Ny fiainana hiainanao.....

1. xxx ( 03/04/2008 14:30)
Hono ho aho??? ianao kay mba karazan'ny olona manao ahoana eto ambonin'ity tany ity....
- ilay olona miaina ny anio tsy mivaky loha , tsy mijery ny ho avy, izany hoe manararaotra isan'andro ny fiainana, manao izay tiana hatao rehetra, izay mahafinaritra ny fo sy ny saina, tsy mijery ny ho avy fa ny anio ihany aloha ny ampitso ho hita eo indray....

sa ...

- ilay olona miaina mijery ny ho avy, izany hoe : misy fandaharana sy fe-petra daholo ny zavatra hatao....izany hoe misy discipline izany ny fiainanao, fa tsy manao izay tiana hatao na baranahiny loatra.

Raha niresaka tamin'ny manama iray mantsy aho dia nosarahiny ny vadiny fa mahafinaritra hono ny mipetra-drery, afaka manao izay tiana hatao, tia zava-baovao foana isan'andro raha tsy izany tsy matsiro ny fainana....
novalian'i tsiafoi1 ny 07/04/2008 07:49
2. XxxX ( 03/04/2008 14:37)
xxx:

tia zava-baovao foana isan'andro raha tsy izany tsy matsiro ny fainana....
isan'andro d vao2 foana ny fiainana leisy a!matsiro foana ny fiainana nomen'ny Tompo isan'andro.Anjaran'ny tsi1-1 ny mandamina azy!


3. xxx ( 04/04/2008 08:08)
iaino ny anio fa saino koa ny ampitso (tsy le nanokatra sujet za:P)
4. xxx ( 04/04/2008 11:22)
izaho indray manao hoe banjino ny ho avy......

XxxX: mba lazao ary hoe izany zava-baovao isan'andro izany???
moa tsy ny hitanao anio ihany no hitanao rahampitso....?
5. xxx ( 04/04/2008 12:07)
xxx:
izaho indray manao hoe banjino ny ho avy......
xxx:
moa tsy ny hitanao anio ihany no hitanao rahampitso....?
:arrow: moa tsy toy ny mibanjina ny anio ihany ny mibanjina ny ho avy...... :) ;-)
6. xxx ( 04/04/2008 14:05)
ba te hanao xxx fa tsy manakolazaina! :-D :-D :-D
7. melody ( 04/04/2008 15:26)
inona daholo ary ity xxx bdb ity :-D
8. yonikafopl ( 05/04/2008 09:56)
iaino ny anio, aza manahy ny ho ampitso satria rehefa tonga ilay ampitso io no anio hianana indray. :wink:
9. xxx ( 05/04/2008 11:52)
mila mitsinjo ny ho avy na izany aza ka! kanefa mila mi profite ny fiainana ihany koa fa tsy hay ny avadiky ny ampitso :wink:
10. tsiafoi1 ( 07/04/2008 07:49)
Hiaino tsara ny anio fa hanomana ny ho avy.
Fa raha anio ianao mivilavila
Ampitso ianao hivari-lavo...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2182