Ny lafiratsin'ny fihomehezana

21. kiadi ( 20/04/2008 13:54)
yonikafopl:

fa atansio ann, ny gasy mody meme fa ny ataony ambadik'izany tsy hain'ny vozah, nena aty itsikitsikiko fona fa ny aza tratrako am ankodimirana fa ataoko mandraingiraingy, ataoko mahatsiaro tsara ny tsikitsikiko. :-D :-D

zah ba ataovy mahatsiaro anao mandrakizay! :-D :-D :-D
22. ainaheri ( 20/04/2008 14:43)
kiadi> hihihi
23. Mio21 ( 20/04/2008 15:43)
yonikafopl : zay mitsy ny fanaovana azy.
24. lldd ( 20/04/2008 15:50)
sali daoly,zay za zao defa mimémé mamaky ny kozin nga ,ts we le gasy no mimémé fatany fa na le zavatra kozin le ol na le ol miresaka @mitsy no mapmé anazy,na kou wé ol ts mazaka ravina de mivanitika woazy
zay za zao fa teztra :evil: :x :?
25. niryna ( 21/04/2008 17:16)
endrika01:

Tsara ny mihomehy mahasalama.
Tsara ny mihomehy mahatanora lalandava.
Tsara ny mihomehy mahalava andro iainana.

Ratsy ny mihomehy lazain'ny sasany fa we adala ianao.
Ratsy ny mihomehy satria raha voabetroka ianao ka
ka mihomehy dia lazain'ny hafa fa resy .
Ratsy ny mihomehy raha amin'ny fotoana tsy ilaina azy.

ilaina ny fihomehezana,fa tanjemo misy mody mba mihomehy,
nefa hamaly faty anao izy 'zay an,tanjemo!

Ohatsa we,nanitsaka hoditr'akondro zah de nianjera,de
narary be,nefa mbola nisy ni mémé ihany,de hoavy zah zay an!
:-* :-*

:D
misaotra e.
Tsy ny gasy ihany kosa e,fa na ny hafa aza misy izany olona miady seza izany rehefa feno olona ny train dia mihazakazaka ilay olona izay avy amin'ny firenena hafa (izy ireo ihany no tena manao an'izany an) dia tonga dia songonany izay olona eo alohany eo ary mody adala izy fa mody tsikiny fotsiny ireo nosongonany sy nangalariny toerana :D
26. soanja ( 23/04/2008 02:11)
badboy:

Afaka ihomehezana avokoa ve ny zavadrehetra??

Malaza aty ivelany fa ny gasy dia mihomehy na mitsiky lalandava!!

Na ambaniana, na aratsiana, na analana azy, na ompaina aza indraindray dia mitsiky foana.

Dia malaza vokatr'io koa fa tsy manankazondamosina ny gasy fa milefitra lalandava. Izay koa hono no toerana azo ametrahana ny gasy satria efa atr@ razambe no nitsiky rehefa nandevozina sy nambaniana.

Dia tsy maintsy hihomehy na hitsiky lalandava ve zany na dia voahitsakitsaka aza???

:roll: :roll: :roll:

Malaza ahoana aloha io, misy boky na soratra ve sa ny samy gasy no miresaka an'io any amin'ny fety sa ny tele sa ahoana? De aty ivelany aiza io satria mino aho fa tsy mitovy ny lazan'ny gasy any Frantsa sy ny Australia na ny hafa?

:lol: :lol: :lol:

Tsy haiko aloha fa efa ela ihany izay niriharihavana taty andafy izay fa mbola tsy de nahita loatra olona be dia be nanambany gasy na nanaratsy na nanompa azy ireo aho, tsy haiko izay any Eropa any aloha fa dia hatramin'izao dia fifandraisana tsara foana no ifandraisan'ny gasy amin'ny hafa satria samy olona mifanaja no mifandray ary samy manana ny hanitra ho azy avy.
27. badboy ( 23/04/2008 09:38)
soanja:

Tsara zany rehefa tsy de maheno na mahita loatra io zvtr'io.

Mampalahelo ilay toejavatra fa saingy izay no fahatsapan'ny vahiny mandalo madagasikara na manana namana gasy eto andafy.

Matoa tafaresaka @ ngozo moramora kokoa dia na izy efa mafantatra na te hafantatra an'i madagasikara sy ny gasy miaina ao anatiny.

Ireo izay efa mahalala dia io mitsiky lava sy mihomehy io no tsikariny voalohany ary araraotiny. Ary teo imasoko mihintsy no nisy kôfa iray izay natsafaindreo ary nambaniany @ fomba mihaja, sady nompainy, fa mbola nihomehy ihany ary tena nivanitika aza. Tsy hoe tsy kôpy lery, fa tsy haiko izay tena tao antsainy, fa de nasehoko azy oe tsy mampihomehy izany lazainy zany fa mahatezitra, fa tsisy nataony ankoatran'ny nihomehy.
Rehefa mande dago koa dia torak'izay, anaovandry zareo esoteny dia mivanitika be. Misy ny tsy kôpy ny dikan'ilay teny lazainy, tsy omena tsiny, fa misy ny kôpy nefa mivanitika ihany. Ry zareo nefa raha ilazanao zvtr tsy dia tiany tsy mihomehy izany fa tonga de manangana.

Ilay fihomehezana ve ve fiarovantena sa fahalemena sa fahatahorana???? :^) :^) :^) :^)
28. Zina ( 25/04/2008 00:36)
raisina am-pitsikina daholo ny rehetra dikan'izany tsara foana ny fihomehezana :D :lol: :)
29. badboy ( 25/04/2008 11:43)
Ka ilay manaraka ny lalandra-tsy te hahalala aveo aza tonga any @ tananandra-ra mba fantatro mantsy!!! :-P :-P :-P :-P
30. endrika01 ( 09/05/2008 09:10)
badboy:

soanja:
Malaza ahoana aloha io, misy boky na soratra ve sa ny samy gasy no miresaka an'io any amin'ny fety sa ny tele sa ahoana? De aty ivelany aiza io satria mino aho fa tsy mitovy ny lazan'ny gasy any Frantsa sy ny Australia na ny hafa?

Tsy haiko aloha fa efa ela ihany izay niriharihavana taty andafy izay fa mbola tsy de nahita loatra olona be dia be nanambany gasy na nanaratsy na nanompa azy ireo aho, tsy haiko izay any Eropa any aloha fa dia hatramin'izao dia fifandraisana tsara foana no ifandraisan'ny gasy amin'ny hafa satria samy olona mifanaja no mifandray ary samy manana ny hanitra ho azy avy.

Tsara zany rehefa tsy de maheno na mahita loatra io zvtr'io.

Mampalahelo ilay toejavatra fa saingy izay no fahatsapan'ny vahiny mandalo madagasikara na manana namana gasy eto andafy.

Matoa tafaresaka @ ngozo moramora kokoa dia na izy efa mafantatra na te hafantatra an'i madagasikara sy ny gasy miaina ao anatiny.

Ireo izay efa mahalala dia io mitsiky lava sy mihomehy io no tsikariny voalohany ary araraotiny. Ary teo imasoko mihintsy no nisy kôfa iray izay natsafaindreo ary nambaniany @ fomba mihaja, sady nompainy, fa mbola nihomehy ihany ary tena nivanitika aza. Tsy hoe tsy kôpy lery, fa tsy haiko izay tena tao antsainy, fa de nasehoko azy oe tsy mampihomehy izany lazainy zany fa mahatezitra, fa tsisy nataony ankoatran'ny nihomehy.
Rehefa mande dago koa dia torak'izay, anaovandry zareo esoteny dia mivanitika be. Misy ny tsy kôpy ny dikan'ilay teny lazainy, tsy omena tsiny, fa misy ny kôpy nefa mivanitika ihany. Ry zareo nefa raha ilazanao zvtr tsy dia tiany tsy mihomehy izany fa tonga de manangana.

Ilay fihomehezana ve ve fiarovantena sa fahalemena sa fahatahorana???? :^) :^) :^) :^)

Azo lazaina ho fahalemena,atao ahoana,manoloana ny goavana noho ianao!:snif:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9491