momba ny sary ihany

1. xxx ( 12/04/2008 15:23)
manja be indray zao ny dinika amity a :wink:

fa maninona kay nareo vevavy sasany tsy mifidy sary apetaka fa na reny misababaka na miverape ireny de apetaka ?
tokony mba fidina ihany ny sary apetraka fa misy any ilay milingilingina otran'ny hikapa iny na le manao grantekara, misy illay sipa eny ambony fandrina misabaka iny koa tena tssssssssssss
ny sariny farany ao aza otra te hapidera kloty zany sady misy diana selulita ny ambany febeny 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
misy tsy hita oe inona de apetapetaka na sary fopla aza

tsy maninona re ra tsisy kompleksa na katavy na kozatra tsy koi
fa le maka sary tsy aninontsianinona iny eo andakozi e, eo ambony kanapé é, misababaka eny ampandrina é
:{ :{ :{ :{ :{
brrrrrrrrrrrrrrrrrrr

sa ina marina no atao oé manalazy e !
novalian'i ratonga ny 17/04/2008 15:40
2. ainaheri ( 12/04/2008 15:46)
Ny anay revenay fona refa mampiditra sary eo ry xxx a,ny ahy ndray tsy misy avahako zany na misabaka izy na misadika lol,zay le manal'azy re f'aza mora miakatra ee,otranao manao xxx io kou zao d zay ny revinao d zay zany kou,fa mlay iany alou ny manakiana fa saingy nampalaelo fa kataotra...niafina!!!

Adin'ny samy meufs ndray zao an humm

3. ikaretsaka ( 12/04/2008 16:17)
sary io letsy dia samy manao izay tiany a..
tsy mbola nisy vehivavy nanao torse nu tsy misy kitappo nono aloha hatr@ izao :wink:
fa mahagaga ny lehilahy feno


4. cutie ( 12/04/2008 16:17)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. ikaretsaka ( 12/04/2008 16:30)
deal mety milay ity an
ny lehilahy maka sary eo am-pandriana miaraka @ nounours, na le manao pozy mitongilana mampiseho sofina ireny na manao jambe croisee be rehefa maka sary mipetraka
de ny vehivavy manao torse nu sy manao bokobokona aby!


6. pissoa ( 12/04/2008 16:46)
xxx:
fa maninona kay nareo vevavy sasany tsy mifidy sary apetaka fa na reny misababaka na miverape ireny de apetaka ?

Iza no niteny an' xxx hoe tsy nifidy izy ? mety tena nifidy tokoa izy dia 'le sary tahatahaka izay no tiany apetraka :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 12/04/2008 17:09)
nifidy ny sariny napetany ao kosa izy e! sipa milay beeeeee io klé!sady manja beeeeeee!misy mialona dray nga? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. simplex ( 12/04/2008 17:18)
xxx:
fa maninona kay nareo vevavy sasany tsy mifidy sary apetaka fa na reny misababaka na miverape ireny de apetaka ?
aaaaa eeeee
miala tsiny aloha ra toa ka "gay" nareo an, fa mba aleo kosa izy hametraka izay sary tiany ho hita e. Refa manaja fitsipika dia izay ihany. Demokrasia doly zany ^:^^:^
9. xxx ( 12/04/2008 17:40)
ainaheri:

Adin'ny samy meufs ndray zao an humm
ié! tonga d kobon'lahy le izy a!misy milay no lé raika d oé nananananana


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. ainaheri ( 12/04/2008 20:12)
xxxx:
ié! tonga d kobon'lahy le izy a!misy milay no lé raika d oé nananananana


Tsy kobondry lerony fa mody firesaka kofa ny fiaingany nefa refa jerena ny zvtr soratany tondé ita wa mifanenjika njay ny bajo klé :lol:
11. rajoelina ( 12/04/2008 20:29)
xxx:
misy tsy hita oe inona de apetapetaka na sary fopla aza

tsy maninona re ra tsisy kompleksa na katavy na kozatra tsy koi
fa le maka sary tsy aninontsianinona iny eo andakozi e, eo ambony kanapé é, misababaka eny ampandrina é
xxx: mety hoe mialona enao angamba, fa raha ohatra kosa raha tsy jerevinao de aza jerena fotsiny izy.

ainahery:
Adin'ny samy meufs ndray zao an humm

hain'elah tsara ny fandehany zany =))


12. xxx ( 12/04/2008 21:19)
mbola ho fidina tsara lavitra kokoa noho ny voalaza ny sary aza fa aza matahatra ;-)
13. kiadi ( 12/04/2008 21:41)
mamelaha ny helony fa tsy fantany zay teneniny!!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/innocent.gif[/IMG]
14. Papoose ( 12/04/2008 22:44)
za zao tena mila mifidy tsara mihitsy alohan'ny hametraka ndray :D
15. xxx ( 13/04/2008 05:25)
"ainaheri":
Tsy kobondry lerony fa mody firesaka kofa ny fiaingany nefa refa jerena ny zvtr soratany tondé ita wa mifanenjika njay ny bajo klé
tondé kobo oé meuf e!
"rajou":
mety hoe mialona enao angamba
r ts zany v leisy anao io dinika io izy? :-D :-D :-D :-D :-D
"rajou"raha tsy :
revinao de aza jerena fotsiny izy.
mariny ny an'lahy leisy!!!
"xxx":
mbola ho fidina tsara lavitra kokoa noho ny voalaza ny sary aza fa aza matahatra
tratra klé! io aza f gaulemain iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. radjery ( 13/04/2008 06:34)
ry mpanompa oul amin'ny tsy antony dray zao io mody manova fireasaka io, aséovy ny sarinao ho hita é! miseho ps aza mo tsy sahy ko eo no miseo bé moraly éo tena tsssss :evil:
17. cutie ( 15/04/2008 02:02)
ary toa tezitra be radjery :-D :-D :-D :-D :-D
18. melody ( 15/04/2008 10:55)
eny wa akia ry cutie fa dia naninona lotra? Ao jerenany sy cutie ny sarin'i radjery dia tsy hiteniteny zahay :lol: :wink: :-P
19. ari.malala ( 15/04/2008 14:04)
tsotra be ny vahaolana hoan'i xxx1, maka sary misaveraberaka iany kou d atranga kely ny kilaoty ra zay no mankarary andoha, raha tsy hoe rovitra nga le kilaoty d ts sahy aseho vahoaka=))=))=)) d mba mikarakara kaly iainy kou d aseo hoe zany zay ra mikarakara kaly! tsitako mitns ze olana! :-P
20. sakaizakely ( 15/04/2008 14:27)
ari.malala> alefaso akia nenjy le misaveraberaka ary fa kiadi zao te hahita a, fa tanjemo sode goka ny kloty an

de le sarinjy mikarakara nems ho an'ny bizn'i kiadi kou

de alefaso eo le nems fa za zany nona :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079