Indray andro hono ( Dia mba mitandrema ihany !)

1. xxx ( 07/04/2008 10:35)
Indray andro hono
Nisy rangahy iray izay tena atahorany mpiara-monina mihintsy razoky fa tena mpandatsa-baratra tsy laitra .Kay sendra nandeha tany anaty ala izy ni kaka dia nisy nahita izy nanao maloto io nalainy le kôfa ny kakan’ilay mpandatsa-baratra dia noentiny dia nataony teo mbaravaran’ilay rangahy mpandatsaka varatra ihany .Tezitra ilay rangahy nahita an'ilay Kaka teo ambaravarany ka niteny hoe « IZA NO NANAO AN’ITY EFA MISY SAHY AHY IZANY ETO AN-TANANA .ANDRASO FA HOMEKO AZY NY SAHAZA AZY »
Dia nalainy ilay rangahy ilay kaka dia natoany teo ampovoan’ny tokontany sady nakabahana tsara razoky handeha handatsaka an’ilay varatra
NIREFOTRA TSARA ILAY VARATRA .dia ahaona moa izany tohiny ?
novalian'i apache ny 10/04/2008 11:35
2. endrika01 ( 07/04/2008 10:48)
De vita ny tantara kou ,lasa le kofa nanatitra an le maloto ndray no mpandatsabaratra
3. tsiambaratelo ( 07/04/2008 16:33)
Izy efa manana odivaratra kou!
4. naughtyboy ( 07/04/2008 17:13)
ony wa na ko saode efa mbo nanana fandribaratra kosa le mpandatsaka ka tafiala ny varatra efa ela ihany manko no nisiny izy reny :°)
5. mmmhh ( 08/04/2008 08:54)
De maty razoky zann koa, maty niaraka t@ malotony :-D :-D
6. apache ( 10/04/2008 11:35)
tsy mba hoe : nilatsaka teo amin'le maloto le varatra dia nivadika princesse le maloto. De ozizy le mpanapôka varatra hoe raha vao tsy mody alohan'ny @ 12h enao dia mivadika maloto, de lasa vadin'le bandy tany anaty ala le princesse. de tezitra be le mpanapôka varatra, de nivadika resaka maloto be le izy de ... "ils furent heureux", de ..... gidragidra be ny teo @ le tanàna de resi-tory zah de tsy koboko intsony ny tohiny .... :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3999