important

1. rricardo ( 14/04/2008 19:31)
mtady sipa kely eto tana entre 18 et 21 ans pr une relation discrète?Valio
novalian'i kiadi ny 17/04/2008 16:59
2. xxx ( 14/04/2008 20:29)
anga de lasa fitadiavana sipa ty serasera ty eh
3. xxx ( 14/04/2008 20:31)
xxx:

anga de lasa fitadiavana sipa ty serasera ty eh


izaho koa saika hanoratra toa io!!!! mandehàna anyam site de rencontre fa any feo sady matotra fa eto ianao tsy hahita mihintsy akory....virtoaly no betsaka ato!


4. kelly13 ( 14/04/2008 20:37)
madanight misy zao ohatra, sipagasy.com kou :wink:
5. tess ( 14/04/2008 20:41)
:°) :-P marina izany :-D misy koa meetic ;-) anao ny safidy lehiroa ah! ato enao tsy ahita na ny pitiny marina fa manadàla ray trano ny eto :-D :-D :-D
6. rajoelina ( 14/04/2008 21:05)
tess: aza mandainga kosa e!!

rricardo: mahita kambony elah fa mahaiza fotsiny mikôtikôty azy, jerevo alou ny sary rehetra de jereo koa ny taonany fa mety hisy sipa tibe an'lah iany amreo, ary tsy virtoal izany fa mety tonga de real raha tena raikitra.

tandremo fotsiny ireto!!

raha miteny izy hoe: manja......... de sondenda be zay izy.
raha milaza izy hoe: 18taona....... mety 40 taona izy farafakeliny.
raha manonnn izy hoe: mitady zanaka........ de mety mananjaka zay izy avy @ bandy hafa.

Ny tsara ihany.. de mifankahita alou, vao hambatra ny (l), TSARA VITANA LEISY E :)
7. kiadi ( 14/04/2008 21:05)
tena marina zany!!zah hatramizao bola tsy nahazo vady fona!! =)) =)) =))
8. rajoelina ( 14/04/2008 21:09)
kiadi: tsotra fotsiny hovao le mombamomban'elah de hataovy hoe: mitady vady ^:^ ^:^

;-)
9. Papoose ( 14/04/2008 21:13)
za efa madiva ho dizoity, discrete manao ahoana aloha zany e
10. ainaheri ( 15/04/2008 04:47)
rajou>> mba omeo sopapa nama fa itovizanana kou io misalaka tanana fona io aa :-D :-D :-D
11. tess ( 15/04/2008 05:19)
Papoose:

za efa madiva ho dizoity, discrete manao ahoana aloha zany e
tsy mahazo miseo masoandro


8O :-D :-D :-D :-D raha vao discret defa misy raha ao zay :-D
rajou: ndao ary kou! :-P
12. xxx ( 15/04/2008 10:22)
za zao 18 ans fa ilay probleme dia za tsy mipetraka ao à tana, dia ahoana
13. melody ( 15/04/2008 11:20)
hoy kiadi
tena marina zany!!zah hatramizao bola tsy nahazo vady fona!!

mampalahelo izany, diso site-nareo izany kty, mandehana any an-kafa re!!!
14. kiadi ( 15/04/2008 11:26)
melody> :-D :-D :-D :-D :-D
15. melody ( 15/04/2008 11:30)
kiadi: io indray ary za fa mipoitra sô lazaina tsy hita eo indray lol ... fa marina io ka rehefa tsy mahita eto dia mandehana ny an-kafa fa very andro eto fotsiny nareo izay mitady sipa sy vady :-D :-D :-D
16. kiadi ( 15/04/2008 12:08)
zah efa nahita anao ko! :-D :-D :-D :-D :-D
17. melody ( 15/04/2008 12:12)
oudriiiii ry kiadi, fantatrao fa za efa manana sipa sy vady fa tsy teto no nahitako ireo an, :-D :-D :-D :-D
18. kiadi ( 15/04/2008 12:15)
tsy olana fa zah tsy jalou! :-D :-D :-D :-D :-D
19. melody ( 15/04/2008 12:18)
:-D :-D :-D :-D izany an!
20. ratonga ( 15/04/2008 12:38)
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008