menage à trois
41. meva2
(
09/04/2008 10:50)
kiadi,
de efa omeko eto dieny mialoha ary izany ny liste ny conditions an!!!!.....
Ny anjaranareo hifampizaràna:
- ny faktiora rehetra
- ny fikarakaràna ny trano
- ny fanasana, fipasohana
- ny courses rehetra
- fanaovana sakafo ( mila mamerovero sy matsiro ary tsy tara).
Ny anjarako:
- shopping
- activités, loisirs
- mifidy ny vacances
- mifidy ny menu hoanina
- mifidy ny restos
- manao tri ny akanjo sy entana efa antitra alohan'ny collection vaovao (responsabilité tena sarotra!!)
- Ary hiezaka mihitsy aho hanao izay mahafalifaly ny saiko amin'izay ianareo tsy voagidragidra fa milamina tsara ka noho izany ny spa sy ny relaxation tsy maintsy ataoko. Tena asa mafy!!!!!!!
Izay ary fa dia manatena valiny mahafa po e!
A bientôt akia a!!!!!!
42. kiadi
(
09/04/2008 11:29)
loza!! de in zany no ataon'i meva @ zany retra zany?sa manome fahafapo anah isak'alina fotsiny? :-D :-D :-D :-D
43. meva2
(
09/04/2008 11:35)
euhhhh !! f''angaha tsy hitanao ireo listes be mafotaka miandry ahy ireo!!!!!
sady avy eo koa aho reraka ny hariva ka tsy maintsy matory tsara hanomanana ny ampitso.
44. kiadi
(
09/04/2008 11:51)
aza ba tia tena ry meva fa ba zay ny ba condition-ko refa @ alina an!
tsyhay ry kelly13 sy ny tarina raha hanaiky condition nao!
tsyhay ry kelly13 sy ny tarina raha hanaiky condition nao!