Ho anilay vadiko izay

41. zoky ( 09/04/2008 12:22)
ra mbl mety ian alo ny ts misaraka d aleo ts misaraka e, saino tsara vo manapa-kevitra, sady e zany iz mbola misy fitiavana kely fa ts oe efa maty tanterk akor, velomy ny afo-mpitiavana, miala nenina, ampiasao zay fomba rhtra famelomana io fitiavana io, efa 16 ans niarahana zany efa maro2 traikefa azo t@ zany, miala nenina ra mbol misy fitiavana iany, fa rhef ts mis fitiavana tson in 1,inn no atao ao?
42. yonikafopl ( 09/04/2008 13:10)
Hoy kiadi
raha ba zah no ataon'i yonicka an'izany an!


Lasa HS ry kiadi le resak'oll aaaaaa
nentsika tsy eny ambony alitara tsinn fa ambony serasera de tsy poinsa

43. ratonga ( 09/04/2008 13:51)
ary i Ykf nefa anti-kritianina donky tsy misy ko zany ny eny ambony alitara fa bleuf fotsiny léty zany ry kiadi a! :-D :-D :-D miinsista kely élah dé mety ahazo ny tadiavina :-D :-D :-D
44. todisoa2 ( 09/04/2008 14:39)
xxx:

efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao divorce hatramizao na de efa miaraka amin olona hafa aza



Mafy nyfiainana, et y an-tany ka mahaketraka lay finoako......... Ny finoana,aiza reno tena izy? Ety an-tany vesa any an-danitra?
Mahereza namana ary manana finoana fa hotafatsika foana ny baolina
45. xxx ( 09/04/2008 15:38)
yonikafopl:

Ho tia anao aho ary hijanona ho anao mandrapihavin'ny fahafatesana . tsy izay moa ilay voady eny ambony alitara???





zay no voady eny ambony alitara,fa refa tsy mety ranga de ravao a
46. xxx ( 09/04/2008 15:43)
xxx:

efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao divorce hatramizao na de efa miaraka amin olona hafa aza



efa nadalovako ny toy izao,niaritra otrizao fa tsy mety e,tonga enao de manapa hevitra ray na miaraka aminy de misaraka@la sipanao,na enao misaraka aminy de manambady any le sipanao,zany ve de sarotra be,so mantsy very bitro roa eo vo aneninanka anoratra aty ndray oe very izy mitsam :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
47. rakaroka ( 09/04/2008 17:54)
Voalaza teo hoe tsy mety nivaky hoe niaraka tamin'ilay olona izy fa mandainga; Satria mbola misy ny tahotra sy ny henamasony anao. 'Zaho koa tran'ny toa izany . Izy aloha tsy nampiaraka fa nisy décision noraisiny irery izay anefa tokony ho niarahana ilay izy, dia rehefa atao "enquete" izy dia mahavatra mandainga ary izay mihitsy anefa no tsy tiako, anefa tsapan'ny olona hafa indray hoe " mbola fitiavany sy fitampikirany anao". Satria 'zareo koa mitady ny équilibre-ny hono! :-D :-D :-D
48. xxx ( 10/04/2008 09:11)
Misaotra aminy torohevitra rehetra fa misyy ho raisina. nisy niteny oe tsy vahaolana le misaraka nefa izahay tsy mety mahatafaverina anile izy fefa natao daolo na vacance teny amorondranomasina sns nifampiresahana fa tsy mety ka tsy haiko oe mety mbola ho mora v ny mamerina ny taloha.

Misaotra anareo
49. nikopol ( 10/04/2008 09:39)
iaraho ilay vaovao dia afaka fito taona indray mitady hafa e !
ny fitiavana hono tsara rehefa miova isaky ny fito taona eo ho eo.

Ny fahitako an'i xxx voalohany dia mitompo teny fatratra ianao fa ilay nahatratraranao azy natory tany amin'ny vehivavy mpiaramiasa azy no tena nanimba ny fiaharahanareo. Ny fiarahana nge mety simba foana na tsy misy ninn ninn aza e, ny fotoana ohatra dia afaka mitondra fahazarana. Safidy ilay iraka na tsia, fa rehefa tsy te hisaraka dia tokony hifidy "na ianao na izy " hanatsara ny fiarahana

50. mangidy ( 11/04/2008 10:49)
Raha mbola misy azo atao isauvena ny Tokatrano de aleo tsy maka ilay fisarahana, satria na ianao na izy indrindra moa ilay zaza tsy manantsiny dia samy iova ny fiananareo, ary ny divorce de miteraka olana betsaka eo @ ho avinareo telo.
Apetrao eo ampelatanana'ny Avo ny ho avinareo: dia tadidio ilay andro sy ora nanaovanareo voady(....... ka ny herin'Atra no iankinako ahatanterahako izany....) fa asan'ny satana sy fitsapana dhl ny nitranga teo @ nareo.Nefa anareo ihany ny safidy;mahereza e!
51. melody ( 15/04/2008 11:12)
mangidy: :-w :-w :-w
52. mangidy ( 15/04/2008 15:30)
melody : oui raha oh ka isaraka @ilay efa nofinidiny tao anaty ny maro ve izy ..... ka sendra izay mpamitaka indray avy eo.... tsy ho voa mafy :-D :-D hoy ny ntaolo we tano ny azo fa sarotra ny mila sa awoana ?
53. RAKVOL ( 16/04/2008 21:05)
resaka ka atao fa aza mandany andro @zavatra tsy misy dikany (...) ny taona mandeha fa tsy misy vahaolana afatsy ny mifampiresaka , matoa tsy tapakevitra dtsy mbola vonona izany , tonga ho azy eo io ,fa IANAO ihany no tompony hevitra farany ,ary tsy ianareo irery no @zany situation zany .
54. Belami ( 20/04/2008 20:13)
RAKVOL : =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ =)) =)) =))
55. Belami ( 20/04/2008 20:19)
mangidy : ry zareo nge tsy mannjanaka e! ary inona le teneninao hoe "zaza tsy manatsiny" ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6817