misy afaka manampy ahy ve?
1. xxx
(
12/04/2008 13:10)
26 ans zà, efa 5 taona zay izaho sy ny sipako no niaraka, efa be ny olana nisedraina tao anatin'zany, efa nisy ftôna nifampisintaka fa nilamina ndray (naharitra 6 volana) , marihiko moa fa izy no voaloham-pitiavako,
nandritra izay 6 mois nisarahanay izay, nanao sipa izy (tsy de misy olana satria ary zahay nisaraka koa) fantatro le izy taty afara izahay efa nilamina io, ny tena mampararay ny foko de le izy tsy iray na roa fa sipa telo no niaraka taminy,
De efa nihaona t@ reo sipany ireo moa zà ary nolazainy t@ reo sipa ireo hoe zà no miaraka aminy sns sns ...
nilamina tsara zahay taty aoriana, nifanaraka fa hatao @ zay ny raharaha fa efa be zay fotoana lany zay,
vao t@ herinandro ndray tratrako t@ phone fa mbola miaraka @ roa @ le sipa ireo izy, nantsoiko izy roa vavy t@ phone, ny iray moa nilaza fa tsisy ilavana an'i XX fa mifanala azy ry zareo ka ohatran'ireny mpisipa tsy mifankafoy ireny na dia samy miaraka @ olona hafa aza fa mifanala azy refa mifankahita,
ny iray ndray nilaza fa izy sy XX de efa nifanaraka fa iaraka foana na hanambady aza i XX.
Tsy haiko ny atao, haka saina : hanome vahana ny hafa
hisaraka : efa be ihany izay ftoana laninay roa izay, ny taona mandroso, nefa rah handroso efa zay zany no miandry koa!!! tena tsy haiko ny atao e,
Misaotra sahady @ zay hanome torohevitra.

novalian'i danni ny 05/05/2008 19:26
2. rova30
(
12/04/2008 14:05)
Mba te hanampy anao aho zavavy, fa resaka sarotra ihany ilay fitiavana !
Ity mba misy fanontaniana apetrako aminao:
Raha fantatrao hoe ho toy izao foana no toetran'ilay tianao ao anatin'ny tokatranonareo roa?!
:arrow: Ho zakanao ve?
Tsy misy resaka "...fotoana lany, sy taona mandroso ..." ny ho avinareo fa :FITIAVANA , FIFAMPITOKISANA, FIOMBONANA!
...dia raiso amin'izay !
Mahereza!

3. xxx
(
12/04/2008 14:17)
mahereza e!!!!!, hihih tsy aleo manao ohatra ahy???? ny tadiavina ihany no alaina aminy dia atsipy koa izy avy eo, raha miasa ianao, manana ny maha ianao anao inona ny olana!!!!,
Fa mahereza e!!!!!!! ny ahy tsy hisy hanankinako ny fiainako afatsy ny Ao Ambony mpitsirika ahy io ihany aloha hatrizao e! fa raha mbola samy olombelona, mmhhh ialako aloha, fiainana miserana, fiainana tiana hatao, anao ny safidy e!!!, mahereza!

4. rova30
(
12/04/2008 14:36)
Tsy mety kosa izany ry 2 è XXX a!
Fitiavana no mampiasa ny sain'ilay namana, fa tsy fameloman-tena na asa hivelomana!
Fitiavana no mampiasa ny sain'ilay namana, fa tsy fameloman-tena na asa hivelomana!
5. xxx
(
12/04/2008 14:38)
izay aloha na izao aza tsy anaty tokan-trano tsy zakako le izy maika fa hitokan-trano???
xxx> ze tadiavina any aminy ihany no alaina de izay???? de tsy hisy fitiavana mintsy ve? eny e, efa manalika ohatr'ty ve moa, inona no dikany, ka zà ne na hisarak tanteraka na hivady aminy, izy mi-insiste ny @ hanaovana ny raharahanay,
Matoa koa ne ilay ray miteny fa efa nifanaraka ny hiaraka fôna izy sy XX de mety efa misy resaka matotra any angamba, fa mety ho zà ny sakana? asa,

6. xxx
(
12/04/2008 14:43)
Fitiavana no mampiasa ny sain'ilay namana, fa tsy fameloman-tena na asa hivelomana
Zay mintsy
7. rova30
(
12/04/2008 14:46)
Alao ambony ,alao ambany...fa tsy sangisangy ny fanambadiana!
26ans izany,mbola eo anatrehanao ny fiainanao manontolo.Ao anatin'ny fahatanorana ianao ka aza mihazakazaka!
26ans izany,mbola eo anatrehanao ny fiainanao manontolo.Ao anatin'ny fahatanorana ianao ka aza mihazakazaka!
8. euh
(
12/04/2008 15:07)
efa be ihany izay ftoana laninay roa izay, ny taona mandroso
ny tahotra ho lany zara ve no ikiziranao hiditra aminy ?
izaho manao hoe soa ihany nisy izao hahafantaranao ny marina mikasika ilay "ho" no-vadinao
Efa fantatrao hoe izay no hitranga dia mety aminareo ny misaraka dieny tsy mbola maratra. Voalohampitiavanao izy saingy tsy izay akory no andeha ifikirana aminy
Aza kivy fa mbola hisy ny faharoampitiavana, ny fahatelony sns... Matokisa ny ho avy
26 taona izany tena eo ampivelarana amin'ny hatsarana tanteraka ny vehivavy. La trentaine, le plus bel âge pour les femmes, tu en as dans le crâne, tu as plus d'expérience de la vie et plus de caractère qu'une potiche de 20 ans.
Ilaozy ataovy naman'ny lasa izy, souvenir sisa ny tantaranareo
rah handroso efa zay zany no miandry koa!!!
Ary raha diso misisika aminy hianao dia sady ahazo latsa hoe ianao no te hisisika sns... tsy ananany henamaso akory, no sady dia hizaka ny mangidy tsy laitra mandrakizay
Anao ny safidy
9. ikaretsaka
(
12/04/2008 15:10)
izay fotsiny atao... ho zaka ve..
rehefa zaka de ataovy sy hidiro
rehefa tsy zaka dia ialao pas.....
rehefa niditra dia mahatantesa! io no tena important
rehefa zaka de ataovy sy hidiro
rehefa tsy zaka dia ialao pas.....
rehefa niditra dia mahatantesa! io no tena important
10. sipagasy
(
12/04/2008 16:02)
mmhh, azo atao anie ny mitia olona maro e!, iza no hisakana???? euuhh amiko ny fitiavana hihih ny tenako aloha vao ny an'ny hafa!!! eo isika izany...
11. sipagasy
(
12/04/2008 16:08)
toy ny ketsa ny fitiavana e! mora maniry fona io!!!!! tsy hisy ho faty an-kazo tokana izany,
Anao ny safidy e! ;-)
Anao ny safidy e! ;-)
12. bazylou
(
12/04/2008 19:37)
tonga dia tapaho ny fikany e,, hipitsiho izy fa olona hamadika anao izany. bandy tsy serieux izany
13. ni81
(
12/04/2008 19:52)
Raha izaho aloha no @ toeranao dia tsy miditra aho. Aleo mipetraka manaja tena. Marina fa marary ny (l) nohon'ny taona maro niarahana, sady voaloham-pitiavanao izy, nefa jereo ny ho avinao fa tsy misy antenaina izany olona izany. Tanana zatra mitsotra io ka sarotra aminy no hanova azy. Tsy mbola tara ianao raha mbola vao 26 taona e! Mahereza!
14. ikaretsaka
(
12/04/2008 21:02)
ni81:
blablabla......... Tanana zatra mitsotra io ka sarotra aminy no hanova azy. Tsy mbola tara ianao raha mbola vao 26 taona e! Mahereza!
nga moa ny tanana no tena mitsotra @ izany???..
mba entre pas
16. soanja
(
14/04/2008 03:04)
Izay toetra zaka ihany no idiro. Raha mahatsapa dieny izao ianao fa ady mafy i raha tafiditra ao ianao dia aleo aza tsy miditra. Ny fanambadiana dia natao hiadanana sy hahasambatra fa tsy natao hampiferinaina velively.
Raha zah manokana tamin'ny tarehin-javatra tahak'izao dia isaorako Andriamanitra nampiseho ahy ny toeratrany mialoha dia afaka mifidy na hiditra na tsy hiditra. Betsaka tokoa mantsy ny diso fanantenana ka efa tafiditra vao mahita faisana na tsy mahazaka ny toetram-bady. Mandany vola sy enerjia anie ny fisaraham-panambadiana e sady mijaly ny zaza.
Aza ampijaliana ny taranaka!

17. xxx
(
14/04/2008 06:24)
soanja:
isaorako Andriamanitra nampiseho ahy ny toeratrany mialoha dia afaka mifidy na hiditra na tsy hiditra.
Amen !!
ny tahotra ho lany zara ve no ikiziranao hiditra aminy ?
Mety ho izay, asa ....??? inoako fa mbola hisy olona hitia ahy sy ho tiaviko any ho any,
Misaotra anareo nanome torohevitra, misaotra @ fampaherezana, misy entiko misaintsaina tsara, mbola misaotra sahady koa an'zay mbola hanome torohevitra, :-* :-*
18. booboo
(
14/04/2008 09:28)
hisaraka : efa be ihany izay ftoana laninay roa izay, ny taona mandroso, nefa rah handroso efa zay zany no miandry koa!!! tena tsy haiko ny atao e,
Tsy hainao ahoana ? ianao ihany no miteny f'efa be ny fotoana lany ; dia tao anatin'izay efa mba be kounkou ny fantatrao momba an'azy. Tsy efa mba manana idées na kely fotsiny aza ve ianao hoe ho zakanao ve raha hiaraka @ olon-kafa foana izy ? izao ara nareo tsy mbola mpivady dia zany no hataony, dia mino ve ianao fa hiova zany rehefa hahazo livret de famille sy rehefa vita ny lanonana avy any am-pengo ka hiverina indray ny train train quotidien ?
19. xxx
(
14/04/2008 12:37)
Mety hisy fomba ve hahafahako manafay azy araka ny eritreritrareo? Ny namako manko miteny hoe vitsy zany lehilahy tsy mampirafy zany ka na hisaraka aminy de efa miomàna ihany hoe tsy maintsy hampirafy zé manaraka eo. Ka na manao izy na tsy manao de efa miomana ny @ zany ny saina!
Ny tena nahavoa ahy koa ne ny tena hoe nahatoky azy 100% zà tam ftôna niarahanay, de voa vao tena mahatsiaro voa mafy!
Ny tena nahavoa ahy koa ne ny tena hoe nahatoky azy 100% zà tam ftôna niarahanay, de voa vao tena mahatsiaro voa mafy!
20. booboo
(
14/04/2008 12:51)
faizina ahoana kounkou ? hitako hoe hafahafa ihany zany relation de couple hoe manafay ny olon-tiany zany...raha tsy hoe mandala ny SM angaha
:roll: .
Anatin'ny 5 taona niarahana zany tokony mba efa samy mahafantatra hoe manakory no hitondranareo ny couple-nareo : rehefa misy olana dia akory no fika hamahana miaraka an'iny hoe miresaka ve sa mifanafay sa samy maka ho azy, mitovy fomba fijery/tanjona ve (hivady, sa concubinage sa tsy haiko), sns.
enfin bref, mifampiresaha tsara fa ny taona niarahana zany tsisy dikany raha tsy mifankalala tsara akory nareo ( mifankalala hoà fa tsy mifankafantatra).