menage à trois

21. andryrabe ( 07/04/2008 22:18)
way klé...
samy manana ny mety aminy ny olombelona kle, sady samy manana ny moyen-ny kle
22. ikaretsaka ( 07/04/2008 23:00)
izay mantsy.
matoa atao dia tanty de mba rensponsable @ actes
23. xxx ( 08/04/2008 05:07)
tsiafoi: toa efa betsaka ny mito-doha amin'io menages à trois io ka!
fa lay sipa tia loatra no manana esprit mifainana amin'ny ilay rafiny dia atao ahoana tsy maintsy hoe hatao, mety tsy tonga saina izy amin'izao, zahay aza gaga hoe sao de nataon'ilay bandy droguée tao ary???? 8O
fa dia ho laozany ny asany hono! ilay sipa vazà rafiny any amin'ny firenena hafa ihany koa fa tsy iray firenena amin'izy roa mpivady akory....
fa angaha tsy tantara be....resin'ilay sipa vazà izy roa....
izao ngamba ilay vazà hoe manana sipa gasy no manana sipa vazà hafa firenena aminy, egoiste :x

rush: ka raha izany no tiany tsy tsara ny mitoritory olona amin'ny tsy antony...efa be mpanao io menage à trois io amin'izao fa tsy ofisialy amin'ny fanjakàna fotsiny...

XxxX: sady ny afrikanina tsy vitani'zany fa MACHO be mihintsy an!
mila mahatanty ny toetrany tsara, tsy maintsy soumises daholo izay vadina afrikanina tsy afa -mihetsika
24. tess ( 08/04/2008 05:31)
ho an'ny sipa saropiaro aloha tsy mahazàka anzany e!
izany hoe sipa vonona sady hiaraka am lay lahy no vavy koa izy izany....ao aby izany rehetra izany, moa ny fiainana mandroso koa olona telo be izao no mapandroso azy hehehehehe!
25. meva2 ( 08/04/2008 07:04)

Kou ménage à deux ary indraindray efa mampifaningom-bolo koa indrindra à trois...??? raha izaho izany dia tena négocier-ko tsara mihitsy ny rôle ao an-trano: Izaho: mitondra ny ankizy eny @ parc; resto, cinéma, atao hoe "éducation "e! @ izay sérieux tsara. Ilay vhv, ménage, repassage, courses, facture.... atao hoe izy efa zatra tsara..... hi, hi, hi, sady asiako pression hoe: izaho no tompony voalohany!!!!

Sangisangy ihany izany fa amiko manokana aloha na @ ireo ankizy aza dia hitako fa tsy sain mihitsy ilay situation e! Raha izaho ilay vady voalohany dia manaja tena aho ary indrindra tsy miala @ asako, au moins mba manana indépendance fa satria raha misy pb eo any de ahoana? na ny zanaka aza mety ho lasany ny niafarany, dia ianao ho tavela tsisy trano, tsisy asa, izay vao tena very.
26. kiadi ( 08/04/2008 08:09)
mety hilay zany menage a trois zany ka! i meva2 mpandoa ny fakitira retra de ny ray mikarakara tokantrano :-D :-D :-D
27. xxx ( 08/04/2008 10:35)
ka hoe efa ahitan'ilay kala vazà asa anie hono izy roa e! i rangahy efa lasa any fa i ramatoa mamarana ny taom-pianaran'i zanany de tongotra ambian-dakana....toa efa mandry be ny projet njareo hono ko!
28. meva2 ( 08/04/2008 11:17)

aie, aie, aie
29. kelly13 ( 08/04/2008 11:52)
lol, naka avance b le rangahy, mbola rôvina ty fin juin???? bonne chance kou! zao mou no tsy lasa tampoka ramatou d aona? na ra lasa fa tsisy mpitsena sy tsy voahin'nireo rano? mba lalina izany fitiavana izany ka :roll:
30. kiadi ( 08/04/2008 12:17)
andao tsika sy meva2 hanao menage a 4 any @ kellyterezy
31. xxx ( 08/04/2008 12:19)
zah kosa tsy d'acor oe non'ny fandrosoana no hisian'ny menage a trois!aza miteniteny fona ry xxx fa t@ andro taloha no efa nisy ny menage a plusieurs!
tsy fandrosana no fijeriko an'izany fa fihemorana!ary raran'ny lalana zany raha ny tokony iz!
pffffffffff!!!!!
32. sakaizakely ( 08/04/2008 12:39)


inn moa no idikidirana am fiainan'oul any, zay no tiny kou
rehefa hitanao fa tsy mety de aza atao fotsiny
33. yonikafopl ( 08/04/2008 12:47)
hiihihiihhihihihihihihihihihi :-D =)) =))
34. xxx ( 08/04/2008 13:46)
sakaiza>tsisy miditra @ fiainan'ol eo fa mitantara iz de maneo ny hevitro zah!
tsy ny fiainany no hidirako fa ny filazany fa fomba moderina ny menage a trois no tsikeraiko!
35. xxx ( 08/04/2008 15:53)
xxx:

zah kosa tsy d'acor oe non'ny fandrosoana no hisian'ny menage a trois!aza miteniteny fona ry xxx fa t@ andro taloha no efa nisy ny menage a plusieurs!
tsy fandrosana no fijeriko an'izany fa fihemorana!ary raran'ny lalana zany raha ny tokony iz!
pffffffffff!!!!!


ianao marina no tsy maharaka ry xxx fa lamaody be izany izao an!

:-P iza no tamin'ny andro taloha ary no nanao menages à plusieurs izany! tsy resak'eh fotsiny ve izany?????
dia lalàna aiza koa no mandrara izany....
samy manao zay tiany marina ny olona, tsy mihemotra ny azy fa mandroso ko!
36. xxx ( 08/04/2008 16:04)
firy ny vadin'i andrianapohimerina? reo mpanjaka taloha tô oe oe nanana "favorie" doly !na taiza io na taiza!
afa kely zany fandrosoana lazainao zany
37. xxx ( 08/04/2008 19:13)
xxx:

firy ny vadin'i andrianapohimerina? reo mpanjaka taloha tô oe oe nanana "favorie" doly !na taiza io na taiza!
afa kely zany fandrosoana lazainao zany


ka tsy iray trano anie ny azy e! otran'ny hoe nanana maitresse maro ihany fa ity cas ity iray trano ao mihitsy......sa andrinampoinimerina iray trano tao daholo ireo vady marobe lazainao????? samy hafa ilay cas!


38. kelly13 ( 09/04/2008 08:51)
nga ampitovizina @ mpanjaka ilay cas klou e? :-D :-D :-D mampimé kou nareo
39. xxx ( 09/04/2008 09:01)
amby dry miaraka manao menage à trois aminay ry kelly13 fa ataoko hotran'ny prinsesy mintsy an! :-D
40. kelly13 ( 09/04/2008 09:03)
sao d le prinsesy manasa lamba klou zany e? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1771