salama ve za sa hafahafa?

1. xxx ( 17/04/2008 13:10)
manaôna daôly nareo

za ry reto dé nieritreritra oe bevoka a satri nisy rapor sexuel zan à partir an 13èjour.n cyclko irregulier be(28-33-40).efananao differents tests tany @docteur zahay2 dé OK daôly avat conception.n nonoko aza efa navesatra sy douloureux.tonga nefa n 29èjour de tonga kou lé règle...snif snif.....d zao a,vizaka be fôna za au bout du 4èjour des règles.mandé tsara nef lé règle an!sad betsaka!d zay nefa na dé kivy aza oe tonga n règle d oe andao ametrka iany @ty volana ty!nefa n hic kely d zao vizaka lava tsy hay oe aôna zao!!!! d aôna ry reto,inona n atao?
Msôtr mialou eeee
novalian'i cath ny 09/06/2008 10:57
2. xxx ( 17/04/2008 14:10)
maninona raha any amin'ny gyneco no manotany, afaka mijery akaiky ny situation izy! eto samy hilaza zé tiny lazaina eto dool nyolona....
3. xxx ( 17/04/2008 15:36)
fombanjavatra izany maro ny ol mametraka fa tsy mipetraka raha tsy ela ela tsy midika izay fa tsy salama enao andana manatona doko ka
4. cath ( 18/04/2008 08:12)
misaotra ki ry xxx a
zané tena ôtran lasa obsédée @io resaka io e.te anana mafy eee.mahita nen oul de mitsiririrtra ery.zané nanao echo e dé ok daôly!nanao test @rà s @pipi d ok daôly dé oe mahazo mametraka!dé vô inty nametraka d tsnety dé gaga zahay roa sad nipitrapitra......
5. booboo ( 18/04/2008 08:37)
Cath > vao C1 oà ny anareo zay f'aza atao mahakivy sahady zany. Rehefa tsisy zazakely tafapetraka mihitsy ao anatin'ny 12 mois dia zay vao tokony hanatona gynéco manao examens lalindalina kokoa. Na ok aza ny raha aby aby, mety hoe @ Cx -nao vao ao aby ny fepetra aby aby hampipetraka soa ny zazakely : acidité ny vagin, glaire, spermatozoïdes matanjaka tsara sady tsy very lalana no mifanena ara-potoana @ ovule zay ora vitsy fotsiny no hahavelomany, hormones ao tsara hahatombona ny nidation, oeuf matanjaka tsara mandritra ny nidation sns. Maha-parano ny mieritreritra an'izany raha aby aby zany :^) :^) :^).
Fa nareo roa ok aby ny examens dia ezaho ho tony kokoa ny sainao sy ny vatanao :wink: .
:-*
6. cath ( 18/04/2008 10:49)
ndrekakiôôô
mapa lasa adala raha n aminavina zan lalana spermato makany @ovule zan,tena ôtran be condition be!
n atôko lou zao d maka aina tsara,minana sakafo mapatanjaka.fa tsy mikasika fanafody kosa lou gamba a!évitéko lou @zao sad tstiny lery kou!d iteo dray e!
lé fatigue koumanko ratsy be @lé bevoka ony.atao lou zé apipetraka anazy d iteo eeeee
maztou daôly eeee
7. booboo ( 18/04/2008 10:57)
fa ihinana fanafody inona kounkou nefany ? :roll:

aza adino ny motika feno vit. B ; dieny zao manao essais zao no tsara ihinanana azy betsaka, fa tsy miandry rehefa mitondra vohoka...
8. cath ( 18/04/2008 11:10)
booboo< in ki zan motika feno vit B zan? tena tsy aiko mits zany fa mba azvao oe ki azfd
merci eeee
9. toubib ( 21/04/2008 12:09)
Aza kivy re fa tsy oe refa tsy nety t@ iny d tsy hety foana! raha ny tena marina d mila miasa, miasa tsara, miasa mafy nareo mtsam farafaharatsiny 5 andro tsy ankiato mialoha sy aorian'io 14è jour io, Rangahy zany mila tohanana tsara am retraretra. Ankoatry ny torohevitra rehetra teo ambony d mila hatoro koa ve ianao oe tsy mahazo misasa farafaaratsiny adiny valo aorian'ny firaisana ny vehivavy!

D ny atao oe couple stérile dia rehefa tsy nisy nipetraka mihitsy (fa tsy oe afaka an!) nandritra ny 24 volana ngarangidina kanefa tsy nampiasa fomba fanabeazana aizana no sady miaramonina sy manao firaisana ara-dalàna nareo.

Tadidio koa fa misy ny "fausses règles" an: le oe tonga ny fadim-bolana nefa tena misy mipetraka ao saingy mazàna klou in-1 mandeha ihany le izy(cycle 1 ihany aorian'ny ipetrahany). Ny écho ihany no ahitàna ilay izy aorian'ny fisiana fahataran'ny fadim-bolana.

10. cath ( 21/04/2008 13:05)
manaôna daôly dray!
msôtra betsaka alou anreo zay manampy arakevitra eee
toubib
11. booboo ( 21/04/2008 14:12)
Cath > vitamines B ilay vit.B. Euh...mampitombo ny chances bebe kokoa ara ny fanaovana crac crac matetika mandritra ny période d'ovulation kouh ! Aza manahy ny @ mety ho qlté n'ny zozos rehefa mi-crac crac matetika ao anatin'ny 1 andro, fa miasa tsy mitsahatra ny usine mamboatra an-dreo ange hihihihihihihi.

Ny ahafantarana ny fotoana pile poile ivoahan'ny ovule no tsy mora dia izay ilay hoe tsara mi-crac crac 5 andro aloha sy afaran'ny 14ème jour ( io 14ème jour io en gl fa miova² io araka² fa tsy hoe tsy maintsy @ io foana no mivoaka ny ovule !! ) ; sitrany ahay mety hisy zozo kely iray amin-dry zareo firy miliara hifanena @ ovule rehefa mivoaka izy. Adiny 8 eo ho eo ihany tsinona ny ovule no velona.

Ny rano mamono ny zozos zay taraiky² eo. Dia zay no tsara tsy hisasana avy hatrany kloungany fa rehefa mba lasa " lavidavitra " zareo vao misasa @ zay.

Ny orgasme tena manampy bee ny zozos handeha malaky² rehefa ao anaty ao satria manosika an-dreo lay spasmes ; donky ataovy am-pifaliana lay crac crac fa tsy hoe crac crac juste hahazoana zazakely fotsiny ....Dia miverina any @ ilay hoe aza mieritreritra beeee loatra sns ihany io.




12. kelly13 ( 21/04/2008 15:18)
fa tsy efficace v le an'i clearblue le test d'ovulation iny? ny test de grossesse clearblue mantsy mba sûr a 99%
13. booboo ( 21/04/2008 16:32)
efficace mitsy, dia mbola feno marika hafa sady tondé afaka vidina vrakiny beee @ internet. Mi-piss isa-maraina dia mamaky ilay truc misoratra eo fotsiny dia vita.
Ny manao courbe de temperature kounkou efficace. Mividy thermomètre sy mi-imprimer lay truc truc iny fotsiny dia atao ny courbe isa-maraina.

Ilay manisa andro tsapa² vodin'akoho amiko manokana raha toa ka irregulier ny cycle...
14. kelly13 ( 21/04/2008 16:35)
ilay courbe de t° io ankia no tsy mba mety haiko ka, nenà atao tsapatsapa iany fa mba regulier ny cycle-ny red red tsinn (eh oui, g cette chance na d tsy mihinana pilule aza, 28jours iany ny 28 jours)
15. cath ( 22/04/2008 07:00)
sambatra ki dry ry kelly @zan cycle régulier zany,nénà dé ôrera be mits!28j-35j-29j tsy ay tsony mitsy eee.efa atr@bola kely mits de efa ôtrzan an.zay ki zao dé manaraka n torohevitry dry ry booboo a,mihinana vitamines be arakzé tratra e sy produits laitiers ary efa mba mahazohazo aina zao za ka!tslé vizaka be teo tsony.fa za kou lou reto dé tsmahay anzan resaka courbe de températures zan a!sad bola tsnanao anzan mits atr@zay
16. booboo ( 22/04/2008 10:36)
lé courbe de température tsotra kely fa tsy ho an'oul mora leo kloungany e hihihihihi. Alaina isa-maraina ny t° (tsy miova mihitsy ny ora, dia lay vao mifoha tsy mbola manao n'inona² iny mihitsy fa ao am-pandriana).
1- @ tapany voalohan'ny cycle kloungany dia manodidina ny 36.5° na 37° eo foana ny hafanana ( constante ).
2- dia avy teo a, alohan'ny hidirana @ tapany faharoa @ cycle dia miakatra kely ny t°
3- dia tapany faharoa @ zay a, mijanona ambony foana lay hafanana mandritra ny 10 andro eo ho eo
4- dia midina tsimora² @ zay izy mandra-pahatongan'ny red red indray.

Dia ny période d'ovulation @ reo lay andro nampa-ambany indrindra ny t° t@ " 2- " alohan'ny hidirana @ " 3- " lay miakatra be kely ny t° . Dia ny période fertile indray 4 andro alohan'ny ovulation sy 1 andro afara dia zay.

Ny maha-pratique ny fanaovana courbe de t°, ahitana hoe ni-ovuler ve sa tsia ( rehefa tsisy an'ilay " 3-" niakatra be kely ny t° ) ; ovulation tsy ao tsara rehefa ela bee vao tonga @ " 3- ", dia na tonga ny cygogne rehefa mihoatra ny 15 jours ilay " 3- ".

Dia rehefa miverina any @ gygy na doko dia tsara kokoa hoe ny courbes -na cycles 2 no entina any fa tsy 1 fotsiny.....

hihihihihihi leo anà mitsy angamba ny gygy-ko isaka mankany zà fa manohatra noho manome cours de sciences nat anà izy hihihihihihi
17. cath ( 22/04/2008 11:29)
kay tena sciences nat marn ki iz zany a!hihihi!msôtra betsaka ki @fanazavana a!bla tsis vaovao lou atr@zao eee miandr anlé période d'ovulation io zao
18. toubib ( 23/04/2008 13:50)
Marina iany koe ilay courbe thermique etsy ambony saingy tsy mainntsy tsinotsinoavina iany koa ny durée de vien'ny ovule sy ny spz, misy vovok'aina kokoa ny ovule mitaha am tsirilahy (3andro/ora vitsi2) ka izay no mahatonga ny oe mila maka marge lavalava iany koa
19. cath ( 28/04/2008 06:00)
Bjr daôly!!
zao dray vao tafiditra eee anio lé 15èjour eee!!on croise les doigts!!hihihihi
20. xxx ( 02/06/2008 13:34)
Dia nanahoana?toa tapaka teo ilay resaka nefa izahay liana be oe poins sa mbola tsy.Ny teneniko an'ilay nametraka olana aha mbola tsy dia hoe sao misy problème ihany ianao,satria ianao milaza fa rera-dava,toa na manao RS aza ianareo dia toa vizana ianao nefa anie tokony ny lehilahy no vizana fa tsy ny vehivavy e.Tsy nolazainao aloha ny antony mahavizaka lava anao fa raha tena oe mora vizana raha vao manao zavatra kely dia mety misy tsy norm ao.Faharoa,raha efa nitily ianao nefa toa normale daholo ihany,ny ramosenao koa ve mba efa nanao analyse?satria manko tsy voatey ny vehivavy no manana problèmr fa na ny lehilahy koa aza,ohatra hoe tsy matanjaka ny sperme-ny dia tsy mety mampitoejaza mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3065