liverpool/arsenal
21. ikaretsaka
(
08/04/2008 18:28)
ny mijery no tiako amin'iny fa ny atao dia baseball sy boule ary bisikleta sy para sisa e
22. kiadi
(
08/04/2008 18:58)
sady hotrany tsy de reveko kle! hotrany balon prisonnier zany le iz le!!aleoko indray aza baseball
23. ikaretsaka
(
08/04/2008 20:25)
baseball koa aloha ny ahy no reveko raha hoe tena samy sport misy baolina e
26. ainaheri
(
08/04/2008 20:41)
²Indrisy ry Arsenal 4 à 2 be zao v no nanaovan'i Liv anao e snif snif
27. kiadi
(
08/04/2008 20:46)
tssssss! zah ve lesy naka arsenal le!! vita be mintsy!! fa le penalty kosa rangah tsy iz an!
30. ainaheri
(
08/04/2008 21:09)
Fa na izany aza nanindry Liverpool e,nisy okazy iany ny Arsenal fa tsy anjarany e
31. simplex
(
08/04/2008 21:10)
miala tsiny alou fa tena marary mintsy ny foko ee :)
profesionnel kosa tsy tokony manao faoty otr'reny eee. Sady zay i Gallas efa miandry tsara ve ranga tsssssssssss
dondrona tanteraka :twisted: :twisted:
33. kiadi
(
08/04/2008 21:21)
tsy evident wa in penalty iny kozy eh!
ny jeu an'i arsenal no tsara fa tsy ampy finition
ny jeu an'i arsenal no tsara fa tsy ampy finition
34. hira
(
09/04/2008 00:06)
ie bousculé ilay attaqaunt iny, tsy tadidiko ny anarany, fa tao anaty surface de réparation izy no nianjera ka io arakarak'ilay arbitre ihany. de toute façon nisy but 1 koa ange taorian'iny e.
amiko indray dia meme jeu ry zareo, meme niveau. ny différence dia ny engagement physique sy ny initiatives, izay betsaka lavitra du coté de Liverpool, ka hitako hoe ni mériter mihintsy ry zareo. Arsenal t@ première partie an'ny premiere mi temps ihany no ni s'engager tahaka an'i Liverpool, mais avy eo somary miandry tantana kely sy manantena baolina tandrevaka fotsiny. impiry ry zareo tsy miakatra fa mitanotanona eo ampovoany eo fotsiny. Liverpool de leur côté efa tena lessivé mihintsy physiquement fa ny forcen'ny convictions fotsiny sisa no nitondra. ils n'ont rien laché. jereo efa nieritreritra ho qualifiés ry zareo, kay à moins de 10 minutes de la fin saika disqualifiés indray fa ni égaliser adebayor, puis steven gerrard efa mibatabata tongotra fotsiny fa mbola ni assurer penalty ihany, puis tsy mbola nionona ry zareo fa nitady but jusqu'à la dernière seconde. c'est la marque des plus grands.

35. Ralay
(
09/04/2008 07:58)
Ny gardien de but n'ny Arsenal no tena hitako vendrana fa nanao degagement tsy nahomby dia nitarika ny 1er but ny liverpool 2 actions apres nefa efa nitarika 1/0.
Raha ny jeu aloha dia mitovy. Fa na izany aza dia tsy ankoraina ny resy ary tsy deraina ny mandresy fa mbola levitra ny lalana ho diavina.
Raha ny jeu aloha dia mitovy. Fa na izany aza dia tsy ankoraina ny resy ary tsy deraina ny mandresy fa mbola levitra ny lalana ho diavina.
37. Mandefitra
(
09/04/2008 09:48)
Za mahita hoe i Wenger mitsy no tsy mahomby. Efa impiry i arsenal no manao degagement tsy tonga volana toy ireny, ary miteraka but ho an i adversaire fa h@ zao mbola tsy nisy nanitsy ...
Nefa matetika, i Reina (goal ny liverpool), efa nahavita contre attaque ka nahafatesan ny ekipany baolina, avy @ alalan'ny degagement fotsiny.
Be loatra ko le frantsay ao anatin'i Arsenal ka ...
Nefa matetika, i Reina (goal ny liverpool), efa nahavita contre attaque ka nahafatesan ny ekipany baolina, avy @ alalan'ny degagement fotsiny.
Be loatra ko le frantsay ao anatin'i Arsenal ka ...
38. naughtyboy
(
09/04/2008 10:20)
nanao ihany less arsenal fa ratsy vitana a aiza ko penalty gerrard iny zao de nangalarina fotsiny ary marina ny koziny kiady
39. kiadi
(
09/04/2008 11:11)
samy mahay eh! fa amiko aloh le penalty tsy de tena evident lotra eh! ary ozy enao oe nisy but apres! mety tsisy but apres raha tsy nisy le penalty! lasa afa ny fandehan'iny avy eo! fa le bandy ray nanao passy farany ho an'i adebayor kosa aloha gravy eh! tsy tadidiko le anarany teo fa depart ary @ surface butny lery de nanivatsiva be tsy voasakana mintsy!
samy merité niakatra fa liverpool no nisy conviction kokoa!arsenal ko efa nanatena be ny avantage de hotrany tsy nivakiloha be kanjo resy tampoka
samy merité niakatra fa liverpool no nisy conviction kokoa!arsenal ko efa nanatena be ny avantage de hotrany tsy nivakiloha be kanjo resy tampoka