momba ny sary ihany
21. ari.malala
(
16/04/2008 05:45)
sakaizakely, tena mbola vo hampividy kilaoty aky zany ra zany ko! ts hoe rovotra le ao fa mbô amzay mô mandramandra le kilaoty e lol, ny nem ary am forum fety sy fihaonana ary efa misy sarina nem bedabe :-P
23. ari.malala
(
16/04/2008 12:05)
1/ i ari ts bota:-P
2/ i ari ts mba exibiiosionista
3/ ts ahita an'i ari mitanjaka izany ianareo
4/:-P
5/:-D :-D :-D
2/ i ari ts mba exibiiosionista
3/ ts ahita an'i ari mitanjaka izany ianareo
4/:-P
5/:-D :-D :-D
25. Kwasi
(
16/04/2008 21:33)
xxx:
misy tsy hita oe inona de apetapetaka na sary fopla aza
Mampalahelo ahy ianao fa nijanona hatreo @ ecran ny fisainanao.
Sopapa kely ho anao fotsiny: samy manana ny message tiany alefa daholo ny mpandefa sary eto, dia mba manaova exercice kely, fa aza dia jamban\'ny...
