Fanontaniana mangitikitika.

21. fahamarinana ( 26/04/2008 14:00)
:arrow: merci ika,en fait mbola tsy henoko mihintsy ilay karazana finoana voalaza ireo dia izay no nanitikitika ny lohako fa tsy dia hoe akory mila fanazavana be karakory..
Merci any fody koa fa mazava be ny antony ary mitovy hevitra aho hoe tsy ny fizarazarana no midika fisarahana ary tsy ao amin'ny katolika irery tokoa fa na amin'ny protestanta aza dia misy maro koa :flm,fjkm,fpma,sns tsy voatanisa.
Plutot ho an'ny niryna ilay valiny nataoko tery ambony fa tsy ho an'ny fody sy ika ary hery akory an!.Ny fahamarinana lazaiko teo dia ilay hoe i Jesoa no lalana mankany amin'ny Ray,tsy misy salut en aucun autre.Ny ambiny moa dia détails sy bli bli bla daholo mahazatra ombieny sy lasa répétitif fa samy manana ny fomba fitoriany koa angamba ny tsi11 ka aleo tsy hitsara .
:wink: (l)
22. ikaretsaka ( 26/04/2008 14:26)
faha: i jesoa no lalana... fa mila mandeha aloha ianao sao voahosin'ny sasany eo... ( raha samy mahalala hoe iny ny lalana mankany analakely manko ohatra ka tsy mandeha ianao dia tsy tonga any analakely na oviana na oviana ...iny feeling mila mandeha iny dia miala avy ao aminao) dia mila vehicule ianao (na fiara io na posy na biskleta na kiraro) handehanana eo @ le lalana io (io no ilay details bli bla lazainao)..
amiko io an!
23. fahamarinana ( 26/04/2008 16:57)
:arrow: ika :ié,ekeko kah ,rehefa i Jesoa no iraisana dia ekeko dia mi-rejoindre ilay voalazan'ny fody tery ambony tery hoe:
" Ny Tanjona tokana, fa ny lalana azo izorana maro (possibilités). Ny fahafahan'ny tsirairay mifidy ny lalan-kizorany izany dia tsy midika velively ho fizarazarana.." (l)
24. naritsimba ( 28/04/2008 05:43)
yonika>>> ny calendrier ampiasain'ny katolika ortodoksa dia calendrier Julien (t@ andron'ny Jules cesar) izay manaraka ny fihodin'ny masoandro ny azy ny fomba fanisana ny andro.
fanazavana vao henoko io satria t@ Alahady teo no nankalaza ny Paska ny Finoana katôlika Ortodoksa taty Madagasikara, ka dia io ny fanazavana nataony.
25. ikaretsaka ( 28/04/2008 14:35)
marina... kalandrier nampiasain'i cesar tokoa (tany amin'ny taona faha 50 BC).. fa no moderniser-na. nony tonga i Jesoa

ny an-ny tena julian nampiasan'ny Romanina dia nisy ilay heo Intercalaris (intercalaire) fa ny antsika lasa misy ilay 29 iny ny febroary (Bissextile)!
26. fijo ( 30/04/2008 21:05)
ekena daholo fa tsy manova inona ilay daty,saingy mahatsikaiky ihany hoe samy mpino mitovy anarana ,nefa samy manana ny azy.eo fotsiny .
27. ikaretsaka ( 01/05/2008 02:15)
ka io ilay hoe tsy resapinoana ilay izy fa resaka tantara...
ohatran'ny heo samy bibil io na volant ankavia na havanana
28. LazaDaddy ( 01/05/2008 02:43)
fijo:
samy diso fa samy mamorona ,no tena izy.
Ny Krismasy aloha io dia itovizako hevitra amin'i fijo. Ny marina dia tsy daty noforonina io fa fetin'ny finoana hafa (traditions na fombafomba araka ny nambaran'ikaretsaka) no nolazaina fa krismasy.

Ny tena Paska nitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty kosa indray dia manaraka ny "Passover" ankalazain'ny Jiosy.


29. pissoa ( 01/05/2008 11:46)
Fijo : tsy mitovy na dia ny anarana aza ka. Jereo ao ambony ao fa ao le anarana tsy mitovy :-D :-D :-D :-D :-D

LazaDaddy : Tsy nolazaina hoe Krismasy ny fety taloha ka. Efa fantatra fa tsy ny nahaterahan'i Jesosy no nankalazain'izy ireo tamin'zany, ary tsy Christmass no nataony ... fa ny ankalazaina amin'izao no ireo :-D :-D :-D
30. ikaretsaka ( 01/05/2008 14:10)
io anie ry LD notsindriana aby raha tena nodinihina e..
ny passover->paka (fa tsy paka no anarany raha tsy efa nitsangana i kristy)
fetin'ny masoandro->noely (fa ttsy noely ny anarany raha tsy efa teraka kristy)
31. pissoa ( 01/05/2008 15:59)
:-D :-D :-D :-D :-D

Izany koa ve dia tsy ho hain'i LazaDaddy e ! :-D
32. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:28)
aleo averina ihany sao hainy ihany fa "odiany fanina fa tsy metimety @ le zavatra inoany"

Raha izay tiatianao momban'i Jesoa ihany no inoanao fa izay tsy tianao sy tsy metimety aminao dia odianao fanina na tsy rarahianao na toherinao, dia tsy i Jesoa intsony no inoanao fa ny tenanao
33. pissoa ( 01/05/2008 19:32)
:-D :-D :-D :-D :-D

34. fijo ( 01/05/2008 21:47)
efa haiko hoe fety efa nisy fahiny no novana sy narahina ho lasa fety kristianina.fa ny tsy azoko dia hoe nahoan ano nofitahina tamin'izany ny pokona.

eto izao aho miverina amin'ila resako ery ambony ery hoe ,hoan'ny mahalala dia zavatra tsotra izany.fa ndana mankany ambany vohitra dia azavao azy hoe io krisimasy io anie tsy tena daty nahaterahan'i lery,fa fety hafa no narahina dia novana,tsy raoka alika sisa ngamba tsy ahazo anareo e.
izay le fitaka gravy kely
35. ikaretsaka ( 01/05/2008 22:05)
efa nanazava aho tany ambanivohitra fa tsy naninona ka....
miaraka @ accent tsy bara-ko
36. fijo ( 01/05/2008 22:15)
mety tsy nanompa an'ialahy ry zalahy ,fa vao lasa ialahy dia notondroiny hoe adala ngaha iny.
bandy kato eto aza letsy"mpanao mofo ny kato eto rehefa misy fety"niara nijery TV tato an trano izahay ,ary fanazavana io resaka paka io tsara ny tao amin'ny tv,fa gaga lery hoe fa ngaha io tsy ny kristianina no namorona azy?fa ireto vazaha ireto miseo mikarokaroka lava.
teo aho dia nanararaotra namely momba ny 25 dec,fa avy dia romotra lery hoe rehefa tsymino ialahy de aza maniratsira ny finoanay.

de inona moa fa de navelako teo
37. LazaDaddy ( 01/05/2008 22:49)
fijo:
efa haiko hoe fety efa nisy fahiny no novana sy narahina ho lasa fety kristianina.fa ny tsy azoko dia hoe nahoan ano nofitahina tamin'izany ny pokona.
Mitombina mihitsy ny fanamarihan'ise. Mahonena fa vitsy anefa no mahafantatra ny fahamarinana satria vao misy miresaka an'io dia tonga avy hatrany ilay valin-teny araka ny nambaran'ise atsy ambadika hoe "izany no nolazain'ny fiangonana, na pasitera na mompera".
38. pissoa ( 02/05/2008 14:52)
LazaDaddy sy Fijo : tsia, tsy fitahana ny olona ka. Raha fitahana tokoa ny olona dia tokony tsy mahalala aho fa tsy teraka tamin'ny 25 Desambra zany Jesosy ! Sa tsy zany ry Fijo ... zaho ze olona tsy mba mety mahazo ity =)) =)) =))
39. fijo ( 02/05/2008 20:47)
ianao no mety mahalala fa tsy ny rehetra;izay no aza hadino.tsy ianao irery no atao hoe mpino.
40. pissoa ( 03/05/2008 14:06)
Tsy azonao ny teniko fa avereno vakiana ! Za nga niteny hoe za rery no mpino :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8895