Ny lafiratsin'ny fihomehezana

1. badboy ( 20/04/2008 10:35)
Afaka ihomehezana avokoa ve ny zavadrehetra??

Malaza aty ivelany fa ny gasy dia mihomehy na mitsiky lalandava!!

Na ambaniana, na aratsiana, na analana azy, na ompaina aza indraindray dia mitsiky foana.

Dia malaza vokatr'io koa fa tsy manankazondamosina ny gasy fa milefitra lalandava. Izay koa hono no toerana azo ametrahana ny gasy satria efa atr@ razambe no nitsiky rehefa nandevozina sy nambaniana.

Dia tsy maintsy hihomehy na hitsiky lalandava ve zany na dia voahitsakitsaka aza???

:roll: :roll: :roll:
novalian'i endrika01 ny 09/05/2008 09:10
2. kelly13 ( 20/04/2008 11:12)
aizaaaaaaaaaaa????????? :-D :-D :-D
3. kiadi ( 20/04/2008 11:22)
mimé iz fa tsy mahay teny vôzah :-D :-D :-D :-D
4. kelly13 ( 20/04/2008 11:24)
:-D :-D zay marina
5. kiadi ( 20/04/2008 11:26)
zah zao raha makany etazounia de meme fotsiny na voahopa be aza fa zah tsy mahay teny etazounianina!! :-D :-D :-D
6. kelly13 ( 20/04/2008 11:29)
mitondrà diksionera :-P

sa le mamaly betement oe, yes, no! oh yes! oh no!
7. kiadi ( 20/04/2008 11:35)
tsy mamaly fa mémé fotsiny eh! :-D :-D :-D
ny loha no ahetsiketsika :-D :-D
8. kelly13 ( 20/04/2008 11:37)
d faly ery ry zareo nahavoaompa, nefa ra mba fantany fa tsy kôpy le oul hahahaha
9. kiadi ( 20/04/2008 11:48)
fa zah ko ange avy eo manobe @ teny gasy ! le manopa reny be reny de mihanahana fotsiny ry zareoo eh! de lasa 1 partout balle au centre ny bôla :-D :-D
10. kelly13 ( 20/04/2008 11:54)
:-D :-D :-D
11. kiadi ( 20/04/2008 11:59)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. kelly13 ( 20/04/2008 12:01)
re sshh
13. kiadi ( 20/04/2008 12:02)
fa manin hono no tsy misokatrta iz io eh :-D :-D :-D :-D
14. kelly13 ( 20/04/2008 12:05)
tsy haiko, nisy nanisy glue ngamba :°)
15. kiadi ( 20/04/2008 12:13)
marabouté-ho =)) =)) =))
16. kelly13 ( 20/04/2008 12:16)
migrevy ry zareo
17. yonikafopl ( 20/04/2008 12:37)
fa atansio ann, ny gasy mody meme fa ny ataony ambadik'izany tsy hain'ny vozah, nena aty itsikitsikiko fona fa ny aza tratrako am ankodimirana fa ataoko mandraingiraingy, ataoko mahatsiaro tsara ny tsikitsikiko. :-D :-D
18. ratonga ( 20/04/2008 12:51)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/hinhin.gif[/IMG]
19. endrika01 ( 20/04/2008 13:06)
kiadi:

tsy mamaly fa mémé fotsiny eh! :-D :-D :-D
ny loha no ahetsiketsika :-D :-D



kiadi>iny zany fa nisy Amerikanina sexy sady manja be
tara be tamin'i kiadi de ozizy we: I LOVE YOU,de
ozizy kiadi we hi hi hi inona we no alaina? :-w tsisy
n'in'inn akory eo kah we Alaivo io,hi hi hi hi :-D :-D :-D
20. endrika01 ( 20/04/2008 13:31)
Tsara ny mihomehy mahasalama.
Tsara ny mihomehy mahatanora lalandava.
Tsara ny mihomehy mahalava andro iainana.

Ratsy ny mihomehy lazain'ny sasany fa we adala ianao.
Ratsy ny mihomehy satria raha voabetroka ianao ka
ka mihomehy dia lazain'ny hafa fa resy .
Ratsy ny mihomehy raha amin'ny fotoana tsy ilaina azy.

ilaina ny fihomehezana,fa tanjemo misy mody mba mihomehy,
nefa hamaly faty anao izy 'zay an,tanjemo!

Ohatsa we,nanitsaka hoditr'akondro zah de nianjera,de
narary be,nefa mbola nisy ni mémé ihany,de hoavy zah zay an!
:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4541