biz'oroka azony AINAHERY

21. Zina ( 27/04/2008 22:35)
Fa inona hono ny manjo an'io Faralah io? to mirediredy ity izy :-D :-D :-D
22. milaibe ( 28/04/2008 05:06)
soloy lahimatoa ny ps ry faralah fa mety misokatra ny sainareo !!!
23. karinah ( 28/04/2008 07:41)
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D
kiadi: bizn'oroka!!!!! :lol:
24. kiadi ( 28/04/2008 08:01)
karinah>manin anao injay zao zah? :-D :-D
25. Papoose ( 28/04/2008 11:51)
ary misy wain ato fa tsy nisy Tonga De Manoroka dia mimenomenona an!

nefa bizoroka tsy ahazoana diploma fa :-* :-* be fotsiny! :-D
26. kiadi ( 28/04/2008 12:07)
bisou dada aingana! :-D :-D
27. faralah ( 28/04/2008 12:32)
ory le pifamaly amaolona ty an! za tsimatahotra zay angaredona nareo zany. ny resantsika anie momban' CAZAL sy ny hafetsena ataony AINAHERY ato e! dia omeko ohatra elah hoe, ela iany mo mametaka anio biz'orok azolah io isanandro elah mametraka eto fona, sy ny PS marobe zay ananalah, ela tena miova endrika lety isanandro ato. zay ko mbola anaovako @rock fa io vevavy io koa mbola anisany ANTOKO MPANOHATRA
namanelah, fa reo olona miaro anelah reo tsirarahako reo, satria tsimaharaka anilay tatara angambany, olona manao soa any @tanindraza ve lesy ra AINAHERY dia tokony atao anireny???? mba misaina lesy AINAHERY an!
mandrary manao fombana MPISOLOKY elah, reo namana reo mino za fa miaro anelah izy ireo satria elaha mahay miresaka, raha olona otranio @sary io ve lesy ela dia reny mba fototsaina anananao, mba asio fisainana iany lesy na dia kely aza an! fa tsioe misy miaro ela dia marina nenialah, FA ZA KOSA ALO TSY ANDEFITRA @LAH RAHA OLONA MANAO SOA ANY TANDRAZANA VE NO ATAOLAH ANIRENY, TSIMETY ZANY, FANGA ELA EFA NAVITA ASA FANASOAVANA KOA NY OLONA MANAO NDRAY NO TSIKERAILAH, MBA MATAORA IANY LESY, FA AZA MATOKENAMASO @REO NAMANA REO AN!
FA NY BIZ'OROKA ANGA MAPANAKARENA SA MAHATONGA ANA ANY ANDANITRA, TSISY RARAIKO ANIZAY BIZ'OROKA ANY LETY FA NY FOMBA RATSY ATAOLAH NO TIKO LAZAINA @NIO AN! RA NY FOMBA FIRESAKELAH @CAZAL AZA TSY MBA MISY FANAJANA MIHINTSY, ELAH ARY TSIMANAJA NY TENANIALAH VE DIA ZA NO ANDE ANAJA LAH,
TSIMANINONA OA FA NY AO AMBONY LETSY MAHITA AN!!! ELA MANOHATRA NY OLONA ZAY MANAO ASA FANASOAVANA VE NY DISO SA ZA MIARO OLONA MANAO ASA FANASOAVANA, DINIO ZAY ATAO FA AZA HOETINY IO LOHA IO FOTSINY, MBA OLONA OTRANIZAO IANY NAREO.
28. faralah ( 28/04/2008 12:39)
KIADY , MILAIBE,TSIAKO ZAY AZO AMBARA @NAREO HIMEHEZANA FOTSY FA LEHIBE TSIMISAINA
29. faralah ( 28/04/2008 13:02)
ARY TAPITRA VOFAFA DOLY ANIE LAY RESATSIKA MALY RY AINAHERI, FA AHONA??? REHEFA MAMAFA RESAKA OTRANIO NAREO TOMPONANDRAIKITRA DIA TONGA DE VONOY TSY HO MPIKAMBANA ATO MIHINTSY ZA FA AZA MANAO ANIO FA MANDRERAKA BE. NA TONGA DE VONOY DOLY LAY RESAKA REHETRA, EFA FATATRO ANIE, SATRIA NY AVANAREO ANY DAGO ANY DIA MANANA NY AMPY DOLY, RATSIZANY VE ANTOKO MPANOHATRA HATRA@NY TOMPONANDRIKITRA.
30. faralah ( 28/04/2008 13:13)
MILAIBE RA MISOKATRA NY SAINIALAH MANINONA TSIMAHARAKA TATARA, OLONA EFA FIRY FPOLO TAONA MBOLA MIREDIREDY OTRANY ADALA IANY TSSSSSSSSS, TSIANDROSO LE TANINDRAZANA RA HOTRANAO DOLY NY OLONA
31. ainaheri ( 28/04/2008 13:22)
FA ZA KOSA ALO TSY ANDEFITRA @LAH RAHA OLONA MANAO SOA ANY TANDRAZANA VE NO ATAOLAH ANIRENY, TSIMETY ZANY, FANGA ELA EFA NAVITA ASA FANASOAVANA KOA NY OLONA MANAO NDRAY NO TSIKERAILAH, MBA MATAORA IANY LESY, FA AZA MATOKENAMASO @REO NAMANA REO AN!


Iza alou le lazain'elà we pifamaly aman'oul

oh lety aa,Mbola averiko iany lesy fa tsisy mialona an'i cazal @ zay activiteny zany eto aa,ary ngah mou io dinika nampidirin'elà io misy resaka cazal zany lty aa

Ary mahagaga ané elà zany fa tô resaka cazal io fona no averin'elà ee ,fa d inn lotra
Voatery nofafan'ny admin lesy satria elà manao resaky ny tsisy atao d mba nandray ny andraikiny izy aa
32. faralah ( 28/04/2008 13:23)
ELAH KO RY AINAHERY, MBA MITENY AN'ICAZAL @TOETRANY TALOHA, FANGA LETY NY TOETRA RATSY TSY AZO OVAINA AN!, NY TAREHY RATSY NO TSIAZO OVAINA, ZAVATRA NOTENENINELAH T@ DIA HOE (MBOLA TSY MATY VOLAVO ANKIMBO IANY VEEEEEEEEEEE) KANEFANA ZA NO MIRESAKA @LAH!!! ZANY VE LESY NY FOMBA HITENENANELAH OLONA ZAY MANAO SOA, HOANAREO ZAY HOANAREO ZAY MBOLA TSY NANOTA DIA MISAHIA MITORABATO AZY VOLOHANY, FA NY FANEJEHANAREO AZY MANTSY OTRANY MANENJIKA ALIKA MIHITSY.
33. faralah ( 28/04/2008 13:25)
KA RESAKA CAZAL LETY NY RESAKA ETO AN! @FANEJEHANA ZAY ATAOLAISANY AZY
34. ratonga ( 28/04/2008 13:26)
:-D :-D aza miady amin'ny adala letsy ry vieforce, sô dé i cazal ihany ary io faralah io , to mitovy ihany mantsy lé rediredy :°) :-D :-D :-D
35. faralah ( 28/04/2008 13:28)
FA AONA NENELA TSIVOFAFA , MBOLA POROFO IANY KO ZANY HOE AKAMALAH DOLY NY AO TOMPONANDRASIKITRA AO,
36. faralah ( 28/04/2008 13:30)
TSIMISY AZOKO AMBARA @LAH, FA MANANAKO NY FIANAKAMS ELAH MANODIAVA ANY @FIANAKAVILA KO LESY MAHAZO ANIREO GASY MAHANITRA REO AN!
37. ainaheri ( 28/04/2008 13:48)
raarrivé> aza manapatsinay eo letsy aaa=))=))=)) Ary tena voizin'ny lery fona le resaka cazal sy ny fanampiana any dago zao klé

Faralah> itan'elà tsy mbola miova ny toetran'elà ,talou reny elà d manendrikendrika otran'io kou,alaivo donany tsara alou lesy vao miteny fa sao miady aman'oul eo elà aa

Ary saika mba anontany an'elà za we ;inn mou ny antony ni-menacé-n'elà anà omaly??? azon'elà valina v io???
38. ainaheri ( 28/04/2008 13:56)
fa manin lesy ny ahy no fafana ah,ary marary mitsy elà le voadakan'ny admin teo an,@ manaraka aza miteniteny fona d tsy an'inn an'elà tsony izy lesy aa
39. faralah ( 28/04/2008 14:08)
manodiava any havalah lesy baina a! hotsapalah izy ao rina kely ao, misy mpanampi de mizesta sao deverlah fa misy raraiko anireo mpanapi alah reo ary!!! FA INONA MO TOKONY RESAHANA ETO??? RESAKA CAZAL LESY FA AZA MANOVA RESAKA AN! OANAREO ZAY TSY FALY @KO MBOLA AHATSAPA KO FA AIZA MAIKA BORIBORY NY TANY FA TSIMAITSY MBOLA IFANENE ENY FONA TSIKA E!
40. faralah ( 28/04/2008 14:17)
VOIZOKO FONA LETY NY RESAKA CAZAL SATRIA IO ZAO NO RESAKA ETO AN! FANEJEHALAH AZY SY NY HAFETSELAH NO LAZAIKO ETO ASA RA AZOLAH ZANY NA TSY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.33