hafiriana vao ritra ny nono?

1. ari.malala ( 22/04/2008 11:30)
manahoana daholo ianareo,

Ny zanako tsy maintsy nosarahina nono, f aho 1volana izay, nefa mbola misy nono iany refa potseriko am maraina ref le mandro iny d manontany ah ohe hafiriana vao ritra tanteraka ny nono? misaotra
2. kiadi ( 22/04/2008 11:43)
ritra ho azy ao io eh! :-D :-D :-D
3. simplex ( 22/04/2008 12:28)
:-D:-D:-D

sao d mila mpandritra kosa less zany? :P8)8)
4. ari.malala ( 22/04/2008 13:08)
tssssss :-D:-D:-Dreto d ny hananiany ana iany no mba fantatra tena tsssss:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. milaibe ( 22/04/2008 13:14)
Ritra rehefa laniko dôly
6. ainaheri ( 22/04/2008 14:15)
tandremo ry ari fa enjana doli reo mpanditra dobo reo an :-D :-D :-D Za mandritra dobo kou refa isaka trondro hahahaha
7. ari.malala ( 22/04/2008 14:28)
tssssssssss:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmba atov serieux mou le resak e:D
8. tslem ( 22/04/2008 15:04)
aza kitikitihina sy potsipotserina fotsiny akia fa ritra ho azy io a,raha potserindry matsy le izy d lasa misy mivoaka foana :-* :-*
9. rurik ( 22/04/2008 15:21)
ny ahy aloha de tsy kitikitiana fa avela amizao aza potserina analana izany fa miha tonga fona. avelao amizao afaka ho azy eo io. :-* :-* :-* :-*
10. ni81 ( 22/04/2008 16:07)
Asio ravim-boaloboka raha tiana tsy hisy hivoaka intsony e! Apetaka manodidina ny vata-nono rehetra iny.
11. kiadi ( 22/04/2008 16:54)
aleo hanaovanay sy milaibe azy wa fa tonga de ritsa tanteraka io! :-D :-D :-D
12. majakely ( 22/04/2008 16:58)
ka izay marina tokoa,raha potserin-dry de lasa misy demande fona de mi fournir fona ny nono...lasa otran mampinono ihany ndry donc aza potserina zany!!!
13. tslem ( 22/04/2008 17:39)
ni81:

Asio ravim-boaloboka raha tiana tsy hisy hivoaka intsony e! Apetaka manodidina ny vata-nono rehetra iny.



niteny an'io ni vao tadidiko fa ravitsaosety koa mety
14. tslem ( 22/04/2008 17:40)
kiadi:

aleo hanaovanay sy milaibe azy wa fa tonga de ritsa tanteraka io! :-D :-D :-D


aza haniniana kosa rangah izy a,refa mba resaka serie d mba serie
15. kiadi ( 22/04/2008 19:49)
zah anga mananihany fa zah vonona ny hanampy azy :-D :-D
16. Belami ( 22/04/2008 21:44)
ari.malala : aza avela kitihin'ilay zaza itsony mihitsy fa lehilahy lehibe asaina mikitika azy fa ho maina tankina tanteraka =)) =)) =))
17. dadabe ( 23/04/2008 04:05)
aleo zah handalo manokana any amindry ry ari.d lazaiko andry a, sao d :roll: mety hifanakalo isika mitsam :-$ toi omeko ronono special mo toi konkou manome ahy ronono special d ritra ho azy io =))
18. jennifer2 ( 23/04/2008 04:27)
le dadabe ity kay tsy mety miova miitsy.
tsss
19. ainaheri ( 23/04/2008 04:47)
dadabe>inn alou le ronononareo e,sao mitapodrano klé :-D :-D :-D
20. ari.malala ( 23/04/2008 06:48)
tssss:-D:-D:-D:-D:-Disaorana dool na ny mpananiany na ny serieux e! ka za nieritreritra hoe refa potserina analàna de mihena hay kay zany mitovy @ mampinono iany, ao fa ts potserina tsony zany e! le zaza efa tena tsy mikasika tsony mitns k! efa tafasaraka tanteraka, misaotra e!

hoan'ireo nanaiany ireo, tsy omeko anareo ny nononjanako:^):-D:-D:-D:-Dndrindra mou fa i dadabe:-P sod voaketoky ny solonifinao eo ny nonoko, ko maty ah:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4484