Fanontaniana mangitikitika.

41. ikaretsaka ( 03/05/2008 16:17)
LazaDaddy:

efa haiko hoe fety efa nisy fahiny no novana sy narahina ho lasa fety kristianina.fa ny tsy azoko dia hoe nahoan ano nofitahina tamin'izany ny pokona.
Mitombina mihitsy ny fanamarihan'ise. Mahonena fa vitsy anefa no mahafantatra ny fahamarinana satria vao misy miresaka an'io dia tonga avy hatrany ilay valin-teny araka ny nambaran'ise atsy ambadika hoe "izany no nolazain'ny fiangonana, na pasitera na mompera".

dia inona no holazaina ary?... izany no nolazain'i LD?
hazavaina foana hoe izao ny antony ka, ohatra heo ny nahatonga ny paka ho ankalazaian rehefa izao dia izao..., ny nahatonga ny datin'andro izao ho izao de izao..
fa raha hozy ny.... fotsiny mihitsy no hifantohana dia tsy mety

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.264