Andry TGV = Ravalomanana

21. lovanivaina ( 09/04/2008 13:41)
tsis itovizan'ny vitsaka amy petroly, hozy i Vaiavy Chila
22. Jeankely ( 09/04/2008 13:49)
Tandremo sao mandihy vody fa tsy miaraka @ maihol sa mifanjevo @ baiboly.
23. todisoa2 ( 09/04/2008 14:28)
maihol mbola naman'ny ts izy baba
24. nanas ( 09/04/2008 15:14)
Jeankely:

Fa firenena firy eran'izao tontolo izao no nalehanao ry mi-nanasnanas ? Mitovy daholo ny fitrangan'izany filazana hoe demokrasia izany ve ? Fa olona andafy ve no tsy mahalala ny "Theorie & Pratique". Vao mivoaka ny mpianatra dia alefa manao stage ahalalany fa hafa ny "definition" sy ny "application". Hisy ady sy hifamono eran'izao tontolo izao ve raha manaraka tsotra ny "principes" rehetra?
Izaho tsy TIM ka raha tsy resinao ny TIM dia nohon'ny fahavendrananao sy ny nataonao no manosika azy hitana ny toerany. Na hi-nanasnanas otrika mila potserina eo hoy ilay namana dia tsy mahasakana ny tany tsy hiodina ka tsisy ilaina azy. mi-nanasnanas nefa tisy vokany. TIM = Favy = Milay = TIM.
Jeankely = Vahoaka tsotra tsy mila mpandany andro.
Mpanohatra = Minanasnanas tsisy mpihaino. :-D :-P :-D :-P :-D :-P



Zao mintsy le fisainana lomorina hitondranareo ny fanjakana koa aiza no tsy hidoboka, ny gasy kely no mahantra sy mijabaka @ fahavendrananareo. Ay nareo TIM reo no tena milaza favy nefa tsy hita ze vita fa variana miady antrano fotsiny sy manao taimbava etsy sy eroa fotsiny. Andana mihitsy aloha ianao mianatra ny basic ny atao hoe demokrasia fa mahakamo be ny miresaka amin ny olona be vava nefa tsy a la page akory. Rehafa hay vao miverina eto miady hevitra @ atao hoe demokrasia, rehefa tsy zay akombony ny vava sady efa maimbo @ vahoaka. Ary zao e ! aza be resaka hoe milay ny TIM e, milay presida e! etsetra eto fa tsy bado be ohatran ny taloha ka azonareo fetsena amin ny zany intsony ny gasy.Mandinihy mihitsy aloha tena fa tena mirefarefa @ tany le fisainana
25. Jeankely ( 09/04/2008 17:21)
Ampiako ny leson'i Dondrona minanananas raha tsy ampy. Demokrasia no tena fiasana manahirana ny maro raha tsy hain'ny saina kelinao. Taiwan mitady fahaleovantena tsy manaiky ny Mainland fa anontanio ny Sinoa rehetra raha manaiky dia mahazo fahaleovantena ianareo hoy izy. Ohatra iray io hampitombo ny sain'i mi-nanananas
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073