important

21. mangidy ( 15/04/2008 15:21)
oh hitako ery i ratonga miomehy :-D :-D
22. mmmhh ( 15/04/2008 16:08)
diso adiresy rams ô!!!
23. kiadi ( 15/04/2008 17:00)
zah wa tsy zalou fa ahona enao amiko ry melody fa hamidiko ny taniko? =)) =)) =))
24. melody ( 15/04/2008 17:07)
=)) =)) =)) aza mampimé wa
25. kiadi ( 15/04/2008 17:32)
manana tanimbary be sy tanimboly bedebe ange zah eh!! de manana omby vavy mpitery ronono be ko!! :wink: :wink: :wink:
26. melody ( 15/04/2008 17:41)
ilay omby vavy mpitery ronono no tiako indrindra, hahahahaha
27. kiadi ( 15/04/2008 17:53)
de tsy hamidy zany fa enao no mifoha vô maraina mitery azy eo? :wink: :wink:
28. Papoose ( 16/04/2008 10:36)
ary toa adinonao ny mitonona hoe mananjanaka vavy ahy enao ry dada fa laozanao mitanisa ny tanimboly sy tanimbarinao maniry ahitra fotsiny?

tess, tsizy @ zany relasio tsa hita masandro zany aaako fa sao violee ao! :-D
29. RAKVOL ( 16/04/2008 20:34)
tssssss,
30. Herivola11 ( 17/04/2008 09:23)
xxx:

za zao 18 ans fa ilay probleme dia za tsy mipetraka ao à tana, dia ahoana

Fa mipetraka aiza enao?
31. kiadi ( 17/04/2008 09:32)
Papoose:

ary toa adinonao ny mitonona hoe mananjanaka vavy ahy enao ry dada fa laozanao mitanisa ny tanimboly sy tanimbarinao maniry ahitra fotsiny?

tess, tsizy @ zany relasio tsa hita masandro zany aaako fa sao violee ao! :-D



ka hafeniko aloha oe mananjanaka vavy maditra zah sô tsy mahazo bellemere mintsy enao!
32. mangidy ( 17/04/2008 12:12)
kiadi hummm
33. kiadi ( 17/04/2008 16:59)
mangidy:

kiadi hummm



=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0551