tapany olona, tapany hazo

1. sakaizakely ( 21/04/2008 07:06)
mafy ihany le tsy mba voatsabo dieny vao manomboka ny aretina
http://www.zigonet.com/video/l-039-homme-arbre-en-video_art273.html
novalian'i toovs ny 30/05/2008 14:39
2. ratonga ( 21/04/2008 07:46)
ouay léty é kambo vé no maniry dé lasa otran'ny hazo, tena mampalélo marina, mba azavao wé ry ptitesakaiza fa tena tsy misy azo zé lazainy nefa mba liana ihany ny tena :°) misaotra méloa :lol:
3. sakaizakely ( 21/04/2008 08:22)
ratonga>

zafady tokoa fa hadino ny fanazavana

http://www.tourte.org/lhomme-arbre-une-maladie-impresionnante-1737.html

http://www.koreus.com/video/homme-arbre.html
4. kiadi ( 21/04/2008 09:37)
tradiktiô ry petitsakaiza fa zahay tsy mahay teny tsy fantatsa an! :-D :-D
de le voalohany io tsy misokatsa
5. ainaheri ( 21/04/2008 09:59)
grave marina klé,f'aona no navela nirongatra otr'zao le izy,d tsy misy Dr na hopitaly tsotra na asso ve t@ le toerana klé,
6. xxx ( 21/04/2008 11:30)
vao nahita ny pôzin'ny tarehany aho dia najanoko fa sao sanatria hisy fiantraikany eo amin'ny vohoka entiko ny fahatairako sy fahatahorako teo :(
7. milaibe ( 21/04/2008 11:38)
Mahatsikaity ny mahita azy efa taraky loatra ny fitsaboana ,fotoana hikarohana fanafody @ cas isolé otriz'izao d zay nataony
8. sakaizakely ( 21/04/2008 12:32)
http://www.20minutes.fr/article/195723/Insolite-Jakarta-pourrait-empecher-l-Homme-arbre-d-etre-soigne-aux-Etats-Unis.php

nianjera hono izy fony vao ankizy 15 taona, de nanomboka teo no naniry ireo karazana holatra (verrues) ireo. Teo t@ ranjony no nanombohany dia nihanaka t@ tenany manontolo

Rehefa natao ny analyse dia avy am papillomavirus humain no nihavian'ny aretina. Manana anomalie génétique koa io rangahy io ka tsy miady @ ilay virus ny vatany fa vao maika mampihombo azy ireo

Un dermatologue de l'université du Maryland (USA), Anthony Gaspari, a examiné Dede. Il estime que le bourgeonnement verruqueux est provoqué par la combinaison d'un papillomavirus humain (HPV) et d'une anomalie génétique empêchant le corps de combattre l'infection .

Misy possibilité hitsaboana azy ihany @ fanomezana azy Vitamine A hoy io mpitsabo dermatologue amerikana eo akaikiny io -Anthony Gaspari_ izay maniry ny hitsabo azy any amerika, fa toa mandà ny hanondranana azy any EU ny fanjakana indoneziana :{ :{ :{ :{ :{ :{
9. ari.malala ( 21/04/2008 13:37)
ts azoko kou le fanjakana indoneziana, fa manin no ts avela mvoka mitsabo tena le ranga?
10. ratonga ( 21/04/2008 13:41)
merci ptitsakaiza tena mba mampalélo kosa lé tary klé :?
11. xxx ( 22/04/2008 13:55)
io izany izao hihitatra dia ho hazo iray manontolo no hiafarany !!!! kiii
12. xxx ( 22/04/2008 17:48)
efa ela b aty aoriana mbola mangoritsina foana ny vatako mieritreritra ny sarin'io olona io :oops: :oops: :?
13. karinah ( 29/04/2008 17:34)
mampangoritsina be marina, hummmmmm! ary manin marina izy no tsy avelan'ny fanjakàna Indoneziana hotsaboina???tena grrrr be koa ry zareo izany ah! mmhh,mampalahelo!!!!!ndryyy! :(
14. endrika01 ( 30/04/2008 10:23)
Matahotra ry zareo sao lasan\'ny Amerikana ny bizna kou!De aleony mipetraka
15. ora ( 30/04/2008 13:36)
ka raha ny fijeriko azy dia mety ho efa naniry koa izany ny hazo any anatin'ny vatany any, zany oe tondrahana rano sisa leiry dia efa velona kou, tsy mila omena kaly ntson :roll:
16. tsiambaratelo ( 30/04/2008 16:10)
Misy raha la terre,tena mamp
17. toovs ( 30/05/2008 14:39)
xxx:

vao nahita ny pôzin'ny tarehany aho dia najanoko fa sao sanatria hisy fiantraikany eo amin'ny vohoka entiko ny fahatairako sy fahatahorako teo :(



samy manana ny finoany marina ny olombelona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6057