratonga ( 28/04/2008 16:14)
andao toko klé :°) ataovy pozina molotsa bé pulpeuse dé tsy omena ra-binzanin amizay romotra tsara :-D :-D :-D
49. tsiambaratelo ( 28/04/2008 17:15)
Ika>za kounkou mbo te ividy biz\'oroka,miclik drapeau mou zany tonga de mahazo 10 be zao!Hay mou tsy mety kou tsisy drapeau ny aty aminay!Ze mila biz oroka de omeko be de be etsy ary :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*tanjemo sao difotsa ao an !
50. ainaheri ( 28/04/2008 17:26)
raarriver>> Tsy mazaka lesy le oul aa,tsy haiko inn ny tian'lery kozina , za tsy mifendro zany ka hahahaha

Ika> mlay zany bizna zany klé,aona tondé faralah no ivarotana volou sao lany eo ndray d imenomenona lery =))=))=))=))

Tsiambarathree>> ampirimo klou fa sao misy maka eo io an hahaha
51. yonikafopl ( 28/04/2008 17:48)
Tena mba tsy azoko mintsy, asa na za no fohy fisainana na le olona miresaka mintsy no tsy de normaly. Lazainy misy resaka CAZAL ato nefa na ny titre aza
biz'oroka azony AINAHERY
Ampio eee, vonjeooooooo hihihihihihihihihih
52. kiadi ( 28/04/2008 17:57)
ho avy amizay zany zao le sary kely bedebe misy fil menamena? :-D :-D :-D :-D
53. ainaheri ( 28/04/2008 18:07)
yonika> efa nanontaniko an'lery io d lazainy fa mampalaelo azy hono cazal enjehina fona nefa manampy an'i dago hahaha


Kiadi> misy msg-n'elà ao ambony ao lety aaa :-D :-D :-D
54. kiadi ( 28/04/2008 18:20)
hitako io fa zah ve hifamaly @ adala eh!! =)) =)) =)) =)) =))
55. ainaheri ( 28/04/2008 18:41)
marina lesy ny an'elà ,aleo kou za ipirina fa tsssss
56. Veloo ( 28/04/2008 19:38)
sarim-bavy iny vé dé ho sahy hiaona amilah fa élah marina
=)) =)) =)) =)) =))
57. yonikafopl ( 28/04/2008 20:08)
ainaheri hihih kou naninn raha natao we " Aza henjehina i Cazal fa tsy we biz'oroka azony AINAHERY ny lohatenin'ny dinika ra izany????

Tena tsy afaka CEPE le zalahy io raha zany no ataony any am examen kle hihihih :-D :-D :-D
58. kiadi ( 28/04/2008 20:16)
miandry le sary feno kilifil menamena zay ohhh =)) =)) =))
59. yonikafopl ( 28/04/2008 20:46)
kiadi hihihiihihihihih
60. ratonga ( 28/04/2008 21:10)
yonikafopl:
Tena tsy afaka CEPE le zalahy io raha zany no ataony any am examen kle hihihih :-D :-D :-D
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2759