aiza no tena mety ny fiainana any dago sa aty?

1. xxx ( 23/04/2008 21:42)
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo?
toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory
novalian'i Papoose ny 29/04/2008 02:27
2. tess ( 23/04/2008 22:06)
any dago ngah everinao fa tsy mirotoroto sa ilay hoe mora mora no tedavina ????? :°)
3. tomtom ( 23/04/2008 22:27)
milay ranga aty @nanatà nohon'ny any aminareo na mora mora aza milamina :P
4. cutie ( 23/04/2008 22:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-04-2008 23:42:45
Lohateny : aiza no tena mety ny fiainana any dago sa aty?
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo?
toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory

any dago ihany no milay e
raha manan-katao io :-D
5. tomtom ( 23/04/2008 22:43)
misy atao fona aty ka 8)
6. cutie ( 23/04/2008 22:48)
any dago wa zany :-D
7. tomtom ( 23/04/2008 22:51)
fa aza dray ara fa tsy aty dago
8. cutie ( 23/04/2008 22:54)
:-D :-D :-D :-D
za ve nahalala
9. tomtom ( 23/04/2008 23:02)
fa i cutie vé aty dago ko sa aiza é :P
10. cutie ( 23/04/2008 23:06)
ie :wink:
11. tomtom ( 23/04/2008 23:11)
ie ahoana, ko wé dago sa aiza ko wé ie fotsiny, enao zany to tsy aty @nanata fo to tsy mahazo tenigasy ko! :-D
12. cutie ( 23/04/2008 23:13)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
vinanio ao e
13. ikaretsaka ( 24/04/2008 00:12)
xxx:

te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo?
toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory



arakaraky ny zavatra hataonao io na aiza na aiza ka...
rehefa ao @ le revesanao ny zavatra ataonao na any bagdad na any somalie na any bekiraro aza tsy mirotoroto enao!
amiko io an
14. ni81 ( 24/04/2008 17:56)
te-hody aho fa vizan'ny fiaianana mirotoroto aty, nefa tsy mahasahy. ary ianareo?
toa manao sangodi-panina fotsiny fa tsy mankaiza akory

Izay mahatsara ny fiainanao no tsara, na eto na any. :lol: Raha toa manao sangodi-mpanina fotsiny araka ny filazanao ianao fa tsy mankaiza dia modia e. Taninao ny any dago!
15. Zina ( 25/04/2008 00:32)
an'i Dago iany no tsara, milamina ny saina
16. Mandefitra ( 25/04/2008 05:24)
Hisy otrin'ny any dago aiza moa ... fa mitady azy aloha dia manezaka e (Mila ravin'ahitra hoy ny Ntaolo).

Gasikar'o, Gasikarako,
Nosy tena tiako ianao ka tsy maintsy hiverenako
Na lavitra aza nefa, ny elanelan'ny any sy ny aty,
Antenaiko fa mbola hihaona ihany isik'e.
Telofangady

Fa tiako anie, ilay Nosy
Zay nibaby, nitaiza nandrotsirotsy
Ka n'aiza n'aiza honenana,
Ny akany nitaiza, tsy maintsy hiverenana
Ka ao no hilevenana
Dadah


17. kelly13 ( 25/04/2008 09:58)
tsara any dago, marina izany, fa aza mba marary kosa refa any! zay no mba kiana kely ataoko momba ny dago
18. Mandefitra ( 25/04/2008 10:15)
Ka refa misy ny vola tsy olana ... fa ny marary nefa tsy manambola no mijaly.
Tsara dago refa misy ny sosy zany e ...
19. Belami ( 25/04/2008 18:54)
Any dago zao sy zao avy
Any ivelany zao sy zao avy

sarotra be ilay laza adina satria raha hanao fampitaha eto dia ho feno ny pejy, kahie 32 page aza tsy ho ampy.

aleo mitsilailay mamaky ny valiny =)) =)) =)) =))
20. ni81 ( 25/04/2008 19:29)
Ataovy toy ny fitiavana e! izay tiana mitombo tarehy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.737