Azo vakiana dia atao petadrindrina ve ny momba ny hafa ?
21. xxx
(
13/04/2008 13:19)
jk:
Naninona raha nalaina sary koa ny vodiko dia napetaka teo
ento aty ny vadinao alaina sary dé apetraka eto avy éo é! :°)
tsy olana mintsy zany ka:-D
23. xxx
(
13/04/2008 13:55)
yonika: ilaina indraindray ny manao xxx ka! :wink: rehefa tsy manao ratsy dia milay foana ;-)
24. Jeankely
(
13/04/2008 13:57)
Tsy mitsoaka izay fa resaka masiso no fiafaran'ity izany. Ny aza tratra ihany. Ny VODIKO fa vadiko. Mahazo manao xxx fa tsy olana
25. xxx
(
13/04/2008 14:21)
ianao ihany no namorona ny dinika masisonao ka izay hifanejevonao aminy eo mety daholo.
27. ikaretsaka
(
13/04/2008 14:57)
izao fotsiny e.. matoa manao sy mahasahy dia tokony efa nivonona @ iznay rehetra izany..
dia raiso aby ny precaution rehetra ...
izay ihany io... moa raha misy adino dia ataovy tari baton'ilay jamba e... voa vao mihilana
dia raiso aby ny precaution rehetra ...
izay ihany io... moa raha misy adino dia ataovy tari baton'ilay jamba e... voa vao mihilana
28. xxx
(
13/04/2008 15:50)
19. Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-04-2008 17:47:49
Lohateny : Re : serasera
ny mpiteny ratsy otran'ny xxx18 io izao no tsara avoaka ny ps-ny satria tsy fanajàna ho an'ny namana rehetra mpidinika no manimba ny dinik'i ny hafa
Ka tsy ianao ihany ve no mi lalao xxx mpiteny ratsy sy jeankely eto e?
rehefa asehon'ny olona ny mombamomba vao malaky mitomany. :roll:

29. yonikafopl
(
13/04/2008 16:30)
Mangataka ny hamoahana ny ps xxx 18 sy xxx 28 azafady ooooooooo
Tsy tokony alana tsy ho namana intsony ve ireo satria manao tsinontsinona ny namana :roll: :roll: :roll:
Tsy tokony alana tsy ho namana intsony ve ireo satria manao tsinontsinona ny namana :roll: :roll: :roll:
31. XxxX
(
13/04/2008 17:02)
xxx:tony ko tokony avoaka ny ps-ny fa tssss
Samy gasy kindin'alika koa aiza no ho lasa alavitra
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
34. lanto
(
13/04/2008 18:31)
24. Mpandefa : xxx [ Valio ] (kanota) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 13-04-2008 16:06:26
35. lanto
(
13/04/2008 18:33)
27. Mpandefa : xxx [ Valio ] (kanota) [ Ahitsio ] [ Fafao ] 13-04-2008 17:44:25
37. yonikafopl
(
13/04/2008 18:40)
lanto merciiiii :-* :-* :-*
mila velezina am kanota le zalahy io zany :evil: :evil:
mila velezina am kanota le zalahy io zany :evil: :evil:
38. ikaretsaka
(
13/04/2008 18:58)
tsats'ombloaksa!..i kanout manko e
sao de tsy kanota aza io fa i kanosa (ko manao xxx tsinona)
sao de tsy kanota aza io fa i kanosa (ko manao xxx tsinona)
39. tess
(
13/04/2008 19:18)
:-D :-D :-D vaki-barara izany! aza vovely kanota ihany ry zareo an! :-D :-D :-D :-D