aiza no tena mety ny fiainana any dago sa aty?

21. yonikafopl ( 25/04/2008 19:40)
ntssss ny any dago vao manambola kou de tsy matory andro aman'alina fa mitaintaina kouuu, na ny mpanampy ao antrano aza mety hamono .
Aty ianao na miondana vola aza tsy misy mpijery sy mpitsiriritra te hamono satria etranger raha tsy hoe racisme nga .
Fa na aiza na aiza, rehefa mahay miaina ianao dia mety fona ny fiainana , fa na any Dago aza rehefa tsy hainao ny miaina dia tsy misy mety mintsy.
22. tess ( 25/04/2008 19:51)
Mandefitra:

Ka refa misy ny vola tsy olana ... fa ny marary nefa tsy manambola no mijaly.
Tsara dago refa misy ny sosy zany e ...


na marary aza ka manambola tsy avotra refa tsy de mandroso ny hopitaly sy ny karazany....izay ny momba ny fahasalamàna

raha misy aza ny saosy dia mitaitaina foana araka io voalzan'i yonika io...ny trano tsy azo ilaozana fa miaodiahaody ny mpamaky trano eny na vilany iray feno laoka aza dia efa manitona ny ^mpangalatra efa nisy io mantsy...

tsy misy ny vola , tena tsy misy tokoa ny harapaka, inona no hatao rehefa tena tsy misy ny asa???

izany rehetra izany....

amiko alou tsoriko fa vacs ihany no itiavako an'i madà fa raha hipetrahana tsy tamàna zà!


23. tess ( 25/04/2008 19:52)
ny tiko lazaina fanampiny izaho mijanona gasy ihany ary i madà mijanona i madà ao foana, afaka tsidihina matetika :°)
24. tlay ( 25/04/2008 20:03)
yonikafopl an! tany rehetra anie misy pamono doly e! fa nahizany aza tsiatakaloko dago novina novina zany aty e! dago iany no ady eo
25. niryna ( 25/04/2008 20:11)
yonikafopl:

ntssss ny any dago vao manambola kou de tsy matory andro aman'alina fa mitaintaina kouuu, na ny mpanampy ao antrano aza mety hamono .
Aty ianao na miondana vola aza tsy misy mpijery sy mpitsiriritra te hamono satria etranger raha tsy hoe racisme nga .
Fa na aiza na aiza, rehefa mahay miaina ianao dia mety fona ny fiainana , fa na any Dago aza rehefa tsy hainao ny miaina dia tsy misy mety mintsy.


marina izany ,ary indraindray toa manontany tena hoe androso maty raibe,hihemotra maty renibe,ny frais ny fitondrana mody ihany koa mbola manginy fotsiny,tsy hita eritreretina izany ilay izy saingy ilay resaka aretina any dago no tena mazana be amiko,satria isaky ny maka vakansy any dia marary sy taolana sisa ny tena ,maika moa izany fa misy aretina sarotra tsaboina,ny rano aza mety ritra.Ankinina amin'Atra fotsiny ilay izy dia mivavaka ka izay mahasoa no ataony antsika,hevitro io an

26. Belami ( 25/04/2008 20:54)
tess : milay be le hevitrao :* :* :*
27. Veloo ( 27/04/2008 00:33)
amiko alou tsoriko fa vacs ihany no itiavako an'i madà fa raha hipetrahana tsy tamàna zà!


ekena tanreraka, tsy azo hipetrahana any fa tsy misy securite mihitsy
28. rurik ( 27/04/2008 15:27)
raha misy ny atao tsara any dago , fa raha hiverina @ le na ny hohanina anio ary mbola tsy fantatra de aleo ihany aloha mitady ravinahitra, refa misy ny atao miverina.
nefa asa angaha raha efa vonona ny amizany ianao?
29. yonikafopl ( 27/04/2008 16:13)
tess zay mihintsy, tsy hadino dago, fa amiko koa tsy tsara ipetrahana ela any, rehefa handeha any aza mila fitandremana be , fa tam zahay tany farany teo de tena nahamenatra mihintsy fa tsy maintsy nodidiana ilay vadiko, de nandeha tamina hopitaly privé zay, fa ny tena wa no menatra kleee, ilay mba chambre premiere klasy , beurk. :evil: dia nihafiana ihany kalou fa efa tafiditra tsinn sady za kou mbola tena vahiny fa vo tonga. De ilay Dr nanao ny fandidiana maimbo toaka be an, na ny infirmiere wa aleo lazaiko we za aza mahafantatra zavatra betsaka noho izy, sady zay voretra velll nefa mikarakara marary. Tena ilay anestezisita no mba azo lazaina fa nahay ny asany.
30. ikaretsaka ( 27/04/2008 23:32)
misy chirurgien aloha ry yonika rehefa somary dozy izy vao mandidy.. eny na vazaha aza...

fa io n'aiza na aiza.. rehefa mi s'epanouir tsara ianao @ le toerana dia milay foana amiko..
na tany @ tany nisy tsunami aza :wink: ka hatrany @ be bilarziozy sy tazomoka.. ka hatrany @ tany miady!

hoy ilay rangahy izay hoe "hay ny mihafy, hay ny manambe"
31. tess ( 28/04/2008 05:07)
rurik: na misy atao aza tsary tamàna any aho! koike miova ntanteraka ny any milam tsara otran'ny aty de ok! voilà mazoto aho ny hipetraka any, io resaka fitsaboana io no tena atahorako vlou! tamzà tany narary tena fa tsy nisy fanafody nety tamiko na ny pitiny aza! faty ny areti-tenda fa soa fa efa hody , ny vidi-panaofdy anefa lafo velona tssss sady tsy remboursé,
vao tonga taty aho nihinanana fanafody de afaka :-P izany hoe otran'ny tsy mandaitra izany amiko ny fanafody any
32. Papoose ( 28/04/2008 11:58)
io koa rey olona le saina mihitsy no matetika efa voa a!
ndraindray raha tsy hoe any andafy de tsy mety!!!
rehefa mahazo ny aretin'ny andafy de mazava ho azy fa sarotra be le mieritreritra ny gasikara!!
Etsy ankilany koa raha mbola fantatrao foana enao hoe manana choix hipetraka any an-dafy dia mirona @zay le fomba fisainana hoe tsy tamana sy matahotra mody sy hipetraka any dago!! fa raha fantatrao hoe tsy haharitra enao any an-dafy na milaza fa tsy en securite aza any dago, tsy maintsy hipetraka any aloha dia manamboatra saina, dia miaina arak'izay!
33. tess ( 28/04/2008 12:13)
:°) izay alou ka marina ry papoo!
andao atao hoe efa zàtra loatra ny aty aho ka tsy ho tamàna tsony any madà....rehefa antitra izany moa angamba dia tsy ho sahy hody izany fa any vao tena mila arahina akaiky ny fahasalamàna! :°) raha tsy manana choix marina tsy maitsy mody ...;
34. ikaretsaka ( 28/04/2008 15:02)
arakarak'ilay revy koa io aloha hoa misy vazaha izao tamana any satria mifadraika @ zavatra tiany atao ny fiainana any..
misy gasy tamana any andafy satria misy revy tiany hitany any.

za misy fotoana tamana tany atsimon'i gasikara nefa sady tsy securite no tsy sakafo fa resaka chantier sy oeuvre de charite , fa tamana aho satria tiako sy mifandraika @ zavatra nianarako sy ny firehan-kevitro aventurier sy charitable ny zavatra nataoko tany!

Mino aho fa toy iznay koa ireny peace corps e, mpiasan'ny WWF sy ONG sy mompera sy masera sy Medecins sans frontieres,sns mandeha any @ tany "ankoatran'andafy" ireny
35. yonikafopl ( 28/04/2008 21:01)
hafa ndray raha hoe voatery ka
de samy manana ny choix ny kou ny tsirairay.
36. ikaretsaka ( 28/04/2008 22:20)
tsy voatery io fa choix ka.. nga moa misy voatery izany raha fiananao perso?
37. Papoose ( 29/04/2008 02:27)
ka le choix mety betsaka ny tia ny fiainanan-dafy dia raha mahavita azy dia afaka mijanona fa raha tsia dia tsy maintsy miaps ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2027