ILAY BOKY NODORANA

21. fijo ( 22/04/2008 20:47)
ika an,ny tiana lazaina eto kosa ngamba di ahoe "mampianatra"ny finoana.satria io film io dia karazana famporisihan any mpino hitazona mafy ny finoany,na dia eo anatrehan'ny fahafatesana aza.

tamin'ny andron'ny katolika teto europa dia nisy tantara mitovy amin'io,nahazo ireo mpino katolika izay nasaina nipetraka tamin'ny seza midorehitra mena.ka any ngamba no tokony handraisana ilay teny hoe "mpampianatra"
22. ikaretsaka ( 23/04/2008 02:14)
le terme "mpampianatra" mihitsy no tsy mety e.. raha hoe source hanovozana dia manaiky aho,
23. fijo ( 23/04/2008 19:53)
ka le loharano anie hakana lesona ,dia midika izany fa mampianatra zavatra e
24. cutie ( 23/04/2008 19:58)
lay boky nodorana nefa tsy levona ve io ?
25. fijo ( 23/04/2008 20:06)
26. cutie ( 23/04/2008 20:11)
za efa nahita an'le film :)
27. fijo ( 23/04/2008 20:29)
de nalahelo be avy nijery ô
28. cutie ( 23/04/2008 20:31)
tsy tadidiko :-D
29. fijo ( 23/04/2008 20:32)
hihi i mamanay tsaroako nitomany avy nijery an'io.
30. cutie ( 23/04/2008 20:34)
zany :wink:
31. fijo ( 23/04/2008 20:52)
ie,de izahay natahotra fa mbola kilonga moa tamin'izany
32. cutie ( 23/04/2008 20:55)
ka za koa mbola kilonga t@ zany de tsy tadidiko we ahona ny reaction-ko t@ zany :-D
33. fijo ( 23/04/2008 21:04)
izahay tsaroako mihintsy ,fa lavitra moa ny fiangonana nandefasana le film,de nony nirava ,dia nifampinadry ny akama fa tsy sahy nody irery
34. cutie ( 23/04/2008 21:15)
hay :)
35. fijo ( 24/04/2008 20:46)
izay le film ko.
36. bilakarenjy ( 25/04/2008 05:26)
Efa imbetsaka za no nijery an'iny film iny ary miaraka @ ilay jesus de nazareth avy eo .

37. fijo ( 25/04/2008 20:11)
fa le "passion du kriste" no milay indrindra
38. endrika01 ( 30/04/2008 06:28)
Indray mandé zah no nahita io film io,mbola zaza tany@1980 tany!Tsisy tadidy le parole fa lay sary tsy afaka an-tsaina!De nijery le mpivavaka ampisotroana tangaina,de lay natao tao anaty horonatsihy,lay vhv bevoka be de nafatotra tsy haiko na nipitika lay zaza fa zah tsy nety nandeha tsony!Fa natao tao @Salle d\'oeuvre ny fiangonanay!T@zany ny rad no mitondra,tsy maintsy mande!Ny lalana vita 15mn hoany lehibe fa zay de mandraingiraingy vao tonga!!!
39. xxx ( 10/05/2008 14:18)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-04-2008 22:11:54
Lohateny : Re : ILAY BOKY NODORANA
fa le "passion du kriste" no milay indrindra

zany ve
toa horera be hono, za alou tsy sahy hijery e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488