anjara sa safidy

1. laotsy ( 03/04/2008 19:24)
ny anjara ve sa ny safidy no mitondra ny fiaina rehetra @ntsika?
- raha hiandry ny ajara sao de taraiky be.
- nefa ndray raha ny safidy mety hisy lesoka!
mety marina ve zany eritreritro zany sa....?
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:38
2. ratstare ( 04/04/2008 04:54)
mila fandalinana be le sujet!
ilay hoe anjara ve mipetraka @ hoe "izay tonga eo dia izy" , tsy mila mitady fa miandry ze milatsaka eo? sa le safidy tanteraka no atao hoe anjara? - rehefa tsy tanteraka ny safidy dia tsy anjara ve zay?
Safidy mety misy lesoka!!!, matoa anie nisafidy olona iray ohatra dia efa nanana critere maro2 e, izany hoe tsisy lesoka intsony, raha tsy hoe maika loatra nanao ilay safidy. raha ny eritreritro dia aleo miketrika ihany aloha de ny meilleur foana no tanjona sa ahoana?
rehefa ifotorana ny zavatra iray tsy maintsy tanteraka . mila matoky tena tsara . Azo atao koa ny manova tsikelikely izay efa eo an-tanana mba hifanaraka @ le nofinofisinao e. tsy misy ny tongalafatra fa rehefa afaka mifampihaino sy mifampitaiza de zay no tsara.

:roll:
3. zoky ( 04/04/2008 05:49)
Amiko alo ra mba fahalalako kely momba ny safidy/anjara dia toy izao: tokony ho ny safidy no tonga aloha, ra @ zao vani-potoana izao dia tkny afaka misafidy ny olontiany ny ts irairay na lahy io na vavy, na kaotina enao na mikaoty, miakina @ nao iany na hisafidy azy enao na tsia,
ra ts nisafidy azy enao, na ts nanaiky azy, d efa safidy zay, zay zany le safidinao.
Nisafidy mo enao, na nanaiky= namany oe nisafidy iany ka efa nisy fiarahana, zay enao vo afaka miteny oe anjara na ts anjara, araka2 zay fitohizany eo.
Iza ary no ho safidy na iza no ekeko (safidy iany zany).Tsy maints manana CRITERE maro2 enao araka voalazan'i ratstare etsy ambony.
t@ mbola kely enao d efa nanana critera tao anaty oe oh zao mba olona tiko hiaraka amiko, ts misy nefa ny idealy, eo no mipetraka ny tolerance, oe iza @ le critera maro no ampandeferinao, iza no ts maints tanteraka voalohany, faharoa, faha telo,
oh: ts misy tanteraka le critera ao le olona ts iny olona iny zany le isafidinao
enao iany no mandanjalanja ny tokony sy ts tokny, fa raha diso henjana loatra enao dia ts hanapakevitra mits hiroso fa mety hiandry lava eo na hitady ny tena tnga lafatra
ra maika2 enao ts nandinika tsara , zay leo safidy mety hisy lesoka hoy i laotsy
ka miakina @ olona ts i iray iany io.
Mazotoa misafidy , fa ny very anjara akory ts misy
4. andryrabe ( 04/04/2008 17:41)
sarotra be zany rehetra zany leretsy a,
ny hitako indray de hoe, lahatra io fa tsy anjara na safidy ka rehefa tonga ny fotoana na mikoty ianao na kotina de efa izy foana izay.
ny anjara mantsy miandry fa ny safidy mikoty raha ny fahitako azy klou e :?
5. laotsy ( 04/04/2008 18:13)
Marina izany!
mitov hvtr @ko enao, nefa maro ny ol no tsy mahatsapa anzany ka oy za oe nahona mo ra hazavaina @zay rht tsy mahatsapa anzany? matoa ko nlaza anio hvt io de mis ol miandry ny atao oe anjara fotsiny; ka noho izany azoko porofona ny hevitro fa marina ho an'ny maro. Msaotra!
6. laotsy ( 04/04/2008 18:28)
Marina izany!
mitov hvtr @ko nareo, nefa maro ny ol no tsy mahatsapa anzany ka oy za oe nahona mo ra hazavaina @zay rht tsy mahatsapa anzany? matoa ko nlaza anio hvt io de mis ol miandry ny atao oe anjara fotsiny; ka noho izany azoko porofona ny hevitro fa marina ho an'ny maro. Msaotra!
ny lahatra ndrai ry se d Atra no nanao aniny a! tsy dia idirana lalina ny @zany satri ny fiaintsika (ny fahafatesana sy ny fahaterahana no tiko lazaina a!) ety efa volahatra daoly ka tsy de misy hidiran i anjara sy safidy lôtra angamba zany;
ny fahalalako ny anjara : mantsy de toy ny enao omena sakafo io, zany oe efa misy ny anjaranao de mandray fotsiny enao. ka raha tsy miasa enao de tsy mihinana na tsy mahazo anjara.
zany oe ra tsy misafidy ny tokony hataonao enao de tsy manana anjara zany.
ny tiko lazaina zany de oe ny safidy no mialoha zay vao ny anjara! ka marina zany ny hevitreo oe tokony hiketrika zany alo fa tsy miandry fotsiny.
7. mpianatra ( 06/04/2008 22:39)
manaona
ny anjara no voalohany zay vao ny safidy.
Fa andriamanitra nanamboatra an'Adam sy eva t@ anjara,fa tsy safidin'i Adama no ho hisy eto an-tany.
dia mande @zany ny fiainana ats'izay ka atram'zao...enao na hifidy tahakan'inona eo aza,fa rehefa tsy anjaranao tsy ho azonao.
ary na ankahala tahakan'inona eo aza,fa rehefa anjaranao,tsy afahanao ialana.
mety maka oatra eo @ fiainanao enao.
zavtra tsy tianao nefa iainanao,satry anjaranao,fa raha ainao ny mandamina azy dia ho sambatra enao,fa raha tsy ainao kosa dia veloma o!!!
Hevitro manokana,mety diso,mety marina
8. milih ( 07/04/2008 07:36)
marary be le andoako mamaky anle fanazavanareo.otran mitovtov dol nef mifamadbadk.nef z ko mb te aafantatr ny tena tokn o valiny.ra iandr n anjar to o taraik k!!resak sanjila ngamb io.f ra isafid d mila manao ezak enao.nef tandremo f ts d ampaafirin ol enao no iseho hifidy eo.délica é?!
9. zoky ( 08/04/2008 06:39)
Mpianatra: @ adam ts mipetraka ny safidy, hisafidy inona moa iz?, za manaiky fa Andriamanitra mahalala ny anjaranao, ts dia ekeko laotra ny le anjara no voalohany, raha anjara ny voalohany ts manana safidy tsony enao zany, ts mipetraka ny fanotaniana ny anjara sa safidy
amiko ny safidy fona no voalohany, na ts vady iany aza fa eo @ fiainana andavanandro, Fidin'Andriamanitra enao ho vahokany, ts voatery enao hanaiky, fa safidinao ny hanaraka azy satria Tsara iz fitiavana, iz sns....
raha azoko tsara mants ny olana dia izao oe ny LEHILAHY no misafidy fa ny vehivavy miandry anjara, taloha ngamba izany.
fa ra izao afaka misafidy ny vehivavy zay olona mba tiany(fa ts voatery mivatana ), le lehilahy nofidiny ts voatery hanaiky fona koa , afaka manaiky na manda, efa SAFIDY zany, tanteraka soa amatsar anjaran zareo no miaraka, niaraka ry zareo nefa ts tanteraka h@ farany ts anjaran zareo zany no miaraka.
fa enao mila manapakevitra sy vonona @ zany vo tonga le fotoana lazain Andryrabe, fa miankina @ nao mampisy le fotoana na ts mampisy azy, fa ny anjara mety @nao efa any fa enao mila misafidy aloha (safidy eto manapakevitra= SAHY hiroso), miaraka @ le critera efa hananao, fa ts izay tonga hikoty anao dia ekenao satria enao mihevitra fa ity le anjaranao
10. mandrindra ( 15/04/2008 16:19)
rehefa lanadray fanapahankevitra dia misy safidy izay, raha tranganjavatra fotsiny dia mila hadihadiana izay fiaviny.
11. mangidy ( 15/04/2008 21:38)
mandrindra : ny anjara tsy misy fa ny safidy no heverina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1202