Hiran-tsika sy kilalao tamin-bolakely

1. xxx ( 06/04/2008 12:02)
Izay mahadidy dia samy nilazan'ny hiran'ny tam-bolakely sady hira tena tiany
ny ahy
hira :
sômidy, sômidy vola
eh ! eh mandrosoa
isa ; roa; telo
Kilalao:
Kalesa : mihajakajaka tsy an-kijanona mandrapariva ny andro tsy reraka mintsy
t@ ireny
Anero izao

novalian'i xxx ny 20/04/2008 15:01
2. endrika01 ( 06/04/2008 13:52)
nenah le we:

hitako elah teny Analakely,
tsy nanao bonjour tsy nanao salut!....
mody nitsipona ttasy nefa nitsindroka mofogasy....

=)) =)) =)) =)) =))
3. endrika01 ( 06/04/2008 13:57)
de mbola mahazo mitantara ve?

Avy mangataka izahay ô izahay ô izahay!

-----iza re no alaina no alaina no alaina?

zay tinay no alaina no alaina no alaina!

------apetraho re ny didinareo sy ny dakanareo sy ny didinareo!

ny didinay de efa mipetraka hatramin'.......

de mifampisotisotina eo ,de
ôry le mahia ,lay matavy...hi hi hi hi

zay mahery eee voanjo manta zay hosa e tanalahy .... =)) =)) =)) =)) =))
4. naughtyboy ( 06/04/2008 15:08)
ze tsy mikipy tsy asiko..anisany nakafiziko :wink:
5. kiadi ( 06/04/2008 18:34)
nôty> milay in ka! :-D :-D :-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 06/04/2008 19:35)
ny ahy manao dada sy neny dada sy neny
7. yonikafopl ( 06/04/2008 20:01)
ary le samy mitsotra doly mipetraka am tany de lasa amzay

bibilava re e
tsita fosa re e
de tsy tadidiko tsony ny tohiny hihihihih
8. ikaretsaka ( 07/04/2008 02:51)
io ve tsy mitovy @
un 2 3 segeh ihany ?
9. Vitsikakely ( 07/04/2008 04:03)
Tsy matadidy
10. endrika01 ( 07/04/2008 09:50)
Le manao rakiafina de ,misy namana miandry an le kapokan-dronono iny eo.De @iny le omena ny daka iny!De lasa miandry kapoaka eo foana raha vao misy maka na mandaka raha vao lasa miodina ianao,hitady ireo lasa miafina.De t@zany raha vao toroko ny miandry kapoka!de asiako tapa-biriky na vato be,de miraingiraingy mihintsy zay mba miseho mandakandaka eo,za foana no avela miandry kapoka eo!Hi hi hi hi hi
11. ari.malala ( 07/04/2008 13:50)
vitsilia kou nafinaritra de ny sematin don ma sambrety kou=))=))=))=))
12. tsiambaratelo ( 07/04/2008 16:29)
Raosy jamba é,raosy jamba raha mahita enao...fantampataro ny anarana...lay fatorana @lambakely ny maso dia asiana mamatantra an zay namana voasambotra!Tsy ratsy mintsy.
13. naughtyboy ( 07/04/2008 16:47)
ze de kapoka konko favo kah ,bandy sy rola na polisy volera :lol:
14. mmmhh ( 08/04/2008 09:10)
Zé dé lastika, de somary haingana zay ny zipo rehefa hisôty satria sô de mikasoka @ lastika, de hita dôly ny slip :-D :-D :-D
15. ari.malala ( 08/04/2008 09:12)
efa nisy niteny ve ny ballon prisonnier? de ny hira ndray le maria si voudra allez danser aller danser iny
16. kelly13 ( 08/04/2008 10:32)
jomaka, jomaka, jomaka jomaka jomaka (teny 67ha no nanaovanay an'io);

iza ry ambony iry ô, za iany ty ô, maninn eny ndry ô, za mikotrika atody ô, firy ny atondry ô, 3 sy 4 iany ô, mba omeo ray aho retsy, ra mba mikotrika indry? mikotrika iany aho fa tsy mahavanina, ny akolahy mitsoka mozika, ny akohovavy manao danser, ny akohokely manao cui cui, cui cui cui tandremo lahy .....
17. ratonga ( 08/04/2008 10:44)
1.2.3 ségéh, 4.5.6 est gai
i randry mort, mort en fransa, tsitan'lah tsony ty tany ty
18. ari.malala ( 08/04/2008 11:39)
keliterezy=))=))=))hatramfarany mints an=))=))
19. kelly13 ( 08/04/2008 11:48)
ari.malala>tsika ndray refa mba mahay d tsy maintsy mi style ka :wink:

ary le oe bonbô sigarety e, sigarety tokana, mihetsika bonbô sigarety (2fois)...

(teo za ry ari.malala tsy afaka ni style fa tsy haiko le izy, hahaha)
20. kiadi ( 08/04/2008 13:41)
odôyyy eh!
sakôdôy ehh!
saka manatody ehhh!
alika manao bandô eh!!
keliterizy misatroka pô eh!
aribota tsy mikilôty ehh!
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2721