Hiran-tsika sy kilalao tamin-bolakely

21. kiadi ( 08/04/2008 13:43)
plouf!plouf!plouf!
iza no tiko nareo roa vavy???
aribota no tiko fa matavitavy :-D :-D :-D :-D
22. mmmhh ( 08/04/2008 13:47)
de nande hono de nande
de nande tam arabe
arabe feno vatokely
vatokely maranindoha
de nandeha hono le vazà
nanontaniko ça va
inona no vakin'ny taratasy
1 + ET VIRGULE
donasetroka ny lamasinina
nizara efatra efatra ny tômôbila
23. endrika01 ( 08/04/2008 14:05)
raha misy taolabila ao avaratra ao,
loko toa mba inna no mba tianao?


-------de le mampiady ravina ihany kou,karohana daholo zao ravina rehatra zao
de samy mifapidera ny azy eo de ze resy de akoraina,zay tsy nahita ny hitany hafa!
24. kelly13 ( 08/04/2008 17:19)
sômidy sômidy eeee, eeee mandrosoa
25. ari.malala ( 10/04/2008 08:39)
ty kiadi ty mba ratsy fanah! sou iany fa ts nahamarika in'in i kelly fa ra tsy zany efa maty tsongo enao:-P
26. apache ( 10/04/2008 11:42)
zemelagalety e!!!savevokomannnn!!! :^) :^)
27. ari.malala ( 10/04/2008 12:15)
le peetilapin s'en allé dansé allé dansé:^):^)
28. mmmhh ( 12/04/2008 15:00)
si tu veux faire mon bonheur, i Annn ô i Annn ô
si tu veux faire mon bonheur , i Annn donne moi ta main

de eto tsy hay akory zé teneniny t@ zany fa de zao ny tohiny (ny anay fa tsy haiko ny anareo)
sélakasélaka dampari tampopolelle
sélakasélaka dampari tampopoli :-D :-D :-D

efa tany @ 7eme tany vô nahitsin'le mpampianatra fa mandreraka be hono ny mihaino anay milalao miteniteny fôna hoe
elle a cassé son parapluie, tant pis pour elle
sur le dos de son mari, tant pis pour lui
29. mamafara ( 18/04/2008 10:58)
:-D :-D :-D :-D
30. ratonga ( 18/04/2008 11:57)
ary aouna ko mo lé wé Aaamina! Aminà! tiatôlé.... fa tsy aiko ny tohiny :lol:
31. melody ( 18/04/2008 17:51)
elah zimbà, sela ahaha, ale matory sé ry paskalina, zimba wé, jean claude, 6b, alarondé alarondé juskan hô....
32. ratonga ( 18/04/2008 19:51)
dé in no tena dikany :°)
33. ni81 ( 18/04/2008 20:13)
1 2 3 ségé
nareo sy rafotsy manendy kafe
iloka, iloka,
nareo sy rafotsy mitsindroka :lol: :lol: :lol:
34. endrika01 ( 20/04/2008 10:46)
dia mbola mahazo mintantara ve?

de tsy afaka ato an-tsaiko,sady mahalasa vinany!
le maka tranon'afokasoka efa lany,dia asiana taro-by na kofehy,
dia misy 2 zay no mitazona lay boaty,ny iray miafina any am-badikin'ny
fefy dia ny iray ao an-trano,atao lavalava ilay kofehy!
dia raikitra @ zay ny allo ,allo,dia miteny zay tina tenenina dia
manotany ny iray we inn ary lay noteneniko,
dia misy tonga de tezitra be we,zah tsy hilalao tsony fa
nareo manopa be,hi hi hi ,nefa ijerena we tena mba heno
tokoa 'zay lazaina!
fa tena heno!!!!!!
mahitahita ihany anie ny zaza t@mbola kely e! :-D :-D :-D :-D
35. endrika01 ( 20/04/2008 10:56)
Efa saika nihinana vovoka kounkou zay
t@ mbola kely!lay mba we manao mofo,dia hangonina
ny vovoka atao dongodongona,dia somary lavahana kely ny eo
an-tampony,dia asiana rano,dia avy eo totofana vovoka ihany!hi hi hi
de mba we,masa-masa ra- mofo ô,de esotsorina eo ny vovoka
manodidina, :-D de iny eny fa nisy vovoka nivaingana dia mba manao
forma na mofogasy hi hi hi hi,de faly ery,de mody mba mitsamitsamina
kay lay kala sipa be zay,tena ratsy fanahy dia force-ny
zahay ihinana fa raha tsy zay hono dia vakiany ny sininay
lazoara ,fanondrahana vao novidian'i mamanay!

de soa ihany,fa tonga ny havany de faly be niridana,de
afaka zahay t@ zany! :-D :-D :-D de zao hitako de mody mba
menamenatra fa noteneniko we,apetrapetrao ange ny zanakin-dry e,
aseko mihinam-potaka hi hi hi hi =)) =)) =)) =))
36. xxx ( 20/04/2008 15:01)
Ny anay ndray course soavaly course soavaly,nalaza be tamin'ireny ny course teo Mahamasina,ny bandikely iray eo aloha dia ny iray "mijoky" mitazona ny ankanjon'ilay soavaly eo aloha.Feno ankizy kely bediabe ny piste soavaly tamin'izany rehefa isaky ny vita ny course iray satria misy course maromaro. Ry Risivola,Ormbatofaniry(mainty be hoy zay tamin'izany),saionora,Oisise faniry soavaly fotsibe zay,...Tsapako tena anisany nampatanjaka anay mihitsy ireny tamin'izany andro zany.Tsaroko tsara fa migrobaka daholo ny akamaroanay(eo amin'ny elanelan'vavahady sy tany no misitrika,na manarak'olona dia ohatra hoe zanaky ilay olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3514