liverpool/arsenal
42. ikaretsaka
(
09/04/2008 15:35)
lelike... fa hita zahay fa tsy mahay kitra .. nefa liana dia tsy ampianarin'i laisany....
sur koa e
sur koa e
45. ikaretsaka
(
09/04/2008 16:24)
ah ok..
misaotra!
mbola hisy fotoana ho avy koa ialahy rajou hanontany hoe inona izany strikeout @ vaseball iznay na iznay Touchdown @ football americain izany na izany sautee @ petanque iznay de ho hitan'ialahy

46. kelly13
(
09/04/2008 16:27)
rajoelina>io vakio tsara e! bol tifirina ao anaty surface de réparation ny penalty e
47. rajoelina
(
09/04/2008 16:27)
entre pa: inona izany strikeout @ vaseball iznay na iznay Touchdown @ football americain izany na izany sautee @ petanque izany ?
48. ikaretsaka
(
09/04/2008 16:50)
baseball.. rehefa tsy mahakapoka in 3 ialahy dia strikeout izay. na atao ko hoe "K"
foot americain: Touchdown.. rehefa mahafaty ialahy (ohatran'ny rugby ny sens an'ny mnaty eto an)
Sautee @ petanque: rehefa mila mitifitra ny boule'ny adversa mipetraka aorianan'ny boulen'ialahy ialahy ka tsy mahazo mahakitika ny boulen'ialahy mihitsy (izany hoe mila sautena ny boulen la )

49. kiadi
(
09/04/2008 17:42)
de elah ve lesy ry ika lehibe tany dago de tsy nanao foot na indray mandeh aza klé??? mahavarina zany!
50. ikaretsaka
(
09/04/2008 18:12)
ka za variana tany @ basikety sy ny boules.. de nivadika baseball nony taty
51. kiadi
(
09/04/2008 18:31)
gravy ko zany an! zah zao tsy nanao baseball hatramizay nihainako nefa ba mahay kely ny rglement an'io ihany de na foot americain aza ba aiko kely!!