hafiriana vao ritra ny nono?

21. Belami ( 23/04/2008 19:04)
ari.malala : mba alaivo atsaina hoe nokekeriny dadabe le izy e,
dadabe niala ny solonify niraviravy eo @ nono =)) =)) =))
22. ainaheri ( 24/04/2008 05:00)
ari> tsy iny izy miala solonify iny no tsara miverina jajakely hihi tsa manaikitsa tsony :-D :-D :-D
23. ari.malala ( 24/04/2008 09:30)
tsss efa hoe ts mena hoa nareo v ts mahazo resak e :D
24. rurik ( 25/04/2008 12:13)
le ravina voaloboka tsy mandritra nono fa tsy mampivoto azy raha ny fahalalako azy , misy le olona manala nono de movoto de izay no anasiana le ravina voaloboka nefa asa aloha
25. dadabe ( 26/04/2008 02:52)
rurik : ary toi efa eksiperra @ resaka minono a ouupss fampinonona manko e :wink:
26. rurik ( 26/04/2008 09:18)
:wink: dadabe de inona indray zao ny heritreretinao amizany ?
za de tena olona tsssssssssssss tsy mamely :-P
27. rurik ( 26/04/2008 09:21)
jennifer2:

le dadabe ity kay tsy mety miova miitsy.
tsss



io angaha aky hiova tsony an e zany izy we dadabe na ny volony aza efa fotsy . de zakaina tsilem eo akia =)) =)) =)) atao ahoana fa an'ny tena :-D :-D
28. dadabe ( 27/04/2008 17:16)
:roll: :cry: :cry: rurik kosa ee, zah mba mila proteksioo avy @ i toi d....nefa toi...mamely ....fa izany oe le minono @ i arimalala klou sahala @ interressant ihanye :^) :°)
29. Veloo ( 27/04/2008 18:09)
jennifer2 [ Valio ] 23-04-2008 06:27:50
Lohateny : Re : hafiriana vao ritra ny nono?
le dadabe ity kay tsy mety miova miitsy.
tsss


njy zay otran'ny fantatro o? hihihiih
30. ari.malala ( 30/04/2008 09:31)
rurik, ie, manala ilay mivonto ftsn iny fa manimba forman'ny nono b mints satria mifintina kely ny nono avy teo! za alou ts nanao e! mis voaloboka maniry mintsy ao antokotany ao fa ts nataoko, avelako amizao! tsy ritra eo iany v io refa ela ny ela e!
31. dadabe ( 30/04/2008 17:54)
inona no mivonto ry ari...?? dia tsy nanao inona ? :°)
32. akamatiana ( 01/05/2008 06:56)
ari> afindrao aty aminah akia a :wink: :-D
aza potsipotserina zany fa tsy ritra mitsy io ra ataonjy anzany
33. dadabe ( 03/05/2008 07:14)
angaha toi efa mampinono ry akamatina ??? :°) :°) angaha akory tsy hoe toi no minono :°) :°)
34. akamatiana ( 03/05/2008 13:30)
dadabe > ieuh sady mampinono no minono , mety doly , refa mande be le nonoko de nonoko iany ka :-D
35. dadabe ( 03/05/2008 15:38)
tsy possibl satrioa toi kely nono ....fa mety minono biberon special toi :°) :°)
36. ari.malala ( 05/05/2008 08:39)
akamatiana, hihihi, mahereza misotro rano sy ronono ary rom-patsa aky raha ts d mis nono a! d mampinono fona kounkou ;) fa efa ts potserina tsony nge le nono amizao e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6427