tenenina @ dada sy neny ve sa tsia?

1. fenitramialifera ( 13/04/2008 14:55)
ef ela izahay no niharaka ho teniko @ dada sy neny ve sa tsia. matahotra b mantsy za sö bedy ko
novalian'i todisoa2 ny 14/04/2008 14:25
2. ikaretsaka ( 13/04/2008 15:23)
inona no atahorana?
le milaza izao ve sa rehefa bikina vao hoe .. dada o neny o... za bevoka?
3. ainaheri ( 13/04/2008 15:42)
ika,za mba gaga lesy

fenitrablabla>> Aza tenenina ra zao ny zavamisy:

1-Mety ho havanao akaiky
2-mbola tsy ampy taona
3-Sao mahantra kely izy nefa ny radnareo mitetika ny hanambinanto deba
4-Tsy manaiky ny rad raha tsy mitovy firazanana na fiangonana

Raha tsy ireo ny zava-misy d asaivo felahan'ilay sipanao enao mba hiverin-doha kely!! lol

Ity kou misy torohevitra milay an,refa tsy sahy miteny d tandrifio ny ora firavan'i baininy ,d @ iny lalana lalovany iny nareo mitsamy no mitositosy,fa refa tonga any antrano manindry kely fotsiny ze voalazany d miaino tsara manao hendry beuuu
4. fabrinah ( 13/04/2008 16:31)
raha za ianao lazaiiko amin-dry zareo, satria tsy maintsy ho fantatry ry zareo foana io any aoriana.
5. Gie ( 13/04/2008 17:47)
mampatsiahy ahy ilay hira hoe:

Ndeha hilazako Dada sy Neny
Amin'izao dinika izao
Nefa atao ahoana no fiteny
Izao fanirihantsika izao

raha izaho no eo @ toeranao dia lazaiko azy tsotra zao ny marina. Tsy misy afats'io no hampilamina ny rehetra ! na ny sainao na ny RAD-nao ko

courage !
6. kiadi ( 13/04/2008 18:44)
zao atao! :wink:
- raha tovovavy!
enao:
dada zah bevoka!!
dada:
sitrapo netena!!
:-D :-D :-D :-D
-raha tovolahy!
enao:
dada ohh! nahabevoka an'i farakely etsy avaratra zah!
dada:
zay refa vetaveta lotra!
de hitanao @ zao fa tsy rarahiny dada enao na hilaza na tsia !
:-D :-D :-D :-D
7. simplex ( 13/04/2008 19:19)

"izay tsy nitia taminareo no aoka hitoraka azy ireo"

:arrow: efa tanora koa izy taloha

lazao azy fa tsy misy mahabedy izany :)
8. milaibe ( 13/04/2008 19:45)
Anjaranao zanaka no manao an zay digana zay ,enao no nahalala an'io sakaiza io ,na misy antony betsaka aza hatahoranao, fa ho fantany eo ihany ngé zany e,efa nandalovany io fa antsoy zay @ mariage é
9. pissoa ( 13/04/2008 21:19)
raha hisaraka rafakampitso dia aza tenenina ... fa raha misy tanjona ny fiarahana dia teneno rehefa vonona koa ! :-D :-D :-D
10. zoky ( 14/04/2008 05:41)
ef ela izahay no niharaka ho teniko @ dada sy neny ve sa tsia. matahotra b mantsy za sö bedy ko


ef ela nareo niharaka hoz enao, dia enao ve mihevitra fa ts ef fantany ny fiovana eo @ nao na fihetsika fotsiny az, na ko oe met efa hitan mits aza nareo?, fa matoa reo RReny nao ts niteny h@ zay, ts ho bedy akory enao, fa ra nandrara izy ef hanatra isan-kariva sy sns no efa azonao, vao mahita fiovana kely eo @nao iz, teraka talohanao iz,ary nahita fiovana miseho eo @ zanany, raha ts oe ts miara-mipetraka @ RReny in 1 nareo .
fa Kozio e, ts misy olana zany
11. sakaizakely ( 14/04/2008 12:42)
kiadi>
ainaheri>
=)) =)) =)) =)) =))



12. todisoa2 ( 14/04/2008 14:25)
Fangah d masika b ny Ray aman-dReny le!!!! lalam-piaianana io ry sakaiza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052