Manomboka @ vola Mai dia valizy iray sisa,marina ve izany?

21. fahamarinana ( 27/04/2008 07:30)
niryna:

fa nihena koa ny entana noentina ao Paris hono a,sa tsy mitombona izany?
Mavoa tokoa aloha ny olona ao e,indrindra raha misy manana fanafody marobe dia ireny hoentina omena ny havana na calcium izany na vitamina ,na fanafody ilaina an-davanandro sady toa tsy mandoa vola hono ny olona amin'ny fitsaboana ?

:arrow: Tsy fantatro aloha niryna na niova na ahoana fa am juin misy olona handeha fantatro dia tsy misy fiovana hatreto.Ny hoe fanafody maro dia azo atao ny mitondra azy fa mitondra ordonnance-ny dr zany hoe ohatran'ny fanafody ho ampiasainao any dago zany pdt ny séjour any.Za rahateo moa misy ankizy dia liste lava be,tsy ny dr rehetra no manome fa misy tsy mety satria lasa manao ordonnance am aretina mbola tsy mitranga fa ny ahy mety, :wink: .
Dia ny lanjany lanjany foana kah zany hoe raha 40kg ny droit de bagage-ko dia tafiditra ao ny lanjany izay entiko y compris ny fanafody,rehefa misy excedent de bagage dia mandoa vola (ce qui est normal kosa ),par contre ny poussette,couches-njaza,cosi ohatra no entiny gratuit satria ny zazakely rahateo efa tsy misy droit de bagage be toa ny lehibe sy ankizy +de 2ans.Miala tsiny fa lasa lava be lay resaka fa azon'ny niryna ve ny tiako ambara teo , :) (l)
22. Veloo ( 27/04/2008 18:07)
aty Amerika dia tsy misy ny direct izany fa na hianao mijanona maka vol ao CDG

Nyrina, ny vol direct tiko lazaina aky dia ilay oe avy eto USA dia CDG dia Tana a azafady... satria mantsy ndray2 za mijanona ao frantsa aloha dia zay vo mande dia io ilay tena tsy mety ny poid ny baggage reduisen'i United (ohatra) ataony 23kg fotsiny ny entan-njy azo entina (ity ndray juillet09,2008)
fa raha Air France, ny entana tsy miovaova fa tonga dia directe any Dago, dia omeny 32x2 ndry dia manoda $50 zay no vao farany (22 avril, 2008) io.
23. Papoose ( 27/04/2008 21:56)
vao avy namaky ny tao @ website ny airfrance za fa toa mitovy @ hitako taloha ihany! fa oouuuff, dia efa tsy atao mihoatra fotsiny zany ny entana rehefa tsy te handoa vola extra!

nyrina, misaotra @ firariantsoa :-* fa de mba andeha ho eny @ by-pass hijery ny zava-misy eny, nefa ve toa lasa ataon'ny olona fitsangatsanganana eny tsy tokony ho lalana ve moa? Tsy maintsy mandalo eo koa moa rehefa hitodi-doha hianatsimo
24. niryna ( 30/04/2008 17:25)
fahamarinana:

niryna:

fa nihena koa ny entana noentina ao Paris hono a,sa tsy mitombona izany?
Mavoa tokoa aloha ny olona ao e,indrindra raha misy manana fanafody marobe dia ireny hoentina omena ny havana na calcium izany na vitamina ,na fanafody ilaina an-davanandro sady toa tsy mandoa vola hono ny olona amin'ny fitsaboana ?

:arrow: Tsy fantatro aloha niryna na niova na ahoana fa am juin misy olona handeha fantatro dia tsy misy fiovana hatreto.Ny hoe fanafody maro dia azo atao ny mitondra azy fa mitondra ordonnance-ny dr zany hoe ohatran'ny fanafody ho ampiasainao any dago zany pdt ny séjour any.Za rahateo moa misy ankizy dia liste lava be,tsy ny dr rehetra no manome fa misy tsy mety satria lasa manao ordonnance am aretina mbola tsy mitranga fa ny ahy mety, :wink: .
Dia ny lanjany lanjany foana kah zany hoe raha 40kg ny droit de bagage-ko dia tafiditra ao ny lanjany izay entiko y compris ny fanafody,rehefa misy excedent de bagage dia mandoa vola (ce qui est normal kosa ),par contre ny poussette,couches-njaza,cosi ohatra no entiny gratuit satria ny zazakely rahateo efa tsy misy droit de bagage be toa ny lehibe sy ankizy +de 2ans.Miala tsiny fa lasa lava be lay resaka fa azon'ny niryna ve ny tiako ambara teo , :) (l)

misaotra aky a,dia voa mafy ihany izany izahay ,satria taloha 32 kg x2 izao lasa 26kg x2 miampy ny hoe valizy kely sy lehibe ,taloha mahazo mitondra baggage a main roa izao iray sisa.
Ny mandeha any chine anefa dia 50 kg x 2 hono ary rehefa mody izay dia lasa 50 kg iray ihany (chine mandeha any Japon avy eo )

25. niryna ( 30/04/2008 17:31)
Veloo:

aty Amerika dia tsy misy ny direct izany fa na hianao mijanona maka vol ao CDG

Nyrina, ny vol direct tiko lazaina aky dia ilay oe avy eto USA dia CDG dia Tana a azafady... satria mantsy ndray2 za mijanona ao frantsa aloha dia zay vo mande dia io ilay tena tsy mety ny poid ny baggage reduisen'i United (ohatra) ataony 23kg fotsiny ny entan-njy azo entina (ity ndray juillet09,2008)
fa raha Air France, ny entana tsy miovaova fa tonga dia directe any Dago, dia omeny 32x2 ndry dia manoda $50 zay no vao farany (22 avril, 2008) io.

misaotra aky a ,toa takany tsy te-hody intsony izany izany k'ty ha,ha
izany indrindra mantsy ,lasa aloha vola ilay 26-32 elanelany ,tena masay mihitsy ,dia ny ambiny 125 no aloha isaky ny valizy,izany ve aky tsy efa mahazo akanjo eny amoron-dalana marobe sady toa tsara ihany ilay izy ,hoy i mamany izay hoe tsy mitovy satria ny fripery hoy izy mamofona ary simba ny trano,fa aleo ihany mividy sy mitondra ny avy aty hi.hi,
26. ikaretsaka ( 30/04/2008 17:36)
azo atao koa ange le london de afrique du sud na maurice de M/kara e
27. bizoroka ( 30/04/2008 19:48)
asio biz'oroka aza eh :wink:
28. Papoose ( 01/05/2008 02:51)
ela b ry ika a!
29. niryna ( 03/05/2008 02:46)
ikaretsaka:

azo atao koa ange le london de afrique du sud na maurice de M/kara e

:roll: ity ary efa indroa miampita efa lahona sy valalanina vao tonga ka hitety izao tontolo izao ,tsy afaka mivoaka ,tsy vao maika tsy te hody intsony sady tsy efa feno dian'antsy marobe ny valizy ,ao Paris ary efa feno tataka daholo ny valizy ka maika fa miampita im-piry ?
30. endrika01 ( 04/05/2008 12:19)
niryna:

fahamarinana:

niryna:

fa nihena koa ny entana noentina ao Paris hono a,sa tsy mitombona izany?
Mavoa tokoa aloha ny olona ao e,indrindra raha misy manana fanafody marobe dia ireny hoentina omena ny havana na calcium izany na vitamina ,na fanafody ilaina an-davanandro sady toa tsy mandoa vola hono ny olona amin'ny fitsaboana ?

:arrow: Tsy fantatro aloha niryna na niova na ahoana fa am juin misy olona handeha fantatro dia tsy misy fiovana hatreto.Ny hoe fanafody maro dia azo atao ny mitondra azy fa mitondra ordonnance-ny dr zany hoe ohatran'ny fanafody ho ampiasainao any dago zany pdt ny séjour any.Za rahateo moa misy ankizy dia liste lava be,tsy ny dr rehetra no manome fa misy tsy mety satria lasa manao ordonnance am aretina mbola tsy mitranga fa ny ahy mety, :wink: .
Dia ny lanjany lanjany foana kah zany hoe raha 40kg ny droit de bagage-ko dia tafiditra ao ny lanjany izay entiko y compris ny fanafody,rehefa misy excedent de bagage dia mandoa vola (ce qui est normal kosa ),par contre ny poussette,couches-njaza,cosi ohatra no entiny gratuit satria ny zazakely rahateo efa tsy misy droit de bagage be toa ny lehibe sy ankizy +de 2ans.Miala tsiny fa lasa lava be lay resaka fa azon'ny niryna ve ny tiako ambara teo , :) (l)

misaotra aky a,dia voa mafy ihany izany izahay ,satria taloha 32 kg x2 izao lasa 26kg x2 miampy ny hoe valizy kely sy lehibe ,taloha mahazo mitondra baggage a main roa izao iray sisa.
Ny mandeha any chine anefa dia 50 kg x 2 hono ary rehefa mody izay dia lasa 50 kg iray ihany (chine mandeha any Japon avy eo )

Ny henoko aza tamin'ny namako nody teo,dia 25kg ny bagage nentiny +ny teny an-tanany
tsy mihoatra tsy latsaka,dia naverina nody ny 16kg fa raha tsy izay dia handoavana 33$ par kilo,ny entana mihoatra!Sambatra be izany afaka mitondra 32kg x 2 izany!!!! zah nody farany tany iDago aloha mbola ny Emirate
no nandehanana dia 35kg+entana an-tanana teo @ 7kg teo no nekeny fa izao tsy hay tsony!
31. niryna ( 09/05/2008 18:44)
endrika01:

--------------------------------------------------
misaotra endrika01

:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079